Vavy ao fivadiana manana fahaizana

81. Herimiafina ( 26/01/2006 19:33)
Hay marina moa zah maditsa be mahintsiny koa klé, saika hadinoko iny, hehehehe:-D:-D=))=))
82. cutie ( 26/01/2006 19:35)
:-D:-D:-D
83. Veloo ( 26/01/2006 20:09)
nareo ve namaky o jereo oy aho oe..
fantatro ny tianao lazaina, indray2 mantsy tsy manmpahaizana nefa manana logikan'ny fiainana dia miseo ny intelligence-ny sa ahona?

io ve tsy mahavaly ny teninareo ry reto?
Kanefa kosa tena vitsy ny olona manana an'io fisainana io
fa ny olona manana fahaizana no tena tsara
ny manana fahendrena no tena tsara ...
ndray2 ny oul tsy manana an'ireo bloquer kle :-D:-D
84. Herimiafina ( 26/01/2006 21:04)
Ary tena intelizansa be minytsy ity Veloo ity izany an, tena mitady ho tara aminy mintsy zah klé, hehehe=))=))
85. jennifer2 ( 27/01/2006 04:32)
HM: :lol:
86. akamatiana ( 27/01/2006 05:15)
mi lol sisany jenny zany kle!!:-D:wink:
87. mandrindra ( 27/01/2006 12:45)
tara amin'ny fahaizan'i veloo i herimiafina
veloo, tena mahay aloha ianao e, tena mpaminany, tonga dia fantatrao ny tiako lazaina :D
88. Veloo ( 28/01/2006 23:39)
mandrindra zany ve:oops::oops::oops::oops:
heri:twisted::twisted::twisted:
89. mandrindra ( 30/01/2006 09:19)
fa inona no mahateramena an'i veloo, ny marina ve?
90. ari.malala ( 30/01/2006 10:14)
:-D:-D
91. Vahinala ( 30/01/2006 11:36)
Za mety mahay zavatra tsy hainy, izy koa mety mahay zavatra tsy haiko noho izany mifameno foana ny anakiroa ka tsy tokony hisy olana ny hoe iza no ambony fahaizana kokoa.
92. mandrindra ( 30/01/2006 13:37)
vahinala, raha izany ary dia iza no mameno ary iza no fenoina?
93. Vahinala ( 30/01/2006 14:48)
mandrindra, tsy misy hoe iza no mameno fa izay tsy hain'iray mba hatoro ny iray dia idem avy eo e, tsy azonao ve zany ? Amiko resaka diploma zany tsy d tokony hampisy olana be eo am fiarahana, baoritra fotsiny zany.
94. ari.malala ( 31/01/2006 05:32)
F'hita wa ky ry Vahinala! Tsy ny fanananao diplaoma b na fahaizana ambony b no midika in fa ny fahaizanao mitondra ny tokantranonao sy ny fitiavanao ny olontianao. D toy izany ny ao an tokantrano, ts tokony hipetraka mintsy io olana io na ny lahy ambony fahaizana na ny vavy. Tokony ho fierté anao aza hoe mahay ny vadinao.. Ra za alo e! d ze ts hainy d atoro azy, d raha misy ny fahafahana d ampianarina azy ny zvt ts hainy mba ts haha taraiky azy refa sendra mandray vahiny nareo na misy zavatra resahina nefa izy ts à la page
95. Vahinala ( 31/01/2006 08:12)
ari.malala > Zay mintsy aky a, ny diploma angamba ataoko fa tsy misy ilana azy ao antokantrano, sady na olona manana boritra firy aza hoe tsy midika inn zany fa ny fahaizana mampiasa ati-doha ihany no tena ilaina eo amin'ny fiainana. Firy firy ny olona tsy nahatody fianarana nefa tafita soamantsara amzao fotoana ? Satria izy nahay niketrika sy nidebra.
96. ari.malala ( 31/01/2006 11:04)
Vahinala, zay mintsy le tiko tenenina! sady firifiry akory ny ol miseho azy manampahaizana b toy in nefa mivarilavo satria tsy mahay mitondra tena ary ts manaja tokantrano akory... mampalaelo ery!
97. Vahinala ( 31/01/2006 11:52)
ari.malala:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.58