Namana iray

61. Herimiafina ( 05/02/2006 17:01)
Rehefa hitako i Joelle de hampiaraka izahay kah, hehehehe:-D:-D
62. pissoa ( 05/02/2006 17:28)
Mazava ho azy kou! :-D:-D
63. jennifer2 ( 07/02/2006 01:33)
Herimiafina? aiza ianareo no hampiaraka? halaiko sary!
64. Herimiafina ( 07/02/2006 20:31)
Aiza moa fa tsy de ao antrano ihany e! Jiro izao no mila misy mitana kely! hehehe:-D:-D
65. jennifer2 ( 08/02/2006 05:31)
atao firy fa za manana tanana sy tongotra maro hitana azy?:lol::lol:
66. ari.malala ( 08/02/2006 09:55)
ho afaka haka sary v ky njy ry Jenni raha hitana jiro? :-D:-D
67. jennifer2 ( 09/02/2006 01:16)
ie! ny tongotra roa mitana jiro de ny tanana roa maka sary!
68. Herimiafina ( 10/02/2006 15:48)
De lasa mpinamana koa isika izany de teo ampitanana jiro no nifankahitantsika, hehehehe:-D:-D:-D:-D
69. ari.malala ( 13/02/2006 05:52)
:-D:-D:-D:-Dhafa ko zany an
70. Roch ( 12/04/2006 20:48)
Salut, tena nanana namana milay be zay aho. Nifampizara ny masaka izahay, ary dia nopahany rafotsiko. Aoka ny namana, tsara ny manana namana, fa aza mandeha lavitra loatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5109