MPAMOSAVY

41. Veloo ( 30/01/2006 00:30)
zany angaha moa ny dikan'ny mpamosavy? tsy manampoizina ve ny dikan'izany ry sw?
oe sw oe:
any ampita feno mpamosavy, amosavian-dry zareo amin'izany cocaine izany ny tanora ka tena simba ny sainy
8O
42. marozevo ( 30/01/2006 00:55)
Veloo:

zany angaha moa ny dikan'ny mpamosavy? tsy manampoizina ve ny dikan'izany ry sw?
oe sw oe:
any ampita feno mpamosavy, amosavian-dry zareo amin'izany cocaine izany ny tanora ka tena simba ny sainy
8O



Ka iza ary no tian'i veloo, mifanena amin'ny mpamosavy sa mifanena amin'ny mpanapoizina?
43. Veloo ( 30/01/2006 17:01)
ny mpanampoizina mety mbola ho tsara tarehy=))=))
44. marozevo ( 30/01/2006 23:18)
Ny ahy indray dia samy tsy tiako na ny mifanena amin'ny mpandainga, na amin'ny mpamosavy, fa indrindra amin'ny mpanampoizina.
45. Veloo ( 30/01/2006 23:33)
zany an...:wink: on ne peut lses eviter anefa hihihih
46. marozevo ( 30/01/2006 23:43)
Oui veloo, tu as raison. On ne peut pas les eviter anefa... Fa hoy kosa aho hoe
On peut ne pas les inviter.
Tsy jeu de mot io anh...
Ny antsika manko indraindray ilay ratsy fantatra fa ratsy nefa atao ihany... fahalemena. On peut ne pas les inviter.
47. dadabe ( 31/01/2006 01:22)
hummm masaka ny dialoguen'izy mitsam kle:-w:-w
48. diamondra27 ( 31/01/2006 06:09)
:-@:-@:-@ fa manjary tapaka le resaka
49. marozevo ( 31/01/2006 21:30)
Tsy tapaka izany io zoky ah... Ny nahatonga an'io anie dia hoy i veloo hoe tsy azo eviter-na na ny mifanena amin'ny mpamosavy, na mpandainga na mpanampoizina eh... Marina izany, hoy aho, saingy isika koa indraindray manao lolo fotsy manatona afo..
50. Vahinala ( 31/01/2006 22:07)
Kay le lasa teny voza beu ndray kay le kozy ato !:(
51. Herimiafina ( 01/02/2006 17:56)
DM: (l):*:*(l)
52. Veloo ( 01/02/2006 19:52)
dadabe ka inn ary no mba havalinao azy eo ...? :twisted::twisted:
marovezo a rehefa misy manampoizina anao aiza no ahafantaranao oe ny inviter-nao anie izy ?:roll:
53. marozevo ( 02/02/2006 01:18)
Tsy dia hoe mi inviter au sens propre no tiako hambara amin'io na dia tsy jeu de mot aza, fa ny tiana holazaina dia hoe sarotra no miala amin'ny ratsy... na dia fantatra aza indraindray fa ratsy ilay zavatra. raha somary avadika kely dia izao, tokony hodinihiko ihany fa ny mpamosavy, na mpandainga, na mpanampoizina ny tenako sy ny fiainako dia tsy olona ivelany fa izaho ihany. Koa raha fintinina ilay hoe inviter, dia angamba hoe, azoko atao tsara anie ny tsy manana toetra-na mpamosavy na mpandainga na mpanampoizina eh..
54. Veloo ( 02/02/2006 20:04)
:^)
55. lapino ( 02/02/2006 20:13)
dadabe:
zahay lesy avy any ramainandro a! le miala 15 km avy eo faratsiho hehehe

Hehehe, any am'le fandehanana mijery hira gasy sy ampongavilany izany kle! Dia mihinana bononoka, dia misotro ranovisy rehefa le sady noana iny no mafana be ny volana Aogositra! :)
56. Veloo ( 03/02/2006 16:34)
57. vakodrazana ( 03/02/2006 22:12)
:D Aoka izay ity resaka pams ity

