Mitahy ny razana-> démostration!
22. routa
(
15/01/2006 04:05)
dadabe:-D:-D:-D
tonga de mitsika be koooooo:-D
raha izany no misy tsy hisy sahy hiantso2 zany eo

23. dadabe
(
15/01/2006 08:31)
:-D:-D:-D
booboo > hafa ny heritage ry booboo a !fa ity anie olombelona mandondona varavaram-pasana e :^)
de raha mamaly hoaa le razana ao hoee " eny ary ry taranako isany fa hotahinay ianareo ..."
humm de inona no zavatra hiseho :-w

24. Vahinala
(
15/01/2006 09:15)
booboo > Ary maninona raha amin'ny razana koa no mivavaka raha izany ?
dadabe > Tonga d tsisy tafajanona tsony angamba eo fa koditra aby aby e, ary ahoana le hoe asiana tavoangy na toaka eo ambaravarampasana d ny ampitson'iny jifaka le izy d hoe nosotroiny razana nefa ry zala mpiandry fasana ihany no nipoka azy tao !:-D:-D:-D:-D:-D:-D

25. lapino
(
15/01/2006 11:52)
cutie:
fa ny razana ve tsy fanahy ???
Hitan'i cutie, rehefa ilay mamadi-drazana iny ny olona, dia ilay vatana no razana avadika. Rehefa miresaka amimn'ny razana eo amin'ny varavaram-pasana koa, ilay vatana no ao anatin'ilay fasana. Ka fanahy ary ve ilay razana?
Ny fanahy koa ange aza, tsy hay akory na ny mamaritra azy fotsiny aza (définition-n'ny fanahy???). Ka aiza moa no hahafahantsika miresaka momba ny fanahin'ny efa maty? Tsy maintsy hoe resaka finoana.
Dia raha hiresaka finoana, dia aza mino afa-tsy Andriamanitra!
29. cutie
(
15/01/2006 17:16)
Veloo [ Valio ] 15-01-2006 06:58:12
Lohateny : Re : Mitahy ny razana-> démostration!
cutie a ? ahona no ilazan-njy an;izany azavao oe??
veloo a , ny fiheverako azy refa maty ny oul de ny fanahiny na miara milevona aminy any na mandehandeha any ho any hihhihihihihi, tsy haiko e
ny vatanao fotsiny no milevona ao fa mankaiza aza ny fanahy??
Dikan'zany refa mino ny fanahy enao de mino ny fisian'ny fitahian'ny razana koa.
Andriamanitra ve tsy fanahy ?? de raha fanahy Atra de ny razana koa zany Fanahy , raha mitahy Atra de mitahy koa zany ny razana.
Zay ny fiheverako azy .
30. booboo
(
15/01/2006 19:19)
dadabe > hevitra ambadika fôna, hono, no tadiavina entina hanazavana ireny fomba fiteny na fomba fisainana na tsy haiko fanaon'ny Ntaolo reny, ouz ny mpampianatra taranja Malagasy.
vahinala > zà isan'lé nisafidy tsy hivavaka @ razako fa mijanona hatreo @ fanajana an-dreo ihany kah.

31. dadabe
(
16/01/2006 02:33)
booboo>inona le hevitra ambadika aza e?:D
cutie > ny fitahian'ny razana ve izany dia ampitovianano @ fitahian'Andriamintra ??:-w Hummm tsa mba manaiky an'izany kosa aho ka,Andriamintra Izay Rain'i Jesosy Kristy anie ka Andriamanitry ny velona fa tsy Andriamanitry ny maty e, i Kristy efa velona fa tsy maty,tsy misy hifandraisany 2 raazana , ary io hevitra io mihitsy no tena fitaovana iray ary tena mahomby ataon'i satana hamitahana ny zanak'olombelona , lazainy fa raha miankohoka eo anatrehany ny zanak'olombeloana dia hahazo fitahiana sesilany ,dia maro ny miankohoka izany hoe mivavaka @ satana, izay miseho @ endrika fanahy mamitaka ,maniraka ny olona hanatitra fanatitra(tantely -bonobon-akondro-voasary .......)eny @ fasana , na eny @ toerana misy vatolampy , izay hatahoran'ny olona (ohatra vatolahy sy eny antapon-tendrombohitra sns...)
hummmba didiho ihany lahy sao dia miadana ao anatin'ny fotona fohy (eto antany ) fa hijaly mandrakizay (fiainana aorian'ny fahafatesana ) hummm8)

