Fa maninona kay?

81. Fiffi ( 18/01/2006 15:41)
Angolaina: marina mihintsy ny andriko an! ary tokony ho tsapan'ireo olona ireo izany , ary koa anie ka betsaka ireo vazaha mitady gasy e! midika marina izany fa tsara ny dasy arakin'ny filazan'ry zareo hoe "ces filles des îles sont superbes"
82. fijo ( 18/01/2006 21:43)
ny fanambadiana ilay vazaha aloa dia efa fahalemena izay amiko.
vokany dia malemy loha loatra ka tsy sahy akory na miaro ny maha izy ny tenany aza.
ny zavatra hadinony diaizao.rehefa manaratsy gasy izy,ny olona haratsian'ilay vadiny voalohany nanie ka izy e.izy no gasy voalohany miaraka aminy eo.
ka aza dia malemy saina loatra ry zareo an.
83. Fiffi ( 19/01/2006 11:36)
fijo: ka ny olana ange dia ohatran'ny tsy takatrin'ny sainy mihintsy io e! nefa rehefa manaratsy ny gasy marina izy dia izy hiany no manaratsy tena voalohany
84. diamondra27 ( 19/01/2006 16:13)
de avereno @ place-ny izy ry fiffi a!
85. fijo ( 19/01/2006 21:43)
izay mihintsy.
86. ari.malala ( 20/01/2006 04:08)
ny ana ny fataoko refa miteny frantsay amiko d itenenako teny gasy :) ts hiteny gasy aiza nefa e hehehe
87. Fiffi ( 21/01/2006 06:58)
ari.malala::-D:-D:-D mety ny andriko an!! de voatery mamaly izy :-D:-D
88. vale ( 22/01/2006 07:53)
fijo:

ny fanambadiana ilay vazaha aloa dia efa fahalemena izay amiko.
vokany dia malemy loha loatra ka tsy sahy akory na miaro ny maha izy ny tenany aza.
ny zavatra hadinony diaizao.rehefa manaratsy gasy izy,ny olona haratsian'ilay vadiny voalohany nanie ka izy e.izy no gasy voalohany miaraka aminy eo.
ka aza dia malemy saina loatra ry zareo an.


hihihhih, tady ho racista nge i fijo izany é!
89. yonikafopl ( 22/01/2006 13:06)
fijo aiza kosa eeee, fa maninn no lazainao fa fahalemena ny fanambadiana vazaha???? samy manana izay andrian'ny fony io kouuu?? samy olombelona nofo sy ra menamena avy.
90. Fiffi ( 23/01/2006 04:54)
fijo: an3 toa tsy mety kosa io an! satria samy mba manana ny tiany kosa e!
yonikafolp: marina ny andriko , tsy fahalemena kosa an! satria samy manana ny tandrifiny ny tsirairay. Ary ny vazaha manambady gasy ve ry fijo fahalemena koa?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3713