MPAMOSAVY

81. dadabe ( 17/02/2006 04:53)
veloo tandremo fa misy ol sasany anie ka tsy vokatry ny fony no nanaovany mpams fa noho izy tia olona iray be lotra , dia nanjary nanao ody fitia ary niafara t@ nahampams azy , nefa izy mety mino an'Andriamnitra
82. diamondra27 ( 17/02/2006 22:54)
ny mahatonga pams de refa ho faty iny le pams de ze olona farany tiany hampitaina an'azy no lasa pams à son tour, 'zay vao afaka ny ainy.( finoanoampoana?):-D:-D
83. diamondra27 ( 17/02/2006 22:57)
dadabe! ny an'elah koa de ody fitia foana no resahina, f'angah tsy misy ody hafa ampiasain'ny pam's?

raha be fialonana izy 'zao de amosaviny le olona ialonany iny, de marary mafy be mitsy iny avy eo ary mety iafara @ fahafatesana.
Ny sasany indray: mamosavy satria le tanimboly ny voisin be vokatra loatra noho ny azy
Ny sasany mangataka mba holatsahan'ny varatra :-D:-D:-D
84. lapino ( 17/02/2006 23:48)
dadabe:
lapino > yee misy any donk bononoka+ranovisy=tsyhifankahitan ny tafondro @ alina sy ny baomba tsy hay intsony ,le mivily eo fiadanana hitako , sao dia ponin'andranonanahary aza i lapino le ?sa faravohitra ?

Antanetilava no anaran'le tanàna, asa izany raha fantatr'i dadabe. Za aloha tsy mahay izay atsimo sy avaratra fa raha tsy diso aho miankandrefana rehefa avy eo Fiadanana, dia mananika tendrombohitra fa ao an-tampony ao.
Ary tena kobon'i dadabe tsara le tanàna an! Za aloo tsy mahatadidy ny antsipirian'ilay toerana e!
Fa bononoka + ranovisy = :-D:-D
85. marozevo ( 18/02/2006 23:43)
Misy ketapotsy koa ho'aho ao. sao mbola tsy nahita ianareo.
86. soasoafy ( 01/03/2006 10:59)
za mahita ol sady mpamosavy no mpandainga nefa mpanabe le izy, ary ny tena pire de panabe @ sekoly ara-pinoana,de gaga fotsiny aho
87. marozevo ( 02/03/2006 15:49)
tonga soa i soasoafy. Tsy fantatrao akory aza le hoe ketapotsy kooo...
Sady mpandainga no mpamosavy hono... dia misy sahy mifanena aminy ve... Aiza no misy an'zany.
88. dadabe ( 03/03/2006 14:33)
hoy i lapino

Antanetilava no anaran'le tanàna, asa izany raha fantatr'i dadabe. Za aloha tsy mahay izay atsimo sy avaratra fa raha tsy diso aho miankandrefana rehefa avy eo Fiadanana, dia mananika tendrombohitra fa ao an-tampony ao.
Ary tena kobon'i dadabe tsara le tanàna an! Za aloo tsy mahatadidy ny


any ve lesy ny tanana , humm mahatsiaro ahy taloha mandeha dia antongotra , sady milolo sobika , tsy manao kiraro , akanjo rovitra , mandeha @ iny antanetilava -faravohitra andranonanahary iny humm de mipaka any ramainandro, lalana tapakandro de sady misotro rano visy +ketapotsy+bononoka =baomba be io a
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 19-02-2006 03:43:16
Lohateny : Re : MPAMOSAVY
Misy ketapotsy koa ho'aho ao. sao mbola tsy nahita ianareo.

tena mapahatsiaro ny any @ tanana less
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 18-02-2006 02:57:45
Lohateny : Re : MPAMOSAVY
dadabe! ny an'elah koa de ody fitia foana no resahina, f'angah tsy misy ody hafa ampiasain'ny pam's?


tena io anie no frequent ry diams e:wink:, ohatra izao hoe indry izao asiko ny ody fitia de voako de zah lasa mivoka alina mba hanamasinako ilay ody fitia nalefako tany amindry :wink::°):°)
89. marozevo ( 05/03/2006 00:53)
Dadabe, tsy mety io ohatra raisin'ialahy eo ambony io.. hiady amin'olona moa ialahy ity no farany, mba marina moa...
90. diamondra27 ( 05/03/2006 11:24)
marozevo: fa inona indray 'zany ketapotsy?
91. marozevo ( 05/03/2006 15:17)
diamondra27 > Izany keta-potsy izany dia karazana sakafo eh.. raha tianao dia ataontsika hoe "spécialité andrefan'Ankaratra", manomboka ao Amboanana, mandalo an'i Manalalondo sy Marofangady, mivily kely mankeo Ambohiborona dia iny Faratsiho manontolo iny, ary mipaka hatrany Vinaninony atsimo. Tsy haiko tsara ny menu fanaovana azy, fa ny fantatro dia tsy ratsy ilay izy aloha eh.. saingy mila fahazarana vao tena tia azy, amin'ny voalohany ohatran'ny misy fofona tain-tsaka izany ilay izy, fa rehefa zatra ianao dia tena hohenonao ny tsirony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0659