Vavy ao fivadiana manana fahaizana

41. cutie ( 23/01/2006 18:37)
veloo ,zany mitsy :-D
tsy mino ve njy e :P
42. Veloo ( 24/01/2006 00:52)
mino za ka:P:-D:-D:-D
43. akamatiana ( 24/01/2006 04:37)
cutieko:-*:-*:-*:-*:-*:-*

veloo mody mino njay !:P:P
44. Herimiafina ( 24/01/2006 04:55)
Veloo:

o ry reto a mba ahona ny fijerinareo an'ireny kala manana fahaizana nohon'ny vadiny ireny? Mba tantarao eo?

Favy be izany kah, raha zah no vadin'izany an, miadana be mahintsiny, afaka matory ampilaminana, afaka manampatra ny hakamoako ampiadanana, satria efa eo izy hampiasa ny côcô-ny refa misy olana, hehehehehe=))=))

45. ari.malala ( 24/01/2006 05:05)
Herimiafina:

ari.malala:

ny lhl matetika ts mahazaka an'iohoe ny vadiny mahay na ambony fahaizana noho izy, ary marina mintsy io tenenin'i veloo io hoe sarotra b ny mandresy lahatra azy hianatra tena sarotra be...

Tsy valabla foana izany kah, ny ahy mantsy izao ilay vadiko mbola tedavina tena favy be mahay mampiasa coco be mahintsiny kanefa vao maika zah falifaly be satria tsy mila mampiasa intsony fa tonga d eizy no asiako mampiasa coco de afaka mampiatra ny hakamoako amin'izay zah, hehehehehe=))=))




Efa im-piry mou za ry Herimiafina no nanao proposition @nao fa enao ts taitra mintsy e:-D:-D aty @ko daolo anie le tadiavinao e, zanaka efa 2, ny fahaizana ts haiko na mifanaraka @ le tadiavinao alo na tsy fa afaka mamelona antsika za e :-D=))=))=))=))
46. Herimiafina ( 24/01/2006 05:13)
Ka efa impiry impiry koa moa zah ry ari.malala no efa niteny taminao hoe raikitra hoa fa zah fotsiny tsy te hitaiza ilay vadinao miaraka amin'ny ankizy, hehehehehehe=))=))=))=))
47. ari.malala ( 24/01/2006 07:05)
ka efa impiry noteneniko enao fa ts blem wa izy... tsika anie zany samy mazandoha ke mety amintsika tsara le sitiasioo e=))=)) fa zany we aleo lery hahazo sisin-tosy ihany sao d ts ampy tampoka le azoko d noana ao tsika e, na sao d ts ampy le câlin omen'toi d mba any ah maka famenony, sa aona? =))=))=)) d toi ko mahazo mampirafy fa saingy mitondra mody nefany @zay fotoana izay an =))=))=))
48. pissoa ( 24/01/2006 16:01)
Kay zany contrat ato :roll:=))=))=))
49. Veloo ( 24/01/2006 18:50)
aleo ho soratana mihtsy dia asiana tomboka ilay contrat kle...
:-D:-D:-D:-D
50. jennifer2 ( 25/01/2006 00:37)
aiza ry veloo no asiana sonia @ le contrat?
51. ari.malala ( 25/01/2006 05:53)
=))=))=)) ka zany aky ts mainst asina contrat fa lery mitady ho hafahafa kle=))=)) d st mahazo miampy tsony ny ankizy =))=))=))
52. Veloo ( 25/01/2006 16:20)
Jenny a anontanio an'i Pissoa knou :-D:-D:-D
53. Herimiafina ( 26/01/2006 03:01)
Ataovy annexe ao anatin'ilay contrat hoe mahazo mampirafy i Herimiafina klé, hehehehehe=))=))
54. Veloo ( 26/01/2006 03:11)
:roll::roll:
55. Herimiafina ( 26/01/2006 03:58)
Io ndray ra-Veloo fa midongy klé! hehehhehe=))=))
56. jennifer2 ( 26/01/2006 04:09)
Herimiafina, rehefa ari de ari ihany! na de efa niteny ary izy hoe mahazo mampirafy enao fa tsy maintsy mitondra mody! zay le contrat sa ahoana? efa vonona ato ny tombokase sy ny tanana hanao sonia ny contrat! VONONA VE?
57. Herimiafina ( 26/01/2006 04:20)
Asiavo annexe faharoa indray ary hoe i Herimiafina de mahazo mitondra sipa mody, hehehehehe:-D:-D=))=))
58. pissoa ( 26/01/2006 05:19)
Aleo tampoka tsy asiana sonia fa voafatopatotra any amin'i ari any i Herimiafina kah :roll: =))=))
59. Herimiafina ( 26/01/2006 05:22)
De ho fanombohana ny contrat de ianao vavolombelona io mihintys no asesiko mody any aminay voalohany ry pissoa, heheheheh=))=))
60. pissoa ( 26/01/2006 05:23)
Raha izay indray dia tsy maninona raha misy an'le contrat kah! =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2368