MPAMOSAVY
21. dadabe
(
27/01/2006 10:50)
:wink:diamondra a! ny toerana ahitana mpams anie de ny toeranaizay ahitanao olona manao ody fitia e, ohatra izao hoe zah tia anao :wink: de asiko ody fitia ianao dia rehefa avy eo zah lasa mivoka alina , :wink::°)
22. diamondra27
(
27/01/2006 17:49)
de inona le ataony mandritra io alina io?
Ary heveriko fa hoe: mpanadro sa mpanao tromba le olona manome ody fitia fa tsy pams
De mivoaka alina mitady ahy ve enao nefa lavitra be ny elanelantany?
Ary heveriko fa hoe: mpanadro sa mpanao tromba le olona manome ody fitia fa tsy pams
De mivoaka alina mitady ahy ve enao nefa lavitra be ny elanelantany?
23. Vahinala
(
27/01/2006 18:20)
Eny Ambohitrarahaba zao malaza hoe be pams hono nefa za aloha tsy mbola nahita hatramzay e, za nefa mpakany matetika ary efa nipetraka tany taloha.
25. marozevo
(
27/01/2006 23:53)
Nisy fanontaniana izany henoko tamin'ny taona 1989. Izao ilay fanontaniana : "Aiza leity no tany tsy misy fasana ah?".
26. Herimiafina
(
28/01/2006 00:40)
Tena aleoko ihany ry zareo mifanena amin'ny mpandainga klé. Gidra be le mpamosavy knou, efa nahita olona azony aho mantsy fa nidirandoza mihintsy klé, rapa ny lohalika sy ny kiho sady tena amambolana mihintsy vao niverina normala ny sainy, tany amin'iny lalan'i Tsiroanomandindy iny ilay izy raha sendra nanamboatra làlana tany izahay, ilay vao afaka ny lalandratsin'i Analavory ka hiazo an'i Hazomay iny e! Gravy izany an, sady toa ny sipa rehetra teo antanana hono toa izy jiaby klé, hehehehe=))=))
27. dadabe
(
28/01/2006 04:08)
kozy ve ?
any ambatondrazaka ihany koa hono ! fa izay hoaa ny ody fitia anie no mahatonga an'io e
diamondra ny zavatra ataoko amizay dia ny mitady anao ary ianao koa hitady ahy dia zay , de ianao lasa tsy tia olona hafa tsy zah irery :°)
marozevo > any andeglizy sisa no tsy misy fasana :^)

28. Herimiafina
(
28/01/2006 04:47)
Ka any Ambatondrazaka ry dadabe toa siosiondresaka an, rehefa natao ny ankety mafonja dia sipa matsaka amin'ny alina no nisy nihevitra ho mpamosavy tao Imerimandroso tao hono e! hehehehehe=))=))
32. diamondra27
(
28/01/2006 12:59)
dadabe: hum de ndao ary ifampitady de ze tsy mahita mandohalika sy mifafa ny kihony toa io lazain'i HM io.
HM: tsara osa ny maheno ny lazainao mba hahafaha mitandrina tsy mandeha irery @iny faritra iny sao de....:wink: Etsy aloha sao de lasan'olona eo ka:-*:-*
routa:lazao tokoa hoe
ambatondrazaka:le ambalavelona ve 'zany lazainareo 'zany? tsssssss.
marozevo: misy blagy sa tantara tsy tadidiko momba io oe aiza ny toerana tsy misy fasana? Valiny: ny fasana de eny rehetra eny satria raha maty ny olombelona de lasa vovoka, poussières, ny sasany moa lavenona(dorana) de afafy @ ze tian'le tompony amafazana azy. Ny fasana cimetière de mba respect iny e! @ velona sy ny maty. Any ambanivohitra aza nge toa ipetrahana sy ataondry zalahy fanaovana fanorona sy belotte le fasana e!Ny sasany indray tena koditra be raha vao hoe: handalo fasana izany.
Misy manana finoana hoe: raha vao avy mihinana ondry hono de tsy mandalo fasana???

33. Vahinala
(
28/01/2006 15:47)
Za efa nahita tam gazety indray mandeha hoe bandy notanigenany pams dia noentiny tany am faritra anjozorobe tany tsy tadidiko hoe avy taiza no niala, tsy nahatadidy na inona na inona mintsy ilay bandy fa taitra ny maraina jerena eny ampovoana saha be teny sady feno ratra be, teo lery vao tonga saina hoe tena nifanena tam pams marina kle !:roll:
35. marozevo
(
29/01/2006 01:00)
Somary sarin-teny ihany ilay hoe aiza no tany tsy misy fasana, mba hilazana fa isika izao dia mizotra mankany amin'ny fiainana tsy fantatsika... satria isika rehetra, - enga anie mba ho ela be izany - isika rehetra dia tsy maintsy hivoaka amin'ny varavaram-kazo ka hiditra amin'ny varavaram-bato. ka raha tena marina fa manitsa-pasana ny Mpams dia tena ho voahitsakitsaka isika any aoriana any.
37. sonwin
(
29/01/2006 12:32)
any ampita feno mpamosavy, amosavian-dry zareo amin'izany cocaine izany ny tanora ka tena simba ny sainy
38. pissoa
(
29/01/2006 13:01)
Zah mbola tsy nahita mpamosavy izany, ilay hoe mitaingina fasana sy ny blablabla be dia be; dia tsy mino izany mpamosavy izany, ankoatra ilay mpamosavy amin'ny heviny lazain'i sonwin. Fa rehefa mahita angambany aho hino ihany hoe misy izany fa ôtran'ny mampatahotra be le tantarainareo :-D:-D
40. marozevo
(
30/01/2006 00:03)
sonwin:
any ampita feno mpamosavy, amosavian-dry zareo amin'izany cocaine izany ny tanora ka tena simba ny sainy
Tena marina io, ary raha io dia efa nahita mihitsy tokoa aho, tany naples, ary atsimonkelinay ary. fa araka ny henoko, asa na marina na tsia, enga anie ho diso. Araka ny henoko ho'aho dia toa mitady hisy ity karazana famosaviana ity koa any Madagasikara any. Izany rongony izany, hono. Misy somary malefadefaka koa, hono, nefa sady manimba be sady mandany vola tsisy hevitra : toaka hono no anarany. Ianareo aty M/kara no mahita na marina ilay henoko na tsia.