String!

1. xxx ( 16/01/2006 13:50)
nareo ve mba tia manao string? misy ny sasany miteny oe mampisy infection,misy oe ny anton lé slip reny anié hitazomana lé takolaka roa e fa raha manao string dé tsy voatazona lé izy fa lasa miroradroraka!
novalian'i tt11 ny 19/08/2011 05:45
2. kala ( 16/01/2006 13:52)
Miroradroraka @ ahoana ry xxx a!
Mbo hazavao ê!
3. Vahinala ( 16/01/2006 14:12)
:?::?::?::?::?: Miroradroraka ? :roll::roll:
4. valie ( 16/01/2006 14:29)
miroradroraka, hahahaa!

tsy misy anzany fa fahazarana manao azy fotsiny no hafahfa am voalohany fa refaveo hitandry fa milay b. Ny ahy aloha tin'ny copin ko b mihintsy za manao anreny e, hita tsara le takolaka roa
5. fasaly ( 16/01/2006 15:14)
ié marina fa mahavoa ny infection vaginale reny ny antony dia izy tery loatra de lay misisika be iny, de ny antony hafa kou lay izy sintétika fa ny coton no idealy.....efa nisy dinika momba ity nandeha tato de jereo e! efa betsaka ny vehivavy mandeha gyneco hono fa misy infection ka natao ny fandinihina de noho ny fanaovana string indrindra fa tery ka aleo somary malalaka, tsy milatsaka akory an! ny antonony zany e!
tsy misy hitazomana takolaka roa zany fa rehefa mitarozaka natioraly ny takolaka roa dia na anaty slip na string mitarozaka foana, asio sport rzaha tsy te hitarozaka takolaka.
6. Herimiafina ( 16/01/2006 16:39)
Inn izany string, Tonga ve sa inona? hehehehe:-D:-D
7. nolalaina ( 16/01/2006 17:36)
Herimiafina:

Inn izany string, Tonga ve sa inona? hehehehe:-D:-D



string = Sting avec un"r" sexyyyy!! hihihihi
(Sting a l'r sexy) looooooooolll!
8. Herimiafina ( 16/01/2006 17:52)
Hay ve le tadikely ireny e? Otran'ny mahita Japoney mahia kely manao sumo zah mahita an'ireny! hehehe:-D:-D
9. fasaly ( 16/01/2006 17:54)
:-D:-D:-D
ka ho an'ny japs zany le sting raha izany.....
10. Herimiafina ( 16/01/2006 17:57)
Mety avy any ilay izy no niainga kah, kilaotin'ny bandy Japs hatramin'izao ireny string ireny, tena marina e! hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. tafita ( 16/01/2006 19:27)
ny anah ny itiavako azy le izy lafo vidy ange ...
12. ravakamalala ( 16/01/2006 21:11)
ny tena loza dia ny string rovitra! efa zara fa tady sy poti damba iny mbola mahita an izay rovitra ihany sady mbola kafirian ny sasany ery!=))=))
13. fiaritiana ( 16/01/2006 21:19)
marina io lazain i fasaly io!=D=D=D
14. jennifer2 ( 17/01/2006 01:46)
Tsy manan-kambara aho satria za tsy tia string!
15. kala ( 17/01/2006 06:12)
Inn wa no mampivanaka be an'i vahaniala ê!:?::?:
Tonga ndray le resaka sitiringy:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Tsy tia enao f'andramo ange fa tsara ry jennifer2 â! :idea::idea:
Tsisy mitarozaka zany rireto fa rehefa te hitarozaka ny takolaka roa noho ny asa vita ve(:?:) asa! Na elasitisy aza tsy mahafehy azy ntsony f'aza ny sitiringy no analana vokona:^):^):^):^):^):^)
16. Herytae ( 17/01/2006 08:37)
Misy endrehina fa misy tsy endrehina kosa e! raha fisaka be aza manao string fa mampimeh!
17. Fantara ( 17/01/2006 10:23)
Tsara ny sipa manao string mahita azy fa tena mahatonga infection satria ilay izy synthétique, ka miteraka deséquilibre faune microbienne ao amin'ny vulve, de mety hampisy champignon sns.... tandremo an!
18. vale ( 17/01/2006 10:54)
tafita:

ny anah ny itiavako azy le izy lafo vidy ange ...


tafita> sur @ izany ve njy? lafo vidy nony slipo tsotra ve?
19. Vahinala ( 17/01/2006 11:31)
kala > Za asainjiko mananjana manao sitiringy nefa ahoan njay zany mampirorajoraka zany ? :roll::roll::-D:-D:-D
20. fiaritiana ( 17/01/2006 13:06)
lafo vidy ny string fa mampidi doza njainjay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3122