Fanairana mena : tazo eto Toamasina
42. watafon
(
16/02/2006 05:35)
zany mihitsy :wink:
efa manomboka zao ny sensibilisation n'ny olona aty dago e! @ ady @ moka io an ! tsy misy afatsy io aloha ny fomba mahomby indrindra azo hisorohana ny fahatongavan'ny tazo moka e! na moka inn izy na moka inn !!!

43. Veloo
(
16/02/2006 18:49)
wata a tsara lesy zany a...ry zareo ihany nohijaly raha tsy miheno tsara ka:wink:
44. watafon
(
17/02/2006 10:25)
samy efa manapaka ny lobolobo manodidina azy zao ny olona ety akaikinay amzao e! d manototra ireo rano miandrona mety hanatodizany !!!
46. fijo
(
17/02/2006 20:00)
veloo an,manao tsindrona bibitoine ndry dia milamina io e.vitamine be no azo,raha efa marary indray dia penis line atao fa hositrana hainagana
48. Veloo
(
19/02/2006 23:40)
:roll::roll: mitonatonana mihitsy ty fijo ty kle
dain ko ty wata de mime fotsiny:twisted:
dain ko ty wata de mime fotsiny:twisted: