Fa maninona kay?
41. fasaly
(
16/01/2006 07:31)
veloo inona no hoe zany ve????:wink:
ka lay gasy miavona anie tsy hoe ny manambady vazà ihany e! ny gasy misy toetra tsy hoe ny gasy manambady vazà ihany , fa na any madà aza misy manambady pata be fa miavona be kou no manalika olona ny sasany...kou hitanareo amzay....
ka lay gasy miavona anie tsy hoe ny manambady vazà ihany e! ny gasy misy toetra tsy hoe ny gasy manambady vazà ihany , fa na any madà aza misy manambady pata be fa miavona be kou no manalika olona ny sasany...kou hitanareo amzay....
42. yonikafopl
(
16/01/2006 10:58)
fasaly , marina mihintsy aky nenjy aaaaa, marina fa misy ilay manana totra lazain'i Fiffi io, fa nefa kosa misy antony ao matoa misy ny mihatakataka,misy kou nge le be fitsikerana le fiainan'oll fotsiny eeee, le we dain iny hono no mba vadiny, de mitsikera ny any ambany fandrianan'olona ilay gasy sasany, de tena mankaleo be ny mieritreritra azy. Otran nena zao, tsy fantako akory le sipa ato am serasera ato, nefa de mahita ny hoe, manaizana metisy tavany??????. Le toe-tsaina no tsy ao eeee, ao ny efa haratsiantoetra, le gasy vo misondrotra nanankarena tampoka, de ao kou le gasy be fialonana de mahita ratsy lazaina an'le manambady tsy gasy, de samy mifanaratsy eo, zay no mbola maha gasy ny gasy, rehefa mivoaka ny taniny de mihamavo ny sasany fa tsy mba mihamamiratra .
46. Angolaina
(
16/01/2006 12:37)
za aloha mbola mahita fa tena mbola milay foana ny gasy mitaha @ vazaha e!
47. ari.malala
(
16/01/2006 12:48)
tsy haiko zareo fa tsy mba nanintona ana mintsy zany hanambady vazaha izany ka... ary ny tena mandreraka be ary anie d le gasy zao fa mizesta b ts maints asina teny frantsay kely fôna refa miresaka e, d na le manontany we comment dirai-je...
48. Fiffi
(
16/01/2006 13:56)
ari.malala :-D:-D:-D heu..... comment dirait-je ... heu.....:-D:-D:-D tahak'izao ve ?
49. Vahinala
(
16/01/2006 14:08)
ari.malala > Oui ok, d'accord ! Juste corps ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
53. Vahinala
(
16/01/2006 15:01)
Non mais écoutes, hitanao zany le zavatra ary, euhhhh tena vraiment c'est pas marrant e ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
54. Herimiafina
(
16/01/2006 16:31)
Maninona anareo injay ary ny vazaha kely manja kely mena sofina klé? hehehehe:-D:-D
55. vale
(
16/01/2006 19:58)
majakely:
Indrindra ny ao paris...lazain'ny zareo GVt hono rah miarahaba fona ,,,hihihi....:-D:-D
majakelyà> toe-tsaina mifotetaka @ tany izany!!!!sady ity ko an, na in no ataon'ilay ol aty na inona, tsy fanao izany manenji-dresy izany!!!!!
57. vale
(
16/01/2006 20:01)
:roll: de nivadika ny tantara... fa lasa niova lela daholo ny mpandray anjara!hihihihih.....
60. tsangana
(
16/01/2006 20:21)
Izaho indray dia nahita gasy manambady gasy petaka be izao kanefa dia tsy mety miteny gasy.Asa loatra nahoana?