String!

41. Vahinala ( 18/01/2006 19:06)
kala > mampmé ana mintsy aky njy ty kan, mararirary mintsy ny doudousako ato nenjy fa misisika lotsa le izy ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
42. fijo ( 18/01/2006 20:35)
izao ry sipa an,tsy manahirana be ve izany,satria mitana fofombody anie iny e.ka misisika be ao anelakelaky nytakolany be ao ve ko.sa.....
43. fasaly ( 18/01/2006 21:16)
fijo kou sasàna tsara anie ny elakelany fa tsy avela haniry lomitra kosa e!:-D:-D:-D
44. fijo ( 19/01/2006 04:34)
ka io vao hanaovana indray mandeha dia mitana le fofona ao aoriana ka
45. fasaly ( 19/01/2006 05:13)
aiza koa fa tssssss samy sokirina tsara dooly nge na eo aloha na aoriana refa misasa e! tsisy fofona mitàna zany eo:lol: raha tsy hoe misy kroto tavela:^)
46. kala ( 19/01/2006 13:18)
vahaniala > zao fotsiny no mahasosotra sy misisika fa refa zatra: aiza ndray ary ny sitiringy-ko teo:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Fa fijo ve efa naheno fofona t@ vehivavy nanao sitiringy ê!:?::?::?::?:
Mety sipa voretra kousa angamba zany ka!
Zany kou ange no mahatonga anà miteny we le 100% coton reny ê!
fasaly â > tsy misy fofona moa rehefa avy misasa dodosy tsara aloha sy aoriana ô!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
47. fijo ( 19/01/2006 20:56)
kala,za ve moa aheno fa mba vinavina ny ahy iny ko
48. kala ( 20/01/2006 05:21)
enao kay be vinavina nefa.Tsy membo zany wa.
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
49. Veloo ( 20/01/2006 20:05)
:-D:-D:-D:-D fijo rery no la sahy makato :-D:-D:-D
50. fijo ( 20/01/2006 20:10)
zavtra mandalo bobody ve de tsy homaimbo?
51. xxx ( 20/01/2006 21:04)
ho anareo tia manao string tsy dé hitanareo loatra ny lafy ratsiny!fa taloha anie tsy nisy string vita ihany e!sady marina no lazain i fijo, na misasa aza indraindray raha mivalan drivotra tena mety hitàna fofona iny lava2 kely iny!
52. fijo ( 21/01/2006 04:24)
za moa gaga ko.le izy mipetaka ao fotsiny aza anie defa misy fofony e
53. Herimiafina ( 21/01/2006 04:58)
Ary otsan'ny tiko be zany njay ilay string klé, fenomena arifisiel étudiabla tsara, hehehehe:-D:-D
54. fiaritiana ( 21/01/2006 17:00)
:-D:-D:-D
55. fasaly ( 21/01/2006 23:25)
kou maninona mou ry hery raha tinajy de manaova fa ny lehilahy zao efa betsaka ny manao string e!
56. Veloo ( 22/01/2006 01:24)
8O8O
ko tsy ratsy be ve? to mampadositra ry fasaly kle :-D:-D:-D
57. lapino ( 22/01/2006 01:31)
fasaly:

kou maninona mou ry hery raha tinajy de manaova fa ny lehilahy zao efa betsaka ny manao ...

hay moa string ny ato fa tsy tampon! Gaga aho manko! =))
58. Herimiafina ( 22/01/2006 02:28)
fasaly, frizy amin'izany izy telo mitsam knou, tsy rakotra tsara fa le string mitsingatotra ary amin'ny raviny ary, hehehehe:-D:-D=))=))
59. fasaly ( 22/01/2006 08:02)
veloo: mbola tsy nahita ngah veloo, raha sendra lay bandy jejolahy reny ndry! rehefa somary manarabatana iny ny patalohany de jereo eo am fesse fa raha tsy misy mamaritra de efa mi string izy izay, kozy zany efa betsaka ka!
60. fasaly ( 22/01/2006 08:03)
lapino: mety kou ka! raha ohatra ka nisakafo be menaka tany lay bandy de nipiriritra fona de asio tampon fa hiato otran'ny bouchon-na dovay reny:lol:
tsy mitete na ny kely aza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3267