Tsonjovavin'Ambohimanarina

21. fiaritiana ( 02/12/2005 11:23)
fa zà klony mbola tsy naheno oe tsonjovavin Ambohimanarina izany e!sirène ve zany?
Paraky no henoko fa misy eny!hihiihi
22. ari.malala ( 02/12/2005 11:31)
pissoa, ie, misy hira an'zany aky a, hiran'i Tempo Gaigy aky zany a :)
23. lapino ( 02/12/2005 11:33)
Hay ve zany izy io e! Za aloo efa nahita tsonjo avy tany ambohimanarina fa manja marina e! Fa le hoe kely veta ... hummhh sipa ôtran'reny ... Mampitsiriritra izy zany kle! :-D:-D

Tena iza aminareo tsonjo ireo aloha no avy any e? Ary ahoana ilay mandeha goana izany ry ravakamalala?
24. fiaritiana ( 02/12/2005 11:34)
dadabe njay zay ramose tatanta zany an!
25. ravakamalala ( 02/12/2005 13:46)
Za zao tsonjo avy any Ambohimanarina (antanety atsimo oan zay mahalala), dia za daholo zany ireo tenenina rehetra ireo, fiere be aho hoe malaza njay izahay avy any Amboma.

lapino > mandeha goana zany ilazana olona tsy hanintsy aninona fa mandeha fotsiny ami tsisy antony e!
mampitsiriritra anao aho zany?:lol::lol:
26. mandrindra ( 02/12/2005 14:20)
trondro gasy, sa blakbasy, sa amalona
sao dia pirina ?
27. lapino ( 02/12/2005 14:41)
ravakamalala < fa mandeha am'tsisy antony ahoana àry, f'angah tsy hankaty amin'ah njy iny e? Njy zany le tena mampitsiriritra an'ah mihitsy an! Efa vonona ao le nem1 sy bolety 2 an-jy e :wink:
28. fiaritiana ( 02/12/2005 19:04)
ravakamalala:ay moa njy marina lé tia nem sy bolety!

lapino:tsy efa nangatsiaka zay?
29. Herimiafina ( 02/12/2005 21:33)
jennifer2:

Tara @ tsonjon'Ambohimanarina ndray herimiafina. sa efa nahazo an'le sakafo tany indray de mandoka fatratra ery?

Ka ity ary resaka tsonjo kou, zah tia tsonjo be mahintsiny surtout le izy avadika lasopy bouillabaisse iny an, hummm, hehehehe:-D:-D:-D:-D

30. fijo ( 02/12/2005 22:25)
ravaka mila handramana aloha ndry vao hita izay fahamarinany ka
31. lapino ( 02/12/2005 22:33)
fiaritiana:
lapino:tsy efa nangatsiaka zay?

Misy toerana mafana tsy mba mamanala ao
Afaka mitahiry an'le nem sy bolety ka! :-D:-D
32. fijo ( 02/12/2005 22:35)
aiza le toerana????mety ho tsara an
33. jennifer2 ( 03/12/2005 00:05)
Zany ndray ry Hery misy resaka nem sy bolety a! sady mafana foana hono le izy. Mankanesa eny ambohimanarina zany rehefa any enao, sady be tsonjo tsara tokoa zany hono eny. de sady mihinana bolety enao no mihinana nem no mihinana tsonjo.
An!!!, kay le tsonjo atao anaty nem sa atao anaty sambos? matsiro daholo zany ka. de mazotoa e! Kay moa enao mazoto foana nade tsy ampazotoana aza, zany e?
34. Herimiafina ( 03/12/2005 00:28)
Misy bolety tsonjo sy nem tsonjo mihintsy kah, mi exista daholo ireo, fa favy be izy refa ampiarahina amin'ilay saosy vanjo sy voatabia an, hehehehe:-D:-D
35. jennifer2 ( 03/12/2005 00:55)
ary enao angaha tsy tia masikita? sady any aminareo zao zao raha misy an'zany harivariva an, mahazo hafanana tampoka, sady le fofona masikita sy samosa sy nem tsara an!
36. Herimiafina ( 03/12/2005 01:03)
Bedy akia an, voarara ny mampiasa flamme anaty trano iray, na dia tranonao manokana aza satria mety hisy loza hono ka ho may ny trano, hany ka four éléctrique daholo no handrahoana sakafo, na microonde, sns.
Raha vao misy setroka kely fotsinyd e efa maneno ny alarme incendie de tonga ny pompier sy ny polisy, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Rehefa été vao afaka manao barbecue fa any ankalamanjana fa tsy ao antrano. Ndao hanao pro hiaraka hitono masikita isika sy toi e, sady zah zany te hamely, hehehehe:-D:-D:-D:-D
37. jennifer2 ( 03/12/2005 01:21)
Za koa anie tena manina masikoita e.
Ny aty @ misy any koa torrak'zany lazaina. T@ iray volana zao nisy etudiante coreana zay nahandro sakafo izy, nisy setroka tsy de betsaka fa nanenoo nankaren-tsofina le alarme, tongavan'ny pompier tao zahay. de taorian'io, rehafa manasa sy manamaina lamba zahay de misy feo foana avoakan'le masinina fa zany hoy aho, taitra kely foana hoe inona ndray zay Fire alarme maneno zany?
38. Herimiafina ( 03/12/2005 01:32)
Ka manapaka lalandra mahintsiny io manenoneno io klé. Ny tena olana de le rehefa hanendy saosisy, na le hanendy biftek na tsonjo, de efa atao ambany be ny afo mbola mitady haneno ihany ilay alarme, de tsy maintsy sokafana daholo indray ny varavarankely rehetra nefa ny andro mangatsiaka dirandoza klé.
39. hesham ( 03/12/2005 01:37)
zay sipan`ambodinisotsy , aiza izy zany ry jah :-D:-D:-D:-D:-D
40. Herimiafina ( 03/12/2005 01:51)
Hay ve ra-hesham ka ambodin'isotry e? Taiza hoa aiza teo sao de le ao amin'ny garan'ny vôtiry soavaly, fividianako ravimbomanga mafilotra? hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1604