Fa maninona kay?
62. vale
(
16/01/2006 20:27)
tsangana:
Izaho indray dia nahita gasy manambady gasy petaka be izao kanefa dia tsy mety miteny gasy.Asa loatra nahoana?
tsangana> ilay cas iray tokoa alou mba azo leferina ihany fa izany kosa de tena ntsssssss! misy tsy mety2 ngamba ao an-dohandry zareo ao!!!!=))=))=))
63. vale
(
16/01/2006 20:40)
tsangana à> misy mpivady samy gasy koa ry zareo! ny zanany izany koa gasy mazava ho azy! fa in ozy enao? na izy mivady an, tsy miteny gasy @ le ankizy, no tsy mampianatra! marina fa teraka taty daholo ireo ankizy ireo, fa mba ampianaro ihany re ny ankizy fa atao valalan'alika ve izy ity ka ny tompony aza hono tsy tia e!:{
64. Herimiafina
(
16/01/2006 20:54)
Aty aminay ry reto be gasyu be mahintsiny an, saingy otran'ny miteny karana sy miteny indoneziana izany daholo ry zareo klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
65. Fiffi
(
17/01/2006 05:24)
herimiafina: fa inona hono no mahatonga an'io? sao dia mba tsy ho te-ho gasy intsony aza rey zareo ?:-D non fa vazi2 ny ahy fa tsy hitako ry zareo hoe inona no mahatonga ny olona hanao an'izany satria na inon-kidona , inon-kitranga , gasy hiany anie ianao e! fa angà raha hoe manambady vazaha , sinoa sns...... dia hampiova anao ? fa ireo olona tsy mety hampianatra teny Malagasy an'ny zanany ireo no tena mampalahelo , dia rehefa ho any Dago indray andro any anefa dia henatra no azo satria gasy ny tena.
66. Fiffi
(
17/01/2006 05:27)
Tadidiko tampoka fa misy hira efa tranainy be mihintsy milaza hoe" gasy nanao fianarana tany an-dafy dia tsy mahay teny gasy dia hoe gaga ireo dadeny sy nenibeny rehefa miteny io olona io hoe" bonjour grand-père , bonjour grand-mère" fa ny ankizy kosa aloha no tena mampalahelo ahy e! satria tsy misy afaka milaza fa any aoriana any mety hanambady gasy izy dia ahoana ?
67. mandrindra
(
17/01/2006 14:19)
lapino:
Tokinao:
Ary izay miavona mba iavony.
Kambony manko izany, fa aza iavonana izy! Tsipazo tsiky kely foana, fa tsiky dia ampy hahatonga saina ny avony :)
Mahalala fomba foana dia miarahaba foana raha mbola gasy no mifanena aminao aty ampitandranomasina aty.
Dia rehefa tsy mamaly izy dia tsotra ny ahy, tenenina mafy be hoe : "hay ve kindidrenin'iny tsy gasy e". Ka raha sendra mba mandre an'izany ianareo eny andalana dia tsarovy fa le mandrindra izay.
70. vale
(
18/01/2006 00:38)
Fiffi:
herimiafina: fa inona hono no mahatonga an'io? sao dia mba tsy ho te-ho gasy intsony aza rey zareo ?:-D non fa vazi2 ny ahy fa tsy hitako ry zareo hoe inona no mahatonga ny olona hanao an'izany satria na inon-kidona , inon-kitranga , gasy hiany anie ianao e! fa angà raha hoe manambady vazaha , sinoa sns...... dia hampiova anao ? fa ireo olona tsy mety hampianatra teny Malagasy an'ny zanany ireo no tena mampalahelo , dia rehefa ho any Dago indray andro any anefa dia henatra no azo satria gasy ny tena.
merci Fiffi!=D=D=D
71. vale
(
18/01/2006 00:41)
Herimiafina:
Aty aminay ry reto be gasyu be mahintsiny an, saingy otran'ny miteny karana sy miteny indoneziana izany daholo ry zareo klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
herimiafina> razam-be iany reny tsy de manin lotra, nefa hafa ihany ny malagasy tena mlg!:wink::wink::wink:
72. vale
(
18/01/2006 00:46)
Fiffi:
Tadidiko tampoka fa misy hira efa tranainy be mihintsy milaza hoe" gasy nanao fianarana tany an-dafy dia tsy mahay teny gasy dia hoe gaga ireo dadeny sy nenibeny rehefa miteny io olona io hoe" bonjour grand-père , bonjour grand-mère" fa ny ankizy kosa aloha no tena mampalahelo ahy e! satria tsy misy afaka milaza fa any aoriana any mety hanambady gasy izy dia ahoana ?
