MPAMOSAVY

61. diamondra27 ( 04/02/2006 08:02)
fa inona no tena dikan'ny le oe vonjobory e?
Lasa boribory ve ny odiny?

Ie marina io mihoso menaka io e ! @'zay izy de tsy tratra raha henjehina, fa efa nahita pams azo ihany ny tenako indray mande, boay kely 17ans le izy( fa tsy hay aloha na tena pams e!) , tratra nandende t@ 4maraina izy , tsy miakanjo sy tsy mipataloha de tonga teo doly ny peuple, de nangovitra be lery, de nokapokapohin'ny peuple teo izy nanmpalahelo be, fa za tsy nijanona teo satria maika ny hianatra.
De efa nahita manandro ihany koa teo ampanaovana ny vatokeliny fa nanaiky ny hihaino anay ilay izy sady liana be momba an'i Jesosy, de nanolotena aza ny farany. Tena resaka serieux io an!
62. sonwin ( 04/02/2006 08:09)
eh ny mpanandro ange tsy mpamosavy e,samihafa be zany sady tsy azo ampitahaina.
63. diamondra27 ( 04/02/2006 08:46)
ie samy hafa mihitsy fa 'zany hoe: raha manome ody tsy mahasoa le mpanadro de laso otran'ny pams ihany izy fa tsy le mivoaka alina akory
64. Veloo ( 05/02/2006 01:29)
inn ndray zany mpanandro?
65. dadabe ( 05/02/2006 06:08)

Hehehe, any am'le fandehanana mijery hira gasy sy ampongavilany izany kle! Dia mihinana bononoka, dia misotro ranovisy rehefa le sady noana iny no mafana be ny volana Aogositra!
[/quote


ranovisy anie r'ise any atafofo-I sy antafofo-II e, any @ ilay namboarin'i fihaonana lalana makany malalalondo, nefa ise milaza hoe faratsiho , tsy ho mifanipaka ve izany e?fa izany hoe zah aloha tsy tia bononoka na dia avy any aza e, heheh rehefa eo antapon'andranonanahary no tena famelezana bononoka, sy ilay lalana eny faravohitra, sady efa vita anie hono iny lalana inye , safe tsy de misy MPAMS intsony izany kle:-D
66. lapino ( 05/02/2006 09:22)
Misy ranovisy any Ramainandro ka! Fa tsy ao anaty tanàna ilay izy, fa mbola mandeha lavidavitra kely. Anaty tranokely izay mihitsy ilay izy. Masiaka be io ranovisy io raha oharina amin'ny ranovisy any Antsirabe.
Zay aloha tsy Ramainandro ville, fa mbola anatin'ny firaisampokotany Ramainandro. Rehefa le ndeh ho any iny dia avy eo Fiadanana no mivily.
De za koa tsy tia bononoka fa zany hoe mihinana ihany rehefa noana! Fa danzz le bononoka sy ranovisy an! hihihi!
67. sonwin ( 05/02/2006 17:07)
misy mpams misotro hono io ranovisy io refa alina :^)
68. lapino ( 05/02/2006 20:29)
Raha amanizany no toa ho ratsy kle! Tsy hay intsony hoe tena fofona ranovisy ve izany? =))
69. Veloo ( 05/02/2006 22:52)
inn ty mpanandro?
70. marozevo ( 06/02/2006 01:21)
Laingan'i Sonwin kambo izany hoe misy mpams misotro izany io amin'ny alina. Mampitahotra fotsiny i Lery, satria efa hitako koa io fa misy lakile la izy ka mihidy amin'ny alina.

Ny an'i lapino moa (izay tsy sahiko averina eto) dia resaka tiana hateza fotsiny.

Mpanandro = Olona "mahay" mijery ny tonon'andro araka ny volana sy vintana Malagasy. Ireny no idodododoana rehefa mila io tonon'andro io ny Malagasy hatramin'izao ny sasany. Ohatra rehefa hanorina fasana na trano na hanao famadihana. Misy aza hanam-bady dia mila toky tsara satria, hono, raha FITO miala eo amin'ny vintanao ny vintan'ilay ho vadinao, dia tsy hifanambina mihitsy ianareo. Asa anefa aloha izay fahamarinan'izany...
71. pissoa ( 06/02/2006 07:26)
papa sy lapino> :roll::roll:
72. marozevo ( 07/02/2006 00:58)
Pissoa:-$
73. Veloo ( 07/02/2006 20:25)
marovezo misaotra ooooooo
tsssssssssss ratsy ndray zany mino panandro zany kle
74. marozevo ( 08/02/2006 00:16)
Veloo:

marovezo misaotra ooooooo
tsssssssssss ratsy ndray zany mino panandro zany kle



Fa za angaha niteny tamin-njy hoe mino mpanandro aho... Fanazavana fotsiny no nataoko fa tsy hainao aho na mino na tsy mino.:oops:
75. Veloo ( 09/02/2006 17:00)
o ry marovezo a za angaha niteny oe inao no mino panandro?:roll:
76. marozevo ( 11/02/2006 00:00)
Kay ve eh...:lol:
77. dadabe ( 11/02/2006 14:47)
humm ireo indray :°)


lapino > yee misy any donk bononoka+ranovisy=tsyhifankahitan ny tafondro @ alina sy ny baomba tsy hay intsony ,le mivily eo fiadanana hitako , sao dia ponin'andranonanahary aza i lapino le ?sa faravohitra ?

marozevo diso zah fa antafofo anie rindrano fa tsy ranovisy kay e
78. marozevo ( 15/02/2006 00:59)
Raha misy mahita rakitry ny mpamosavy hono, leity, ka mitondra izany, dia maty ao anatin'ny ora vitsy ny havany sy ny vady aman-janany ? Marina ve izany?
79. Veloo ( 15/02/2006 02:53)
raha manana finoana an'Antra ny ol tsisy ny pamosavy ka:°)
80. marozevo ( 16/02/2006 23:19)
Ka ny olona mino anie tsy mamosavy fa mety ho voan'ny mosavy eh... Sa ve rehefa manam-pinoana dia tsy voany ? Aza dia matoky tena loatra ry zareo ah... Mba mailo tahaka ny inona moa, sy tsotra tahaka ny voromahailala.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.365