Fanairana mena : tazo eto Toamasina

101. lamie ( 21/03/2006 21:31)
toubib:

Raha ny fijeriko manokana dia azo lazaina ho somary mbola mitavozavoza ihany ny fomba fiasa eto Madagasikara tsindraindray mikasika ireny "alerte" ireny (mba tsy ilazana ny hoe ny Minisitera tompon'andraikitra). Ho an'ny tany sasany mantsy tsy dia miandry ela izany ny valim-pitiliana na dia atao hoe any ivelany aza le izy no atao, indrindra amin'izao andron'ny fandrosoan'ny serasera lavitra izao; ity anefa dia efa ho roa volana latsaka kely teo no nanombohany tany Toamasina tany dia tsy mbola "confirmé" hoe inona marina ilay izy. Na koa "cachotier" fotsiny zao isika mba hilazana hoe mahomby ny fepetra maharitra amina valan'aretina ( na ny "survéillance épidémiologique")eto amintsika. Dia ampiononina fotsiny ny besinimaro amin'ny hoe: tsy ilay chykungunia satria tsy misy "éruption cutanée" ilay izy. Fa aza mba tonga aty klou le gripam-borona (sanatria an!) fa dia asa izay hitranga. Enga anie ka hivaha haingana ny olana.


tena mitavozavoza ny mpitondra e! na misy kongona, na hafa dia kobonina daholo, asa re fa nahoana? rehefa be ny maty vao mihetsika nefa efa miely be ny arentina
102. Veloo ( 22/03/2006 01:38)
wata nga tsy loza retsy a tsy mandaitra akory amiko ilay izy, za tany dago nijaly beuuuu:(
103. fijo ( 22/03/2006 21:30)
wata,ireny moka mainty mipentina fotsy ireny mantsy tia mitsentsitra ravimanga koa,any analalava sy iny avaratra andrefana rehetra iny be azy.fa mety tsy mbola nitsentsitra olona voa izy dia tsy mamindra ka.
104. watafon ( 23/03/2006 19:29)
fijo, k irariana mba tsy hisy oul voa handende aty e!
veloo,ndry zany mamy hoditra d tiany kou !
105. fijo ( 23/03/2006 20:39)
na koa matavy hoditra dia tiany ka
106. Fiffi ( 24/03/2006 05:31)
na koa manao ranomanitra be ireny , misy lokon'akanjo tena tiany koa an!
107. fijo ( 24/03/2006 20:44)
izany mihintsy
108. Fiffi ( 25/03/2006 18:57)
fijo: nefa ve dia tsy mba hanao manimanitra kosa rehefa tafaraka @ ilay tiana ?
109. watafon ( 25/03/2006 18:58)
k nefa tian'ny moka d ahoana zany ?
110. Fiffi ( 25/03/2006 19:00)
wata: de ahoana re zany no hatao eh ? :(
111. fijo ( 05/04/2006 03:20)
manaova tsemboka be fa iny milay
112. Fiffi ( 05/04/2006 04:12)
fa rehefa tsemboka angaha dia tsy tian'ny moka ? noheveriko hoe iny fofona hatsembohina iny mihintsy no manintona azy koh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3199