Fiffi> :-D.... fa na tsy hanambady gasy ko aza izy, tena ilaina ny mianatra tenin-drazana! jerevo ange ny vahiny sasany aty ivelany aty é! mirehareha @ fiteniny daoly, ka ambakan'ireny ve isika malagasy???:roll:
73. vale
(
18/01/2006 00:49)
mandrindra:
lapino:
Tokinao:
Ary izay miavona mba iavony.
Kambony manko izany, fa aza iavonana izy! Tsipazo tsiky kely foana, fa tsiky dia ampy hahatonga saina ny avony :)
Mahalala fomba foana dia miarahaba foana raha mbola gasy no mifanena aminao aty ampitandranomasina aty.
Dia rehefa tsy mamaly izy dia tsotra ny ahy, tenenina mafy be hoe : "hay ve kindidrenin'iny tsy gasy e". Ka raha sendra mba mandre an'izany ianareo eny andalana dia tsarovy fa le mandrindra izay.
mandrindra> enao kay zany le mpampianatra iny "signal" ny samy gasy iny an!:-D:-D:-D(l)
74. vale
(
18/01/2006 00:53)
ooops! tena lasa nitambatra be kou zany valiny izany!!! ity ihany ny nosoratako: mandrindra> enao kay zany le mpampianatra iny "signal"ny gasy samy gasy aty iny an!
:-D:-D:-D:-D(l)
:-D:-D:-D:-D(l)
75. Fiffi
(
18/01/2006 04:44)
Tantaraiko zavatra ianareo: nasain'izay namako zay aho ary vazaha ny vadiny , vita ny sakafo dia hoe andao hoy aho fa misy emission gasy ao @ ARTE , tonga dia niteny gasy io namako io ka nilaza hoe "an3 iza koa no andeha hijery ireny emission gasy manala-baraka ireny?" gaga aho ary nanontany , namaly ahy izy , ntssssss inona koa fa ireny tambanivohitra ireny foana ny mba alefan'ry zareo ka manala-baraka ahy @ vadiko. Nefa io vadiny io nilaza hoe an3 andao jerena fa tiako be ireny emission otantika ireny de tonga de namorona prograny hafa izy dia tsy nijery an'io izahay. Tena nalahelo mafy aho satria eo imason'ny vahiny no hanaovana faharatsiana ny gasy nefa gasy ny tena, tsy lasa e!:(
76. Angolaina
(
18/01/2006 05:27)
fiffi> zay ange no mahavoa antsika gasy e! heverina fa ratsy foana refa gasy nefa matoa ange ny vazaha misafidy ny gasy ho vady de satria hitany fa tsara ny gasy e! fa le namanjy aloha tena tsssssssss raha za no teo @ toeranjy efa tsy namako tsony zany ! zany le toetra mahavery ! gasy ny mahaolona ka gasy no aratsiratsina !
tena :evil::evil::evil: be izy !
tena :evil::evil::evil: be izy !
77. ari.malala
(
18/01/2006 07:31)
Fiffi, Vahinala, Majakely, Yonika> :-D:-D:-D:-D:-D
Ka zay foana anie e, aratsiana ery ny an'ny tena nefa mba jereo anie ny Amerikanina miasa manao volontera aty Madagasikara e, tena miteny Gasy madio tsara ery, mampitsiriritra ny mahita an'zareo!
Ka zay foana anie e, aratsiana ery ny an'ny tena nefa mba jereo anie ny Amerikanina miasa manao volontera aty Madagasikara e, tena miteny Gasy madio tsara ery, mampitsiriritra ny mahita an'zareo!
78. Vahinala
(
18/01/2006 08:25)
Tsy mendrika ny atao hoe malagasy izy zany raha maha menatra azy ny maha gasy azy, fa anga izy mihevitra fa raha manambady vazaha izy dia ho lasa vaza koa ? Mirefarefa am tany zany toetsaina zany aky marina, mampalahelo, za ndray aloha dia tena fière am maha gasy ahy e !
79. Fiffi
(
18/01/2006 08:58)
Angolaina: izy aloha dia efa nofafako t@ lisitry ny namako e! miala tsiny indrindra aho aminy , ary fantatro fa mamaky ny dinika eto izy na dia tsy mpikambana eto aza. Izao fotsiny no hany lazaiko azy: gasy ndriko ary ho gasy mandrakizay , aza ratsiana ny mpiray tanindrazana fa tsy tahazk'izao ndriko raha tsy gasy.
ari.malala: aty frantsa aza akia dia betsaka mihintsy no mitady dikisionera mba henarana miteny gasy
Vahinala: izaho aloha dia tena fière tahak'andriko e! aiza izany fijejojejoako izany milaza @ mpiara miasa amiko hoe GASY aho :D:D:D