Vavy ao fivadiana manana fahaizana
61. mandrindra
(
26/01/2006 08:40)
inona moa no atao hoe manampahaizana? izay be diplaoma ve? dia manampahaizana amin'ny inona? ahoana izany no andrefesana hoe i rakoto tsy manampahaizana noho i rasoa?
62. Veloo
(
26/01/2006 16:21)
ilay manampahaizana lesy misy anakiroa a ka izy roa mihitsy no meseho
1- manana diploma
2- ny intelligence
fantatro ny tianao lazaina, indray2 mantsy tsy manmpahaizana nefa manana logikan'ny fiainana dia miseo ny intelligence-ny sa ahona?
1- manana diploma
2- ny intelligence
fantatro ny tianao lazaina, indray2 mantsy tsy manmpahaizana nefa manana logikan'ny fiainana dia miseo ny intelligence-ny sa ahona?
63. cutie
(
26/01/2006 17:24)
veloo, ary in akia ny mahasamihafa ny manam-pahendrena (wise) sy ny manam-pahaizana ??
64. Herimiafina
(
26/01/2006 17:29)
Ary tena manampahaizana be marina mihintsy i Veloo izany an, hehehehehehe:-D:-D
65. Vahinala
(
26/01/2006 18:22)
Misy koa ange ny lehilahy tsy manampahaizana hoe diploma sns nefa tena mahay midebra be eo amin'ny fiainana e, amiko aloha tsy voatery hoe ara-taratasy ihany vao hoe manana inteligence sns e.
66. cutie
(
26/01/2006 18:25)
vahinala , sady mety koa we mety nisy olana hanohizana fianarana le oul de tavela teo.
67. Vahinala
(
26/01/2006 18:26)
cutie zay ndrindra mantsy aky koa, betsaka ange ny olona sahirana amin'izao fotoana e, ny ray amandreny sasany efa tsy maharaka ny fanabehazana intsony ny vola sns, d zay !
68. Herimiafina
(
26/01/2006 18:30)
Fa misy koa olona be diplaoma be kanefa tsy mahay n'inon'inona de mitsaratsara olona be!
Samy manana baoritra anie fa misy ny mention pasasble, misy ny mention très bien e! hehehe:-D:-D
Zah zao mahalala docteur en sciences politiques maromaro fa tena mbola mitsaratsara be sy miteniteny foana kanefa zah mahita azy ary tsy manana na baoritra amin'izany na iray aza. hehehehe=))=))

69. Vahinala
(
26/01/2006 18:33)
Ka zay le hoe na iray tonina aza ny boritra anananao ny fomba fampiasana coco ihany no ady eo fa tsy misy dikany koa le izy raha tsy hainao akory ny mampiasa azy fa entina hampiderana any am hafa fotsiny ! :-D:-D:-D:-D
70. cutie
(
26/01/2006 18:34)
zany an
ka zay le anontaniko an'i veloo ery ambony we in ny mahasamihafa ny manampahaizana sy ny manam-pahendrena.
Azo sarahina ve reo sa mifameno?
le lazain'i herimiafina io zao mety we manampahaizana ry zareo fa tsy manam-pahendrena :-D

71. Herimiafina
(
26/01/2006 18:40)
Rehefa mahita olona tia mitsaratsara sy tia manameloka ianao de tadidio fa tsy manampahaizana akory ireny fa usurpateur de titre daholo angamba. Tsy manana ilay atao hoe recul, ilay fotoana fampiasana coco mitady antony.
Zah zao mety anisany klé, hehehehehe=))=))
Zah zao mety anisany klé, hehehehehe=))=))
73. Herimiafina
(
26/01/2006 18:53)
Ka izay kah, zah tia mitsara fadiranovana satria tery saina tsy misy ilavana azy, gaga amin'izay mbola tia anah ihany zah klé, hehehehehe:-D:-D=))=))
75. Herimiafina
(
26/01/2006 19:01)
Sady amin'izay indray mpananihany dirandoza be mahintsiny, hehehehehe=))=))
77. Herimiafina
(
26/01/2006 19:10)
Tena tsy misy fahendrena mihintsy, na fahaizana aza tsy misy, tena zaoridiran'ny fiainana mihintsy klé, hehehehehe:-D:-D=))=))
79. Herimiafina
(
26/01/2006 19:24)
Antsay e, ao fa tohizako injay ny tsinainjy raha izany hehehehehe=))=))