bevoka
21. dadabe
(
11/12/2005 00:50)
veloo> ary njy rahovina vao ho bevoka ??:-w:-w ndao amboarina par correspondant e :-$
fijo> misy cours gratos angaha any @ herimiafina ??:-D:-D
fijo> misy cours gratos angaha any @ herimiafina ??:-D:-D
22. Veloo
(
11/12/2005 01:25)
dadabe hahahaha alefa-njy aty ve ny anjy ? par eprouvette ve? :twisted::twisted: ratsy zany
23. Veloo
(
11/12/2005 01:29)
o ry ledada a i bebe efa antitra kou angaha mbola mety bevoka:-D:-D:-D:-D
24. ari.malala
(
13/12/2005 06:12)
:-D:-D:-D
hoan'inaina, mahereza aky minana sakafo b vitamines sy calciums ary proteines, d ra aty Dago indry d fotoanan'n' voankazo zaon d mahereza minana, ny produits laitiers ko tena ilaina b mints, d ny rano mo zany efa voalaza, zay aky fa d tongava soa ny vahiny a

25. naina10
(
13/12/2005 11:27)
Manao ahoana daholo,
za mbola eto ry velo,ary mbola vao 2 mois ilay izy,fa ny zavatra mbola saika hanotaniako dia @ resaka sakafo,satria hoy anareo mila mihinana sakafo laiterie nefa zao za na ronono,na yaourt,na fromage tena tsy ao intsony,de inona zao sakafo tokony hasoloko ireo?

26. ari.malala
(
13/12/2005 13:46)
tsy ao tsony aôna ky? mandoa foana aky nga ndry? aza forcer na aky a, minana tsikelikely e, na zao reto sites reto idirana fa bdb torohevitra mahasoa ny vhv bevoka ireto : ww.doctissimo.fr sy www.magicmaman.com d mirary soa e
27. Veloo
(
13/12/2005 16:27)
naina10 a:-*:-*:-* njy ve mba tia lait de soja? mety misy ve any dago? any moa njy io? raha tsy mahatanty produit laitier njy dia soja anolona azy no sady tena tsara nohon'ny ronono...ny zaza hatanjaka ary tsy dia marary firy satria natoraly ny soja,itako aty fa ny ankizy misotro ronono na bevoka misotro ronon ny zaza mora marary, ny zavatra be proteine otrany grains secs reny retsy a, miala tsiny fa za moa tsy dia minakena firy. Mahereza mihinana vokazo na frais io na secs, ary njy mba nomen'i dokotera vitamines? raha ao frantsa njy dia anontanio mihitsy ny dokotera (obligatoire io)(pre sy post)....raha any dago dia ny vokazo, legume sy ny anana ataovy sakafo doly an
31. watafon
(
15/12/2005 06:52)
fijo tsy hitako zany fa za kou marary maso ange e! hay v i veloo e! efa gravy b kosa io kle !:-D:-D:-D
34. watafon
(
15/12/2005 17:36)
veloo, aza manao an'io fa vao maika mamparary azy zao !:-*:-*:-* andraso mou fa omeko fanafody njy e!
35. Veloo
(
15/12/2005 18:12)
wata a :-D:-D:-D:-D soa dia fanafody ma-hypnotiser ahy ve no omen-njy ? :-D:-D:-D
36. fijo
(
15/12/2005 21:31)
homeo fanafody io ry wata fa raha tsy izay hitondrako le antibio nolazain'i ravaka an.
37. watafon
(
16/12/2005 03:45)
veloo,fanafody tena izy k! za nge tsy manondrana e! :-D:-D:-D
fijo, inn mou le izy fa adinoko?
fijo, inn mou le izy fa adinoko?