Fa maninona kay?

21. vale ( 14/01/2006 23:45)
xxx:

tena tampotampohan'ny manambady vazaha sy ny fiainana aty an-dafy ny sasany dia manilika ny akoho mavon-drazana. Nefa anie dia gasy ny razana e. Ary ny gasy izay iray ra aminy koa manana ny maha-izy aza. Toe-tsaina io. Tsy ho lasa lavitra eo akory. Gasy ka manja na heverina hoe mahantra aza.

xxx> ny gasy ve akoho mavon-drazana?:evil:

22. Veloo ( 15/01/2006 01:47)
23. Fiffi ( 15/01/2006 09:55)
Herimiafina: an3, tsy hoe mi-généraliser na hoa mitsaratsara fahatany fa io ange no nolazaiko hoe" tsy ny rehetra fa misy " e!
lapino: marina ny anao , "aza mamaly ratsin'ny ratsy" ny ahy aloha dia vao maika tena hitsikiko dia harabaiko , te hamaly izy , tsara , tsy te hamaly izy , vita ny hadidiko , mandry ny saiko sa ahoana ?
24. ravakamalala ( 15/01/2006 10:45)
teneno izy hoe : "miharatsy dia miavonavona an!":-D:-D
25. Vahinala ( 15/01/2006 10:58)
Ny zavatra tsy fantatr'ireny olona reny ange d na hiody kavia izy na hiodi kavanana tsy ho vaza nahoviana na d hoe mahazo nationalité aza fa mbola gasy ihany mandra matiny, fa dia fitiavana te hiavaka eo amin'ny samy mpiray tanindrazana fotsiny satria mantsy hoe mahantra hono ny Dago tsika ka tafita zany ry zareo. Nefa ange jereo ny vaza any amintsika reny e, mifanena ry samy zareo na tsy mifankahalala aza d mifampiarahaba automatique ! Mamapalahelo e, za aloha indray mande tao Paris zay tena nahatsiaro ho wainnn kely mintsy e, nitsikitsiky be za nahita le gasy kinanjo oupssss ngarika zao ! :(
26. vale ( 15/01/2006 11:30)
Sady ny Gasy angà ratsy nony vazà??? asa alou é!hum!
27. jennifer2 ( 15/01/2006 14:51)
hoy pissoa:
Hihihi - tonga dia sanatriavin-dry mihitsy ry Jenny an
ie tena sanatiaviko mihitsy satria ny gasy feno tsara koa haninona hitonantonana any @ vazaha any! te ho very faty angaha koa! Raha ny harena indray no hotadiavina, aleoko miafy @ kely ananako eto ihany aho!

hoy vale
merci ndry! tena izay mihintsy no fanao azy!!! samy manisy lanjany ny azy io sa aona aky?

De mbola ampianariko ny fomban-drazana koa ary raha mbola mety. de rehefa tsy tia an'zany le vazaha de mahazo mipitsika! (alohan'ny hanambadiana azy io an)
28. Vahinala ( 15/01/2006 15:22)
jennifer2 > =D=D=D=D=D=D
29. Fiffi ( 15/01/2006 16:37)
jeni: =D=D=D=D=D zany hay hay ka mazava tsara !!!
30. Herimiafina ( 15/01/2006 18:14)
Fiffi:

Herimiafina: an3, tsy hoe mi-généraliser na hoa mitsaratsara fahatany fa io ange no nolazaiko hoe" tsy ny rehetra fa misy " e!
lapino: marina ny anao , "aza mamaly ratsin'ny ratsy" ny ahy aloha dia vao maika tena hitsikiko dia harabaiko , te hamaly izy , tsara , tsy te hamaly izy , vita ny hadidiko , mandry ny saiko sa ahoana ?

Fiffi an, tsy njy anie no teneniko fa le gasy manao an'izany de milaza tsy tia gasy tsony e! Bizzz njy :-*

31. Fiffi ( 15/01/2006 19:05)
herimiafina: hay ve eh! :-D:-D:-D gaga manko aho. Fa na izany aza dia mahavariana ahy satria raha hoe resaka nanjary manambola sy miakanjo tsara na hoe mahitahita e! no antony hanaovana an'izany dia tsy lasa aloha e! ary mety misy koa ny hoe menatra ve ? nefa gasy ny tena , ny vazaha aza no menatra indray hoe wadrayyyy , fa mainona ity vadiko ity no manao an'izao ? ilay vazaha indray no miarahaba fa ilay gasy miavona , mampalahelo e!
32. Fiffi ( 15/01/2006 19:12)
herimiafina: bizzz ndriko koa an!:-*:-*:-*:-*
Vahinala , :-*:-*:-* hono ndriko hoy L.... :-D:-D
33. Vahinala ( 15/01/2006 19:17)
Fiffi > Iza njay klou zany L.... e ? Bitsibitsio ana an ! hihhihiihihi :-*:-*:-*:-* ko njy e !
34. Fiffi ( 15/01/2006 19:27)
vahinala: :-D:-D:-D secret hono e! fa ho hitany any @ tchat hono ndriko rehefa vita ny partiel-ny , haindriko @ zay ve ? :-*:-*:-*:-*:-*:-*
35. Herimiafina ( 15/01/2006 19:28)
Misy mitady hiodina any amin'ny tchat indray ato zany klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
36. Vahinala ( 15/01/2006 19:48)
Fiffi > Iza wa zany fa njy ko letia inn aza ty e ! :cry::cry::-D:-D:-D
37. majakely ( 15/01/2006 20:07)
Indrindra ny ao paris...lazain'ny zareo GVt hono rah miarahaba fona ,,,hihihi....:-D:-D
38. Vahinala ( 15/01/2006 20:13)
majakely > Hita wa aky ko ! :-D:-D:-D:-D
39. fasaly ( 15/01/2006 20:32)
io wa aza asiana resaka hoe gasy vazà, na japoné na sonegaly, na arabo! misy foana ny olona tsara ary misy foana ny olona ratsy eto ambonin'ny tany, na ato am sersera ato aza anie samy gasy dooly fa misy ratsy toetra e!.....ka io samy manana ny choix-ny avy eo amin'ny fiainana, eo koa moa ny destin ny fianana, fa tsy rehefa we manambady vazà le oul de we tia vola zay, na manambady gasy de we inona zay na we manambady arabo de we inona zay.....
ny dadabenay tany aloha tany zao nanambady sinoa nefa ny taranany gasy ihany de nisy inona zao!!!:wink:
io miankina amilay fisainan'ny olona sy ny toetrany ary ny safidiny eo amin'ny fiainana fa aza asiana olana fa manjary lasa resaka racisme e!!!!!

40. Veloo ( 15/01/2006 23:14)
zany ve?8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2502