bevoka

1. naina10 ( 08/12/2005 05:50)
manao ahoana daholo,
mba mangataka hevitra @nareo fa efa 1 taona zay no nitadiavako zaza,de zao zaho vao bevoka faly be aho nefa tena matahotra be indray, ny mampatahotra zaho dia ahoana kay fomba fitandremana tokony hataoko mba hijanonany ila izy,zaho aloha mbola tsy ary nanao fausse couche fa de voaloha zaho bevoka zao noho efa ela no niandrasako azy.
misaotra mialoha @ torohevitra,veloma!
novalian'i fijo ny 19/01/2006 20:22
2. bozimanga ( 08/12/2005 06:28)
Tsy misy na inona na inona tokony hataonao ankoatry ny misakafo tsara de tsy manao reraka be loatra fa kosa mba mihetsiketsika an.
tandremo ny manao akanjo tery2 fa mijaly ny zazakely.
mazotoa misakafo
zay aloha fa de mahereza.
3. ari.malala ( 08/12/2005 06:41)
arabaina aky zany, d zao, aza manao vizana b fts aky a, d misakafo tsara, d aza minankinana fanafody sauf avis dokotera, zany we ra misy zavatra manahirana d makany @ dr fôna d izy no mahalaala we ty fanafody ty mety @ vhv bevoka
4. lanto92 ( 08/12/2005 07:21)
manao ahoana ianao,
ho fanampin'ny voalaza etsy aloha dia aza mibatabata zavatra mavesatra loatra. Misakafoana tsara fa aza manao régime. Mihinana normalement. Dia aza mi-stress be loatra koa. Manaova repos le plus possible.
5. pissoa ( 08/12/2005 07:32)
Oops, zah tsy manana torohevitra fa felicitation bdb ho an'i naina.
6. mahefahely ( 08/12/2005 08:03)
dia rabaina izany aloha ianao fabevoak ; fa izao tandremo sao dia manao vizana loatra;ary rehefa ma...dia aza mivilavila sao reraka ; dia mahereza misakao sy misotro rano be tsaka ;farany teneo i Mr mba himpitraka tsara sao madehandeha any de tsy fantatra izay mahazo azy any
misaotra e
7. pika ( 08/12/2005 10:21)
feliciation e
dia mazotoa @ fanarahamason'ny dokotera
ataovy ampy tsara ny sakafo indrindra ny sakafo betsaka fer sy calcium ary ny vitamines
tsy manao vizana be araka ny voalazan'ny namana fa ilaina kosa anefa ny somary mandeha tongotra kely tsy dia lavitra tsy dia tsara ny maano voyage lavitra

dia mitsikitsikia foana de mihomehimehy, sary mahafatifaty no tsara jerena, tandremo sao mifoka sigara na misotro zav misy alcool
8. rongatry ( 08/12/2005 11:11)
tsara be zany fa arahabaina e ! dia tongava soa ny andro malaza, mirary soa, fa izao an !
- aza be tebiteby fa maharatsy zavatra, aza dia hinoana daholo izao sy izao fa tsindraindray ireny mampitahotra fahantany dia lasa mitebiteby hoe : sao dia mba voan\\\\\\\'izany tokoa aho !
- tonga dia iresaho lay SOMBIN\\\\\\\'NY AINA, rehefa mandro ohatra dia : \\\\\\\"handro isika chéri(e) \\\\\\\" hoe ; rehefa manao zavatra ianao dia ataovy hoe efa eo amin\\\\\\\'ny fiainanao izy ;
dia tsara koa hono mamaky boky, mihaino mozika miaraka aminy amim-pitiavana zany an !
- aza atao antsirambina koa ny fanaraha-maso medikaly ; ianao aza mila manao vaksiny koa : tetanos
- dia mahereza maka rivotra madio amin\\\\\\\'ny maraina, dia mianatra miaina tsara : inspiration ...
- dia misotro rano sy mihinana sakafo voalanjalanja ;
- dia ahena ny stress rehetra : kizitina, be ranomaso, be fihetsempo loatra ... fa mifindra amin\\\\\\\'ilay zazakely ireny ;
- dia raha ampinono azy ianao dia diovy dieny izao ny loha-nono mba tsy hitriatra sy vakivaky rehefa hinono izy : rano matimaty @ coton isankariva dia efa mety, tsara ny mampinono !

