Namana iray
41. Herimiafina
(
28/01/2006 06:22)
Fa ny mahalasa saina anh de refa hitako nefa de hataoko inona klé, jerijerena fotsiny ve? hehehe=))=))
43. Herimiafina
(
28/01/2006 06:33)
Ka sao de loza eo knou, lasa papa maman zaza apres 9 mois, hehehehe=))=))
44. pissoa
(
28/01/2006 06:40)
Ka ilay kilalao taloha fotsiny no averina fa tsy asiana kilalao vaovao raha izay izany kah! =))
45. Herimiafina
(
28/01/2006 06:47)
Hay! Possibla ve izany amin'ny saina tsy miangatra? hehehehehe=))=))
47. Herimiafina
(
28/01/2006 07:00)
Ka efa samy misy hormone de mora mirongatra raha hanao papa sy maman knou, impossibla, hehehehe=))=))
49. hesham
(
28/01/2006 15:21)
Akamatiana , ieee , nji za namako tiko be .bizzzzzzzzz be nji , sady ela be nji tsy hitako de sary fotsiny jerena , manaelo anji za zany .:-*:-*:-*:-*:-*:-*
52. jennifer2
(
29/01/2006 20:12)
hesham? fa ho ariandry aiza indray herimiafina? io indray ndry fa hampijaly azy an!
55. xxx
(
02/02/2006 06:31)
Za nefa mahita an'i Joelle fa tsy teneniko anao izy fa aleo ianao ihany no mitady azy raha tena mba nahafinaritra anao izy, sa ahoana ?
57. Herimiafina
(
02/02/2006 16:38)
xxx:
Za nefa mahita an'i Joelle fa tsy teneniko anao izy fa aleo ianao ihany no mitady azy raha tena mba nahafinaritra anao izy, sa ahoana ?
Mipotraha klou njy de hitantsika eo izay hatao e! Afaka ampianjy ve zah hitady azy klé, hehehehe:-D:-D
58. pissoa
(
02/02/2006 18:11)
Hitan'lah ihany angaha izay hanaovana an'i Joelle rehefa hita? :-D:-D