String!

21. kala ( 17/01/2006 14:22)
vahaniala > Tsy misy an'izany mampirorajoraka zany akia fa hitanjy, vao mainka aza manome forme tsara le sitiringy kou:!:.Touty rondy njy avy eo :wink:
Efa we rehefa manao pataloha tery na fotsy de ataovy angé ê! Njy kou sarotra atoro:lol::lol::lol:
Rehefa jipo no anaovana de atao silipy.
Tezitra eo kou ange le zavatra io raha terena ao foana ê:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
22. Dezy ( 17/01/2006 14:36)
nisy oul nilaza t@ko fa tsy tia manao string hono izy fa tsy afaka mandefa rivotra tsara fa votsembatsemban'ilay tady kely:-D:-D
23. fasaly ( 17/01/2006 16:39)
Herytae:

Misy endrehina fa misy tsy endrehina kosa e! raha fisaka be aza manao string fa mampimeh!



na fisaka na mibontsina tsaratsara fipetraka foana lay takolaka roa anaty ny string toy izay anati'ny slip:wink:
24. fasaly ( 17/01/2006 16:40)
Dezy:

nisy oul nilaza t@ko fa tsy tia manao string hono izy fa tsy afaka mandefa rivotra tsara fa votsembatsemban'ilay tady kely:-D:-D

amin'iny aza izy malaky mivoaka kou!


25. xxx ( 17/01/2006 17:10)
tsy aleo ve slip tsotra ihany fa sady tsy mahazo aina manao azy fa misikosikotra sa???

Raha ohatra ka manao jupe fotsy na pataloha nareo dé zao no torohevitra oe manao slip mainty, c tout
Bisous
26. fasaly ( 17/01/2006 18:07)
ka mivongovongo nge le slip de ndraindray tsy hainao akory fa mangalatra à droite be na à gauche be de tondroin'ny olona molotsa e! hihii!
lay ray mba tsy hita faritra eny! io na ny slip koa aza anie misisika ihany e! tsy hatao tery de mahazo aina ka!:wink:
27. Vahinala ( 17/01/2006 18:54)
kala > Shutt aza teniteny njy fa efa nahazo za, hanaovako radem d lazaiko anjy hoe nanao ahoana ! hihihii :wink::wink::wink:
28. Veloo ( 17/01/2006 21:20)
efa nisy anie ity size ity e.. tena tinareo ery izy zany:roll::roll:
29. fijo ( 18/01/2006 04:49)
ravaka na,ka ny naharovitra azy kosa anie mety mba le revy sintona be,dia izay no tiany hotehirizina e.isaky ny mahita an'iny izy dia mahatsiaro le fotoana maherivaika.
30. kala ( 18/01/2006 07:03)
fasaly > milay ny fankafizanao le sitiringy. Sady refa manao an'ireny tsy voatondro molotsa fa vooroka @ molotsa:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
milay le izy vahaniala ê! Ampisé we jerena:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
31. lilbon ( 18/01/2006 07:42)
mahavoa ny infection ve reny !?f'angaha mou tsiss protège le soloina foana reny lol de tsy misissk
32. Vahinala ( 18/01/2006 08:44)
kala > Misisika beu ve akie le izy an ! Hiihihihi fa tsara klou e, manao patalou fotsy za d tsy mbo ts misy anle silipo beu mifaritra ! :-D:-D:-D:-D:-D
33. fasaly ( 18/01/2006 10:08)
Vahinala:

kala > Misisika beu ve akie le izy an ! Hiihihihi fa tsara klou e, manao patalou fotsy za d tsy mbo ts misy anle silipo beu mifaritra ! :-D:-D:-D:-D:-D


lilbon: ka misisika foana na asiana protège aza e!
ilay zavatsa misisika mahintsy anie no mahatonga ny infection e! fa atao ahoana fa rehefa voa de mitsabo e!
34. kala ( 18/01/2006 10:21)
:wink:arahabaina zany vahaniala:lol::lol::lol::lol::lol:
Ny an'i fasaly kou de tsy fitiavana sa fanasiana sira ô!:twisted::twisted::twisted::twisted:
Atao an'ile 100%coton reny e tsy olana.
Aleo aloha ajanoko eto ny resako fa manapa-tsinay anà le we infection:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Sao kou de mahatonga ny infection ny fihomehezako be da be eto:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D


35. Vahinala ( 18/01/2006 11:02)
kala > =))=))=))=))=))=))
36. mamzelkely ( 18/01/2006 13:59)
kala< tena marina zany ra ohatra ka tery be ny string anaovanao ka na ko ra ts zakanao le tissus an le izy fa ts coton...
fa le string kosa alo ideal refa manao patalo tery eee za njainjay na manao jean aza de manao string de le string misy style afaka aseho reny :lol:8):-D:-D
37. kala ( 18/01/2006 14:49)
nenà njay de lasa izao foana. :P
refa manao jean taille basse reny d'efa lasa tsika sy njy ry sitiringy tay basy â! :wink:
de arakaraky le kalta anovana io.
Fa ny tena nampihomehy ndray andro zay : niara-niangona t@ rafozako zà de nanao kôsitara. Nasiako sitiringy.Fa tong tany an-trano wa fa tena nametra-panontaniana izy we "tsy nisilipy ve enao sa sitiringy koa miditra am-piangonana":-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Io ndray filin tsy azo sakanana sa????
Tandremo fotsiny ny qualité-ny.
Zay fa zà mbola maika hanisa ny sitiringiko :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Te-hampihomehy fotsiny nge zà ê!
38. lemenakely ( 18/01/2006 14:59)
mahita atao
39. fasaly ( 18/01/2006 15:56)
kala: zà tsa de tia coton lotsa fa tsy de sexy:wink:
40. fasaly ( 18/01/2006 15:59)
kala:

:wink:arahabaina zany vahaniala:lol::lol::lol::lol::lol:
Ny an'i fasaly kou de tsy fitiavana sa fanasiana sira ô!:twisted::twisted::twisted::twisted:
Atao an'ile 100%coton reny e tsy olana.
Aleo aloha ajanoko eto ny resako fa manapa-tsinay anà le we infection:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Sao kou de mahatonga ny infection ny fihomehezako be da be eto:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

tsy hoe tsy tiko ry kala a! fita fa mahavoa ny infection kou inona njay!
zà tsy manao raha tsy string kouuuuuu!(l)




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1946