32. Mifenty
(
16/01/2006 11:47)
ary nankaiza i rainisalama eh. Efa lasa nanoratra boky sahady nga nefa vao firy ny hevitra azo le hihihihi
le fanontan'ian'i lery né de zao eh, mety sa tsy mety ny asa fanompoana ataon'ny malagasy? (ilay tsy amin'i Zezo io a)
fa nenà ndray d tsotra kely eh.
"Fantatro ilay nametrahako ny fitokiako", hoy ilay hira
ary koa hoe
"Ny finoanao no nahavonjy anao" hoy ilay boky.
Kou tano zé inoan lah rainisalama fa izay inoanlah iany io d itan lah iany zay vokany.
hoy mano ramalagasy be fahendrena zay hoe
"Izay mamafy rivotra, hijinja tadio"
d samy hijinja zé nafafiny io eh.
Hafa ny fitiavana ka hoe mamboly karoty elah de voatavo ny vokatra.
fa ty resaka ty de zé nafafy no jinjaina.

33. jefra
(
16/01/2006 11:51)
Tsy hoe ivavahana vao mitahy ange!
Ny ahy d ampitoviako @ fisian'ny olomasina (St Francois, St Joseph, Ste Spohie) d tohizako hoe razana Dadabe, razana Nenibe. Personnel sy akaiky ahy kokoa noho St Jean ireo, fa samy tsy misy ivavahako.

34. lapino
(
16/01/2006 12:08)
cutie: raha mbola velona àry ny olona, dia aiza ny fanahiny e? Mitahy ny fiainany ve ny fanahin'ny olona? Dia fa maninona? Raha ohatra manko hoe rehefa fanahy dia mitahy, dia tokony ho afaka mitahy izany ny fanahintsika velona.
Dia amin'ny fomba ahoana indray no mahatonga ny hoe rehefa maty ny olona dia lasa afaka mitahy ilay fanahy?
Amiko aloha dia izao: Iray Tokana ihany ny Fanahy afaka mitahy!

35. routa
(
16/01/2006 16:11)
fa hono ho aho fa iza le st francios,sy st joseph ary le hoe sophie
ny razana tsy mitahy za klouny tsy mino razana e!vola lany very ,fitahina tsy azo fatiantoka ray lavaka ny ahy raha zany nohiainako amiko rahefa maty de zay no vita miandry ny fitsanganana voaloany @ fiavian'ny Jesosy . ny ahy raha mbola velona de mifankatia, mifanampy ohatra ny ray amand-reniko mbola velona zao de omeko raha mangataka ka manana aho itako izy mitafy azy faly aho na hohaniny atao sakafo ny vola voky izy faly aho ,fa tsy hoazy rehefa maty izy nefa haiko zao fa tsy hainy tsony zany ny fiainako zany tantaraiko anareo zany an!tsy voatery hanaraka kory nareo fa ny ahy reha maty izy de vita ny aminy e! ny ahy aza ny zanako efa nafarako aza manatitratitra vonikazo isaka 2nov moa izy any zay sa 1nov tsy haiko tsony fa zaho mbola velona hoaho asio vonikazo ny vaziko de finaritra aho na vidio mofonjazanareo ny vola fa aza arina @ zavatra tsy hitako amiko mifanasoa raha mbola velona de zay

36. marozevo
(
16/01/2006 23:22)
routa > Marina tokoa fa miezaka mifanasoa isika dieny mbola velona, ary raha tsy izany koa tsinona dia fiatsaram-belatsihy ny atao amin'ny razana.
Efa any am-pasana ve hivoatra ? Vovoka izany vao hifanampy ?... Indrisy hoy aho diso aoriana loatra... Hira kalon'ny fahiny io. tsy haiko ny mpihira sy ny hira manontolo fa io ihany no haiko.
Nefa.. Nefa... NY ENTIM-BELONA NO ENTI-MATY.
Fahendrena Malagasy io, fa tsy noraisina avy amin'ny Finoana. Ny Finoana Kristianina dia nanamafy sy nandavorary fotsiny avy eo. Porofon'izany, asa na efa hitantsika ilay hafatrafatr'Andrianampoinimerina tamin'Ilaidama talohan'ny hahafatesany. Raha sendra hitanao dia vakio sy diniho tsara fa misy fahendrena tsy avy amin'ny Finoana Kristianina ao, fa avy amin'ny maha Malagasy.

