Tsonjovavin'Ambohimanarina

61. lapino ( 09/12/2005 22:29)
Aiza any? am'le tsonjo? :-D:-D
62. ravakamalala ( 09/12/2005 22:38)
misy tonelina tery be zay any!! tonelina tsy fantatra hoe mankaiza?:-D
63. lapino ( 09/12/2005 23:06)
Sô de mba mankany @ fahasambarana izany, sa sô de fiainan-tsy hita? :?8-)
:-D:-D
64. hesham ( 10/12/2005 23:06)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
65. dadabe ( 11/12/2005 09:43)
Mpandefa : ravakamalala [ Valio ] 02-12-2005 15:12:28
Lohateny : Re : Tsonjovavin'Ambohimanarina

Hoy i pika :

Voalaza teo :
sasa vilanin'ambohimanarina aloha ka ny molony ihany no kobanina e

misy manova io hoe sasa fikan' Ambohimanarina ka safo vavany iray dia vita.

Dadabe > nipetraka teny anga ianao?

ie fa ndry konkou angaha teny?? he he he manala azy ao @ radio an'i piere andrianatenaina he he he
Mpandefa : fiaritiana [ Valio ] 02-12-2005 15:34:22
Lohateny : Re : Tsonjovavin'Ambohimanarina
dadabe njay zay ramose tatanta zany an!


:-$:-$
fijo> lah mou virja ?? tsra omena ny tsonjo eo antaninareinina izany @ 09 alina izy no mivoka :-$
66. lapino ( 11/12/2005 13:08)
ravakamalala:
sasa fikan' Ambohimanarina ka safo vavany iray dia vita.

Ary kay lety e! Efa spesialista be izy zany kle! :-D:-D
67. ravakamalala ( 11/12/2005 19:38)
dadabe > zay ve no tena torohevitra tsara omena ny virja? fa mba préciser-o tsara ary fa sao any mbadiky ny finance izy no mitonantonana.
ny anay ilay amnaoa basket eny Anosisoa no tena fanaonay, na mitety tanimbary mankany am digue.

lapino >ka zay no teneniko anao hoe za manantalenta fa io ihany.:@
68. jennifer2 ( 13/12/2005 02:29)
mba asio fanampiny le torohevitra ho an'ny virja e!
69. fijo ( 13/12/2005 21:22)
oka letsy ry bedada fa tsy mihinana trondro malany aho kle.
70. dadabe ( 17/12/2005 04:07)
Mpandefa : ravakamalala [ Valio ] 11-12-2005 23:38:25
Lohateny : Re : Tsonjovavin'Ambohimanarina
dadabe > zay ve no tena torohevitra tsara omena ny virja? fa mba préciser-o tsara ary fa sao any mbadiky ny finance izy no mitonantonana.
ny anay ilay amnaoa basket eny Anosisoa no tena fanaonay, na mitety tanimbary mankany am digue.

lapino >ka zay no teneniko anao hoe za manantalenta fa io ihany.

tiko be izany filinin-ndry izany kle :@ :@ :@ eo ihany e
Mpandefa : fijo [ Valio ] 14-12-2005 01:22:49
Lohateny : Re : Tsonjovavin'Ambohimanarina

oka letsy ry bedada fa tsy mihinana trondro malany aho kle.


tsy ireny ve aza letsy no tena misy fofona ranomanitra kle :D
71. ravakamalala ( 17/12/2005 22:26)
dadabe > ka tsy fofona ranomanitra no tadiavina fa fofontsonjo!
ilay feeling mankany am digue ve? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2265