Fanairana mena : tazo eto Toamasina

21. Fiffi ( 09/02/2006 05:14)
22. watafon ( 09/02/2006 05:20)
fijo , araho ny torohevitry veloo d asiana whisky kely ao anaty dité d manaova mafana tsara e! sô d nikotrana b loatra ?:?:
23. toubib ( 09/02/2006 12:50)
Raha ny fijeriko manokana dia azo lazaina ho somary mbola mitavozavoza ihany ny fomba fiasa eto Madagasikara tsindraindray mikasika ireny "alerte" ireny (mba tsy ilazana ny hoe ny Minisitera tompon'andraikitra). Ho an'ny tany sasany mantsy tsy dia miandry ela izany ny valim-pitiliana na dia atao hoe any ivelany aza le izy no atao, indrindra amin'izao andron'ny fandrosoan'ny serasera lavitra izao; ity anefa dia efa ho roa volana latsaka kely teo no nanombohany tany Toamasina tany dia tsy mbola "confirmé" hoe inona marina ilay izy. Na koa "cachotier" fotsiny zao isika mba hilazana hoe mahomby ny fepetra maharitra amina valan'aretina ( na ny "survéillance épidémiologique")eto amintsika. Dia ampiononina fotsiny ny besinimaro amin'ny hoe: tsy ilay chykungunia satria tsy misy "éruption cutanée" ilay izy. Fa aza mba tonga aty klou le gripam-borona (sanatria an!) fa dia asa izay hitranga. Enga anie ka hivaha haingana ny olana.
24. toubib ( 09/02/2006 13:12)
Ay mo "chikungunya" le fanoratra azy tkou e!
25. watafon ( 09/02/2006 15:13)
mampatahotra b izy zany ry toubib ! zany tokoa fa asa fotsiny angamba zay hiseho !
26. Veloo ( 09/02/2006 20:00)
loza tokoa kle efa tonga ao afrika ilay aritan'akoho 8O8O:(
27. watafon ( 10/02/2006 09:58)
veloo, soa ihany alou isika fa nosy e! ity aza lesy azo lazaina fa mbola aretina tsy d sarotra tsaboina efa mampisavoritaka kou !!
28. Veloo ( 10/02/2006 20:07)
wata ie wa lesy zany mihitsy ka.. mivavaka tsara e:-*
29. fijo ( 11/02/2006 04:32)
mivavaka????? iza no hiaino andry eo?
30. watafon ( 11/02/2006 05:03)
veloo, marina lesy zany an !:-*
fijo :wink:
31. Veloo ( 12/02/2006 00:16)
o ry kala fijo a iza ndray fa tsy Andriamanitra:roll::roll: iza nohamaly ny fivavahako?
wata:-*
32. adidy ( 12/02/2006 19:44)
Faly miarahaba ny rehetra!
Mampalahelo indray izany ny any an-tanàna voan'ny tazo!
Ny mampalahel dia hoe efa 2 volana ve no nanomboka nisy cas nitranga dia hatr@ izao mbola tsy fantatra mazava hoe inona ny fototry ny épidémie? Nefa ange mba manana labo lehibe toa ny institut pasteur ihany e!!!
Na ilay izy palu mbola mafy kokoa na gripa virale na izany ilay chikunguya! Dia tsy voajery ve au moins ny palu sy ny gripa tsotra?
Izaho aloha nahita sipa voan'ilay chikunguya tafaverina avy any Maurice satria nandeha tany i kala e! Ary efa nisy an'ilay cas tany! Dia tena ilay tenenin-dry zareo mihintsy fièvre miaraka @ arthralgie diffuse! Dia tsy misy fanafana manokana fa dia fitsaboana tazo fotsiny! Fa tsy palu ilay izy satria nangataka examen palu izay négatif aho!
33. Veloo ( 13/02/2006 00:36)
de ahona mifindra any aminao ve ilay izy?
34. watafon ( 13/02/2006 05:01)
adidy, k eo indrindra ange no mapiahiahy ny olona e! fa maninona no any ivelany no atao ny analyse e!
raha ny fepetra noraisin'ny misistera zany d palu le izy e! satria chloroquine no tonga vao haingana t@ container avy any toamasina e! miampy ireo lay 6 container!
k ohatran'izany ange ny fitrangan'ilay aretina aty e! fa io ndray aloha mitovy @ fisehon'ny palu e!
d traitement symptomatika fotsiny zany no ataonao ?
35. adidy ( 13/02/2006 06:57)
Miarahaba ny rehetra! Tsy mifindra ilay izy ka! Ny transmission tsinona entre moka sy olombelona!
Traitement symptomatique tokoa! Fa izany hoe hitako hoe logique aloha hoe sady mampanao traitement palu ny fanjakana satria any amintsika tsinona zone palu dia aleo mailo double, sady inona moa no manakana hoe sady votsindron'ny moka misy chikungya no moka palu?
36. watafon ( 13/02/2006 09:00)
Marina aloha zay e ! sady possible tsara mihitsy satria rehefa ahenan'ny virus ny hery fiarovana d mahazo vahana ny palu e!
37. Veloo ( 13/02/2006 22:43)
ka tsy mila anti-corps betsaka zany rehefa tonga any dago?
38. watafon ( 14/02/2006 11:08)
zany aloha d marina e! mitondrà bobaka refa oavy e! any ange misy maro e!
39. Veloo ( 14/02/2006 15:41)
ohatra? ry wata?
40. watafon ( 15/02/2006 08:50)
rehefa mety ho vitamines any d ento fa mety e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1178