37. xxx
(
17/01/2006 10:19)
booboo:
mitahy ny razana : ny tany navelany ho an'zay taranany, ny trano natsangany, ny harena nohariany foiny ho an'ny taranany ... izany no atao hoe fitahian-drazana ... ho an'izay mbola mahatadidy ny lesony filôzôfia malagasy t@ terminale :roll:
marina ny anao booboo
ny hoe mitahy ny razana akory tsy midika hoe mivavaka amin'ny razana, manao famadihana sns
mbola samy velon-dray aman-dreny aby angamba ianareo ireo ka sahy miteny toy izao, ny ahy ny razako aloha tsy vingavingaiko toy izao hoe tsy mitahy izany, ny soa rehetra navelany ho ahy, ny fitaizana sns, ny mieritreritra fotsiny ary hoe raha mbola velona teo ny raiko dia ho faly mahita ahy toy izao dia efa mankahery amin'izay atao
38. cutie
(
17/01/2006 12:19)
xxx [ Valio ] 17-01-2006 14:19:36
Lohateny : Re : Mitahy ny razana-> démostration!
Hoy i booboo:
mitahy ny razana : ny tany navelany ho an'zay taranany, ny trano natsangany, ny harena nohariany foiny ho an'ny taranany ... izany no atao hoe fitahian-drazana ... ho an'izay mbola mahatadidy ny lesony filôzôfia malagasy t@ terminale
marina ny anao booboo
ny hoe mitahy ny razana akory tsy midika hoe mivavaka amin'ny razana, manao famadihana sns
mbola samy velon-dray aman-dreny aby angamba ianareo ireo ka sahy miteny toy izao, ny ahy ny razako aloha tsy vingavingaiko toy izao hoe tsy mitahy izany, ny soa rehetra navelany ho ahy, ny fitaizana sns, ny mieritreritra fotsiny ary hoe raha mbola velona teo ny raiko dia ho faly mahita ahy toy izao dia efa mankahery amin'izay atao
mitovy hevitra @ xxx za
Rasinareo ara-bakiteny daholo izy zany ry dadabe sy lapino .
aleoko :-D:-D:-D:-D de :@:@:@:@:@
39. lapino
(
17/01/2006 15:41)
Misy marina ny tenin’i xxx io, afa-tsy ilay hoe « mamingavinga ». Tsy mamingavinga mihitsy ny tsy finoana hoe mitahy ny razana. Tsy famingavinga mihitsy ny olona efa nahasedra an'ilay atahoran'ny olombelona rehetra indrindra, na dia izay ihany aza.
Raha io no atao hoe fitahiana dia eny, tsy resaka finoana io fa zavatra concret, fa tsy izay no dikan’ny fitahiana raha resaka finoana.
Ilay resaka nanokatra ny sujet koa, ilay ohabolana mihitsy moa izany, no efa nanafangaro ny finoana sy ny zavatra concret, dia izay no itohizan’ny adihevitra. Raha resaka finoana manko, raha ahy manokana, dia tsy misy afa-tsy resaka Andriamanitra dia, dia miainga amin'izay ny rehetra rehetra.
Ny ankoatra an’izay ilana fanazavana na fanaporofoana vao afaka ekena ny fahamarinany na ny fahadisoany. Raha mbola tsy misy izay porofo izay, dia tsy afaka lazaina hoe marina na diso (Na ny siansa aza tsy azo lazaina ho marina absolu).
Dia miverina amin'ilay resaka fanahy aho: hoe manam-panahy isika olombelona. Aiza io fanahy io, ahoana no fifandraisany amin'ny vatana, inona no ifandraisany amin'ny aina, sns ... Vita mazava amiko izay vao mazoto hiresaka momba ny fanahin'ny maty aho.