String!

61. fasaly ( 22/01/2006 08:05)
herimiafina: aiza ndray no tsy ho voasarona zany izy telo mitsam e! ny aty aloha ange mandrakotra fa ny any aoriana ihany no manao iny tady kely iny e:wink:
sady tsy mividy lay mitsingatotra zany :-D
62. Herimiafina ( 22/01/2006 18:27)
Otsan'ny coquille ihany anie izany e, zah efa manao coquille foana fa mitontontontona dirandoza le asako ato de mila harovana izy telo mitsam, hehehehe=))=))
63. patrick2002 ( 23/01/2006 05:21)
amiko ny asany slip hatao handrakotra ny fitombenana,syilay tresor eo aloha ,fa tsy ny fitombenana indray,no mandrakotra slip:D:D:D
64. kala ( 23/01/2006 06:56)
xxx > de tsy maintsy maimbo zany zahay mpanao sitiringy tony.
Ny vehivavy kou tsy be fangetorana hoatranareo akory!!!!!!!!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Io kou ange tsy style fa efa hatry nye la no nisy ê! saingy mbola nantsoina we salaka izy t@ 'ny andron'ny dadabe n'i dadabe:-D:-D(tsy le ato @ serasera an!

Lelahy misitiringy we:-D:-D:-D:-D:-D
Fa le lelahy tsy manao n'in n'in reny angaha mba ahoana:?:
65. didax ( 23/01/2006 20:16)
tsara dia tsara ny manao strig sady maneksite lela fa misy resulta daholo ny zava drehetra manimba ny vodinao ny strig @ farany mapisy emoraida fa voakasokasoka foana matsy ny lavabodinao de zay no mahatong azy
66. fasaly ( 23/01/2006 20:18)
didax:

tsara dia tsara ny manao strig sady maneksite lela fa misy resulta daholo ny zava drehetra manimba ny vodinao ny strig @ farany mapisy emoraida fa voakasokasoka foana matsy ny lavabodinao de zay no mahatong azy


mino ve enao fa zany no mahatonga ny emoroide!!!
tsy marina zany lol! aza miteniteny foana tsy misy zavatra simba ao ka! hihihi! tsy dia maneksite lela zany koa akory ka!:wink:
67. Veloo ( 24/01/2006 01:39)
fasaly a mety ho possible retsy zany hemorroides zany a...
68. kala ( 24/01/2006 04:50)
Ka raha tena mahavoa hémorroïdes zany vey ny sitiringy, setadira ny lehilahy voan'ny hémorroïdes zany nanadrana nanao sitiringy??:-D:-D:-D
69. Herimiafina ( 24/01/2006 05:03)
Tssss, taiza konkou no nisy string nahavoan'ny hemoroida izany klé. :-D:-D
70. xxx ( 24/01/2006 09:05)
isika tsy manana porofo amin reo zava misy reo hoe misy marina ve sa ahoana? zà tsy miteny hoe aza mino ny lazain ireo namana fa mba diniho ihany aloha! raha sanatria marary amin io string io anie nareo ka hein! tahak izay ve tsy nanao string amin zay fotoana izay? aza hanaovana isan andro ny string fa rehefa mandé soirée na rehefa misy zava dehibe e!ampifandimbiaso amin ny slip coton tsotra e!nareo mantsy tazatazan ko lavitra ka tsy mahita ny ambany maso e!manao string nareo fa tsy hainareo ny voka dratsiny!
dé misaotra anareo rehetra namaky e!:-*:-*:*:*:*:*
71. kala ( 24/01/2006 10:52)
sôtre an'i xxx aloha ny @'io ê!:-*:-*:-* ary raha niresaka sitiringy ange ka tsy we tsy maintsy isan'andro hanao an'ireny foana ê ! sady raha efa mangatsiaka ve ny andro nefa mijupe malalaka mbola hasiana sitiringy??Tsy hiditra be ny rivotra fa tsy mamoaka ndray..:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
72. fasaly ( 24/01/2006 12:03)
rehefa te hanao de azo hanaovana am rehetsa ka! na minijupe na pataloha na robe lol!
73. fasaly ( 24/01/2006 12:04)
Veloo:

fasaly a mety ho possible retsy zany hemorroides zany a...



veloo: non tsy possible.....:wink:
74. fasaly ( 24/01/2006 12:07)
xxx: efa ela ny string no nivoaka fa tsy vaovao ange io e! efa tranainy ihany, ary efa ela amantaonany no nanaovako io foana isan'andro fa hatramzao tsy nisy effet 2ndaire ka aza mamely tsaho kalou! fa ny infection angah de d'accord zà:wink:
75. xxx ( 24/01/2006 17:34)
zà kalongany tsy namely tsaho ka, juste mamintina an zé voalazan ny namana sasany!d accord amin ny infection toi a!tandremo àry!!:-*:-*
76. fasaly ( 24/01/2006 17:55)
xxx: efa we azo eviter-na ny infection, tsy hatao tery ny kilaoty fa am antonony, izy tery kely iny no mahatonga ny infection:wink:
77. Veloo ( 24/01/2006 20:06)
ooooooo 8O
78. fasaly ( 24/01/2006 20:13)
iiiiii8O
79. xxx ( 24/01/2006 21:21)
ekena àry e!:-*:-*
80. Herimiafina ( 24/01/2006 21:23)
Atao glôbalôbaka ve ry fasaly? hehehehehe=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4065