Vavy ao fivadiana manana fahaizana
21. Herimiafina
(
22/01/2006 04:20)
Ianareo lehilahy iza indray no efa nifanena taminao tany ry Jenny? hehehehehe:-D:-D
Ze di-plaoma-na joba any koa ve no hivakiana loha klé, ny anah aza efa tsy hitako ze hasiana azy.
Ze di-plaoma-na joba any koa ve no hivakiana loha klé, ny anah aza efa tsy hitako ze hasiana azy.
22. jennifer2
(
22/01/2006 04:22)
HM a: fa angaha voatery hoe nifanena tamiko? henoko sy hitako taratra eny ho eny!
23. Herimiafina
(
22/01/2006 04:33)
Tssss, na mahay na tsy mahay noho izaho de olombelona foana e! Makany amin'ny WC otsanah ihany, mihinana de matory de mimenomenona.
Tsy mbola nisy olona nivadika ho Andriamanitra teto antany na manana Ph-D aza, na Professeur d'État aza, hehehehehe:-D:-D=))=))
Tsy mbola nisy olona nivadika ho Andriamanitra teto antany na manana Ph-D aza, na Professeur d'État aza, hehehehehe:-D:-D=))=))
24. akamatiana
(
22/01/2006 05:20)
o ry reto a mba ahona ny fijerinareo an'ireny kala manana fahaizana nohon'ny vadiny ireny? Mba tantarao eo?veloo an !! d mba njy njay mampianatra azy fa innn mou !! ôtsan'ilay tam mbola mpisipa ihany nge , mifampianatsa sa tsy zany :-D:-D
26. pissoa
(
22/01/2006 08:42)
Tsy dia resaka diploma loatra, diploma izany boritra fotsiny - Hihihi. Fa resaka coco miasa!
Ny fomba iatrehana ny olana iray, na ny fanaovana analyse amin'ny zava-mitranga, ny fomba fiadiana hevitra sy fandresena lahatra ... Na ny zavatra resahina aza.
Raha ny hevitro dia tsy dia tsara io situation io, indrindra raha sendra ny vehivavy maivava.
Fa na izany aza, meteza ho exception e!

27. Herimiafina
(
22/01/2006 16:24)
Ka ny olondrehetra anie ry pissoa na vady na tsy vady efa mahay foana daholo e, ny kamo ampiasa saina no betsaka fa tsy olona mahay tsy akory, hehehehe:-D:-D
29. Herimiafina
(
22/01/2006 17:58)
Misy diso kely noteneniko teo, "ny kamo hampiasa saina no betsaka fa tsy olona tsy mahay tsy akory", il ya du genie dans l'homme, ny tontolo misy an'ilay olona no tokony hojerena fa mety antony mahatonga azy tsy hampiasa saina.
I Einstein ohatra dia toa ny olondrehetra ihany fa ny tontolo niainany no ni-favoriser ny génie-ny.
I Einstein ohatra dia toa ny olondrehetra ihany fa ny tontolo niainany no ni-favoriser ny génie-ny.
30. akamatiana
(
22/01/2006 17:59)
mifampianatra fahaizana k !! ze tsy hain'ny ray :-D:-D lapino kou zato :-D
31. Veloo
(
22/01/2006 19:43)
akama a tsy mora2 io knou.... @ vohalohany anie mamy ilay fitiavana e..
32. ari.malala
(
23/01/2006 05:12)
ny lhl matetika ts mahazaka an'iohoe ny vadiny mahay na ambony fahaizana noho izy, ary marina mintsy io tenenin'i veloo io hoe sarotra b ny mandresy lahatra azy hianatra tena sarotra be...
33. pissoa
(
23/01/2006 05:59)
Herimiafina:
ny tontolo misy an'ilay olona no tokony hojerena fa mety antony mahatonga azy tsy hampiasa saina.
Tsy azoko ilay tinao ho lazaina!
34. akamatiana
(
23/01/2006 15:28)
veloo refa tena tia akia mamy hatramin'ny farany fona an !! njy kou:-D
35. Veloo
(
23/01/2006 16:44)
ari. malala a zany mihitsy aky a...=D
akama ary ahona rehefa tsy eo intsony ilay fitiavana??? dimy taona fotsiny na latsaka? :wink:
akama ary ahona rehefa tsy eo intsony ilay fitiavana??? dimy taona fotsiny na latsaka? :wink:
36. Herimiafina
(
23/01/2006 17:01)
ari.malala:
ny lhl matetika ts mahazaka an'iohoe ny vadiny mahay na ambony fahaizana noho izy, ary marina mintsy io tenenin'i veloo io hoe sarotra b ny mandresy lahatra azy hianatra tena sarotra be...
Tsy valabla foana izany kah, ny ahy mantsy izao ilay vadiko mbola tedavina tena favy be mahay mampiasa coco be mahintsiny kanefa vao maika zah falifaly be satria tsy mila mampiasa intsony fa tonga d eizy no asiako mampiasa coco de afaka mampiatra ny hakamoako amin'izay zah, hehehehehe=))=))
37. cutie
(
23/01/2006 17:04)
Veloo [ Valio ] 23-01-2006 20:44:48
Lohateny : Re : Vavy ao fivadiana manana fahaizana
ari. malala a zany mihitsy aky a...
akama ary ahona rehefa tsy eo intsony ilay fitiavana??? dimy taona fotsiny na latsaka?
aza mamaky loha @ zany akia refa tsy ao intsony le izy a, mbola be ny sisa 8)