Izay aloha no tadidiko e ! dia manampy eo ihany ny namana hafa rehetra, fa mahereza, dia ataovy hoe fifaliana ity fa HANOME AINA, dia tafità soa e !
9. Ralay ( 08/12/2005 11:48)
Efa betsaka ny voalaza teo ambony ary marina daholo koa fa firy volana kay ny kibonao izao no dia efa matahotra be loatra?.Ny anampiko kely an'ireo fotsiny dia aza matahotra ny manao firaisana na dia bevoka aza :lol: vao maika mahatsara azy io.
10. naina10 ( 08/12/2005 12:03)
manao ahoana daholo,
dia tena misaotra @ torohevitra fa tena hitako nahazo hery be zany za namaky ny torohevitrareo,
ny fahasoavan' Atra anie homba antsika rehetra ato @ serasera,veloma!
11. fijo ( 09/12/2005 04:29)
de rehefa te hitsaitsaika iny aza tsindriana ao izy e.mba miova pozipozy nareo.hi hi ianontanio herymiafina fa hainy io
12. Herimiafina ( 09/12/2005 04:37)
Hendry tsara fotsiny de tsy miborosy trano de mandeha ho azy io e, hehehehe
13. fijo ( 09/12/2005 04:41)
ary ny borosy volo????
14. Herimiafina ( 09/12/2005 04:44)
Borosy volo tsy koua kah refa tsy mampiasa valahana be defa mety, hehehehe:-D:-D
15. Veloo ( 09/12/2005 16:20)
naina10 a, aza manao akanjo mainty fa ratsy, (ny rayon -- tonga dia lasa directe any @ zaza)ary mihaino hira calme ireny fona fa lasa tia hira ilay zaza...
apres trois mois de grossesse, manomboka mande tongotra exercise... les trois premiers mois hono no tena mila fitandremana be
de arabaina retsy njy an:-*:-*
16. fijo ( 09/12/2005 19:02)
de tsy matory miohoka koa an
17. pampilou ( 09/12/2005 21:18)
Felicitation naina o!
Ny tena tsara koa d mihinana vitamines prenatales fa ilaina tokoa io. Sady supplement fotsiny koa nge ka tsy maninona e! za ary zao efa teraka mbola asain'ny dokotera mihinana foana @ le mampinono koa moa! D ny tena aza adinoina d ny misotro rano be dia be araka izay lany mihitsy. Aza d misotro boissons gaseuses indd rhf manomboka eo @ 4eme mois eo fa tsy tsara.
18. watafon ( 10/12/2005 04:53)
naina10 : arahabaina zany alou e !
tsy d misy holazaina firy intsony fa efa voambara daolo, tsy mihinana na misotro zavatra mahadomelina :
sigara, toaka sns ...; mazotoa manao fizaham-pahasalamana isam-bolana farafahakeliny (CPN),
19. ravakamalala ( 10/12/2005 15:25)
arahabaina naina10. araho daholo ilay voalaza eo ambony ireo fa mety tsara, indrindra ny tena fadiana dia ny
-toaka
-sigara

ireo amafisiko satria tena notenenin ny dokotera mihitsy hoe ny sigara mampanao fausse couche matetika, na maha prématuré zaza.

dia maka aina foana koa akia a! ajanony ny sport, fa refa manomboka indray ny 4eme mois afaka manao natation, na gymnastique ndry.
20. Veloo ( 10/12/2005 22:36)
ary aiza i aina no tsy hita intsony e? so dia efa nivoka ilay zaza:-D:{:{:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1321