Namana iray
21. Herimiafina
(
24/01/2006 17:23)
F'angaha marina moa tsy mampiasa ody fitia refa hitady namana ry pissoa? :roll::roll:.......=))=))
22. pissoa
(
24/01/2006 17:28)
Zah aloha tsy nampiasa e, dia na hitady olon-tiana koa aza tsy hitako izay hampiasako an'zany =))
23. Herimiafina
(
24/01/2006 17:30)
Oadray klé, de mba mahazo nefa ve? Fa ahoana izany fikanao izany, mba hatoroy hoe zah an! hehehe=))=))
29. mamzelkely
(
25/01/2006 11:50)
zao le we zay hifanareo ao ry pissoa sy herimiafina fa alamino miadana ao ee:-D:-D
31. diamondra27
(
25/01/2006 16:49)
zay mba liana @ le tantara de tsy nitohy le izy kale
angano angano..... de aona fa :(:(zahay e!
angano angano..... de aona fa :(:(zahay e!
37. Herimiafina
(
28/01/2006 03:15)
De nisy sipa manja kely atsoina hoe Joelle izay koa hitako tany Ampefy tany fony zaho mbola vao enin-taona monja. Nanao le kilalao papa sy manan ireny izahay tamin'izay, ary zah sy izy foana no niaraka, samy mpanao vakansy moa tamin'izay de tao amin'ireo bungalow teo amoron'Itasy ireo no nipetraka, de indray hariva izay ary norohany ity izaho de gaga be otsan'ny nihontsana izany ny tany amnadanitra klé, de ry zareo nody talohanay ka dia nalahelo dia nalahelo tokoa ity fo klé, tsy azoko ny nanjo ahy tamin'izay. Any i Joelle kely, pentekotista eo Manjakaray ry zareo, izay ihany no information fantatro satria niresaka ny ray aman-dreninay.
39. Herimiafina
(
28/01/2006 06:17)
De mitady an'io sipa io zah izao sao de misy mahafantatra izy io e! Fa tena hahatsiarovako le premiere deception amoureuse-ko matsy klé, hehehehe=))
40. pissoa
(
28/01/2006 06:18)
Ntsoooo - ao fa raha zah no tonga alohanao any Dago dia tadiaviko izy an :-*:-*