mpirapy gasy aty USA
62. pissoa
(
12/12/2005 05:30)
velo, k'hita kou!
zao no mahazo rehefa mihinana tsy mizara ry sonwin :roll:
tena marina ve io?
zao no mahazo rehefa mihinana tsy mizara ry sonwin :roll:
Herimiafina:
Nandeha skateboard le bandy mainty hoditra izay de nisarangotra tamin'ny kamiao de nianjera de tafapetraka lamosina teo ambony skate de nihodikodina de hitan'ny namany de naverina le mouvement de teraka ny rap klé.
tena marina ve io?
64. parazy
(
07/02/2006 04:49)
cutie: ary toi koa ela be vao kopy an'ilay hoe smurf an!
sonwine: iny dance iny koa aloha dia tena hafa kely an!
sonwine: iny dance iny koa aloha dia tena hafa kely an!