Liana tokoa aho namaky ity forum ny PAMS ity, ny teneko aloa na dia avy any avarabonga ( akaiki'ny faratsiho ) sahy aho milaza anareo fa dia aleo mifanena @ mpandainga.
Raha ny fijeriko dia tsy tena mbola nahita izany pams izany ianareo. Fantatrareo ve fa ny pams rehefa mivoaka alina dia mangiloilo feno menaka ny tenany, ny antony dia mba tsy hahazoan'ny olona azy.
Marina anefa ny teninareo manao hoe: aleo ianao no mahita azy voalohany, izaho aloa dia efa nahita azy voalohany soa ihany, satria raha izy no mahita voalohany dia tsy afa mihetsika ianao na raha ao an-trano ianao ka rehefa matory tsara iny dia indraindray ohatran'ny misy olona manindry izany ianao tsy hafa-mihentsika: ny antony dia nisy PAMS nandalo ao an-tokotany.
Tena kaozy ry zalahy izany an! cool ihany fa aza adino ny voajo-bory rehefa mba mivoaka alina e!:oops:
58. lapino ( 03/02/2006 22:20)
vakodrazana > rehefa matory tsara iny dia indraindray ohatran'ny misy olona manindry izany ianao tsy hafa-mihentsika: ny antony dia nisy PAMS nandalo ao an-tokotany.
Raha manao an'io dia mila manao fitsaboana amin'ny Magnésium sy Vitamines B. Ny tsy fahampiana magnésium manko, araka ny nazavain'i watafon, dia mampisy olana amin'ny conduction nerveuse. Raha tsy izany dia mahereza mihinana sokolà.

Be olona avy any amin'ny tanàna ihany ato izany, fa dia ato amin'ny resaka mpamosavy ve no mifankahita kle! :-D:-D
59. marozevo ( 04/02/2006 00:18)
lapino:

dadabe:
zahay lesy avy any ramainandro a! le miala 15 km avy eo faratsiho hehehe

Hehehe, any am'le fandehanana mijery hira gasy sy ampongavilany izany kle! Dia mihinana bononoka, dia misotro ranovisy rehefa le sady noana iny no mafana be ny volana Aogositra! :)



Aza adino koa ny keta-potsy. Io ny ahy no tena tiako tamin'izaho tany ireny... saingy taty aoriana nazavain zalahy tamiko ny fomba fikarakarana azy ka angamba aho tsy ho tia intsony raha miverina any
60. marozevo ( 04/02/2006 00:21)
vakodrazana:

:D Aoka izay ity resaka pams ity

Liana tokoa aho namaky ity forum ny PAMS ity, ny teneko aloa na dia avy any avarabonga ( akaiki'ny faratsiho ) sahy aho milaza anareo fa dia aleo mifanena @ mpandainga.
Raha ny fijeriko dia tsy tena mbola nahita izany pams izany ianareo. Fantatrareo ve fa ny pams rehefa mivoaka alina dia mangiloilo feno menaka ny tenany, ny antony dia mba tsy hahazoan'ny olona azy.
Marina anefa ny teninareo manao hoe: aleo ianao no mahita azy voalohany, izaho aloa dia efa nahita azy voalohany soa ihany, satria raha izy no mahita voalohany dia tsy afa mihetsika ianao na raha ao an-trano ianao ka rehefa matory tsara iny dia indraindray ohatran'ny misy olona manindry izany ianao tsy hafa-mihentsika: ny antony dia nisy PAMS nandalo ao an-tokotany.
Tena kaozy ry zalahy izany an! cool ihany fa aza adino ny voajo-bory rehefa mba mivoaka alina e!:oops:




Zanak'iza ao avarabonga nareo le ?... Ilay avarabonga akaikin'Antsapanimahazo sy i Mamolahy ve izany sa avarabonga hafa. Tsy misy tsy fantatro ry zareo ireo raha io ilay avarabonga lazainareo.
Za koa r'ise dia tena efa nahita tamin'iny lalana iny ah.. fa tsy haiko hoe izaho ve no nahita mialoha sa izy... fa natahotra ihany aloha aho tamin'izay na dia maro aza izahay no tafara-dàlana. sa rehefa maro dia tsy ataony inona... mba mila toky kely fotsiny aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079