bevoka

61. fijo ( 30/12/2005 18:55)
ka izy mampiasa fanafanana be loatra ngamba
62. watafon ( 31/12/2005 08:33)
:-D:-D:-D
63. watafon ( 31/12/2005 08:38)
:-D:-D:-D
64. Veloo ( 01/01/2006 00:23)
nareo roa lahy reto tena be resaka kle nareo no mena maso :twisted::-D:-D:}:°)
65. watafon ( 03/01/2006 08:45)
aiza kou za zao ze mena maso eo?:-D:-D
66. fijo ( 03/01/2006 20:49)
tratra indray ra menamaso le
67. watafon ( 04/01/2006 08:49)
elà koa ange ao anatin'izany e!
68. Veloo ( 04/01/2006 14:14)
wata a :-D:-D:-D
69. watafon ( 04/01/2006 18:07)
f'hita kou !:-D:-D:-D
70. fijo ( 04/01/2006 19:43)
ka tsy isika anie no mena maso fa izy e.jereo ao ambadika ao,dia mody ahodiny ny resaka
71. Veloo ( 04/01/2006 20:35)
:-P:-P:-P
72. fijo ( 04/01/2006 20:49)
de io indray izy fa mena vava
73. watafon ( 06/01/2006 17:51)
fijo elà ty lesy tena mahatsikaritra mitsy k !
74. fijo ( 06/01/2006 19:58)
ka za anie milaza fotsiny izay misy e
75. watafon ( 07/01/2006 08:45)
sô d main'ny sakay?
76. Veloo ( 08/01/2006 21:53)
za tsy mihanana sakay :P
77. watafon ( 09/01/2006 08:34)
diso aho zany e
78. Veloo ( 09/01/2006 20:10)
ie diso be mihitsy :-D:-D
79. watafon ( 10/01/2006 18:06)
ary za zany ange tô diso fôna e! andraso hifoha kely fa tsy mety zany ry veloo e ?
80. fijo ( 10/01/2006 21:41)
ka tsy sakay no naha may azy ka dite mamay be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4292