bevoka

81. ari.malala ( 11/01/2006 06:27)
hihihi, anareo telo ny sehatra an
82. watafon ( 11/01/2006 08:05)
ari, d miampy anao k !
83. fijo ( 11/01/2006 21:26)
ndry koa mahazo miditra ka
84. ari.malala ( 12/01/2006 05:19)
d in no hoteneniko eto? hay za ary constipee ôna d in no tokony hataoko? tena esaka serieux io an!
85. fijo ( 12/01/2006 20:15)
mila pyrgena kely izany ny ao ko.hi hihih
86. ari.malala ( 13/01/2006 04:55)
fijo, atao in tsara???:roll:elà ty an hihihi
87. watafon ( 13/01/2006 13:56)
jus de tamarin retsy sotroina fa azo antoka io an !
88. Veloo ( 13/01/2006 19:19)
ari a sy jus de prune ko retsy tena mande mihitsy a..
sy misotro rano betsaka aky a...:wink:
89. Veloo ( 13/01/2006 19:20)
oay saika adiniko fa io lazain'i wata io jus de vomadilo io , mahatsara ny aretin'aty sy vavony ko retsy ry ari a
fantatr'i wata ve zany?:wink:
90. fijo ( 16/01/2006 13:54)
ari an,efa ireo voalazan'ny wata ireo ko.
91. ari.malala ( 19/01/2006 11:30)
nanao ah fa tena nipiriritra nandritra ny 2 andro:-D:-D:-D:-Dary d ts t hiherika tsony:-D:-D:-D:-Dza rahateo ts ratsiana vômadilo d ts tia:-D:-D:-D
92. watafon ( 19/01/2006 18:15)
veloo, tsy fantatro fa sôtsa retsy an !:-*:-*:-*
ari, tsy miraty zany ange io e!
93. fijo ( 19/01/2006 20:22)
tohizo fa tsara ry ari an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012