Tsonjovavin'Ambohimanarina

1. lapino ( 01/12/2005 22:02)
Ahoana tsara moa izy io :?::!:
2. ravakamalala ( 01/12/2005 22:03)
3. ravakamalala ( 01/12/2005 22:05)
"mandeha goana ohatran ny vehivavin Ambohimanarina"
4. Herimiafina ( 01/12/2005 22:13)
Maninona anareo njay ny tsain-nay klé? hehehe:-D:-D
5. ravakamalala ( 01/12/2005 22:16)
tsain????
6. Herimiafina ( 01/12/2005 22:17)
Tsain-tsain na kotsain kotsain, mbola tsy henonao ve zany ry ravaka? hehehehe:-D:-D:-D:-D
7. ravakamalala ( 01/12/2005 22:19)
an3 tena lazao izay marina fa tsy haiko zany tsain zany!
8. Herimiafina ( 01/12/2005 22:20)
Sipa re zany e, Jôba, Joainksa koa mbola morsa fiantsona vevavy, otsan,ny hoe gazelle any aminareo any, hehehehe:-D:-D:-D:-D
9. ravakamalala ( 01/12/2005 22:24)
hay ve!! ka tsy mifanalavitra amin ny pain dia everiko oe mofon i herimiafina ndray zany ny sipan Ambohimanarina.

ka malaza mihitsy mantsy lé hoe sipan Ambohimanarina fa inona loatra no tena mampalaza azy?
10. Herimiafina ( 01/12/2005 22:26)
Tsara tarehy sady comprehensive be no tena tia tanteraka refa tia sady fidela, en somme espesy rare, hehehehe:-D:-D:-D:-D
11. fijo ( 01/12/2005 22:34)
sady be fanolotra le zavatra
12. jennifer2 ( 02/12/2005 04:40)
Tara @ tsonjon'Ambohimanarina ndray herimiafina. sa efa nahazo an'le sakafo tany indray de mandoka fatratra ery?
13. dadabe ( 02/12/2005 05:09)
hono hoa ry zalahy fa angaha moa tsy hoe kely veta ohatran'ny kisoa gasy anambohimanarina (nefa sipa no lazaina eo a) ha ha ha :-D
14. pika ( 02/12/2005 05:17)
toy ny hoe iray kosa no nangalatra akoho dia alasora iray vohitra no voahedrikedrika e:-D
misy tsara ao ka :lol:

sasa vilanin'ambohimanarina aloha ka ny molony ihany no kobanina e zay no fantatro:-D:-D
15. dadabe ( 02/12/2005 05:33)
fa hita kosa kalou fa ny sipan'ambohimanarina anie ka milay daholo e,d izay no mahatonga andry zareo mety ho kely veta ,zah anie efa nampianatra kely tao @ les Dauphins e:wink:,d tao @ Rossignols he he he sipa kely milay daholo ny ao rakoto a

Mpandefa : ravakamalala [ Valio ] 02-12-2005 02:03:27
Lohateny : Re : Tsonjovavin'Ambohimanarina

he h eh ehehe :@:@:@:@
16. ari.malala ( 02/12/2005 06:25)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dmitantara eksperians ndray ny ssany:-D:-D:-D:-D:-D:-D
17. pissoa ( 02/12/2005 06:57)
ari> ramose tatanta aky io ah! :-D:-D:-D
misy hira an'zany mou eh?!
18. pika ( 02/12/2005 08:12)
efa tany izany dadabe kou :-D
efa hita doly ny kelakelantrano sy ny lavaka rehetra:?:=D
19. dadabe ( 02/12/2005 08:47)
he he he hatrany antanetikely-ambodivona-he he he he he he
arimalala :-$:wink: iny klou ny:@:@
20. ravakamalala ( 02/12/2005 11:12)

Hoy i pika :
sasa vilanin'ambohimanarina aloha ka ny molony ihany no kobanina e

misy manova io hoe sasa fikan' Ambohimanarina ka safo vavany iray dia vita.:-D

Dadabe > nipetraka teny anga ianao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8712