mpirapy gasy aty USA

41. pissoa ( 06/12/2005 17:23)
ny afindrafindrao zao mbola tsy de hitako any anay HH
42. Veloo ( 06/12/2005 22:43)
iza aloha ty HH e? za zany ko to very :roll::roll::roll:
43. fijo ( 07/12/2005 05:43)
za tany mahajanga nisy niteny hoe :ndao hifampitsako"tsy haiko le dikany tamin'izany ,avy dia notsakoko lery.dia gaga be sady niteny hoe :"dansy zany razoky an"hi hi hi taona 85 izany.
44. mamzelkely ( 07/12/2005 08:32)
veloo< HH fanafohezana ny Hip Hop

fijo< zao njay zao ny alaza any jungama de mifapitsako free style :-D:-D fa enjana ry zalaha a eny am bord refa hariva varina mits za:-D:-D

sonwin< zay tokoa mo izy ty e:roll:
45. Veloo ( 07/12/2005 19:26)
mamzel a hay veuuuuuuuuuu noheveriko fa zavatra hafa ty HH...
46. pissoa ( 08/12/2005 06:48)
:roll: neverin'i veloo fa inn ?
47. Herimiafina ( 09/12/2005 06:44)
Haintso haintso, milay, bonne, siks daholo, (l), hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
48. Veloo ( 09/12/2005 15:56)
inn ty haintso?
pissoa a zavatra hafa ka :rol:-D:-D:-D:roll:
49. Herimiafina ( 09/12/2005 21:50)
Haintso haintso , kiltiora malagasy, kiltiora nangalarina, style, paozy, miodina, misaoty mitsambikina, mi-cadence, mi salans, mis spin, mi klans, siks daholo, bonne (l)
50. pissoa ( 10/12/2005 13:37)
velo - haintso aky ny famakiana H amin'ny teny Malagasy ah! haintso haintso = HH

herimiafina, otran'ny misy hadino izy izany!
51. Herimiafina ( 10/12/2005 16:57)
Inn adino ry pissoa? Mila demonstration ngah toi klé, ny ahy ampiarahiko amin'ny roller kely de favy be, hehehehe:-D:-D:-D:-D
52. pissoa ( 10/12/2005 17:30)
rah tsisy vidim-pidirana de alefaso ary le demo alou eh
53. Herimiafina ( 10/12/2005 17:34)
Enao tsy ampadoavina kah, fa refa menjera fotsiny zahd e tsy maintsy enao no mitsabo ze maratra, hehehehe:-D:-D
54. pissoa ( 10/12/2005 17:35)
tsy kwa, fa aza asiana tsingoli-batita zany an :-D
55. Herimiafina ( 10/12/2005 17:38)
Salto flip-vli ve? Iny aza no tena izy klé, Fa tena tiko de mandeha eny amin'ny arabe de misarangotra amin'ireny camion reny sady manao mouvement klé. hehehehhee:-D:-D:-D:-D

Fa entre-temps, ny skateboard no tena tiko fa saingy efa demodé hono klé.
56. pissoa ( 10/12/2005 18:08)
zany kousa ry herimiafina tsy HH tsony fa famonoan-tena mihitsy ka! sady kirana be @ eo zah kou :-D

ny anah ice fa tsy board no nataoko, fa nitomany mihitsy t@ le nianjera volouany
57. Herimiafina ( 10/12/2005 18:11)
Ka iny mianjera iny mahintsiny anie no base-n'ilay izy e, teo no nahitana ny mouvement Rap voalohany de mihodikodina amin,ny tani iny e.

Nandeha skateboard le bandy mainty hoditra izay de nisarangotra tamin'ny kamiao de nianjera de tafapetraka lamosina teo ambony skate de nihodikodina de hitan'ny namany de naverina le mouvement de teraka ny rap klé.

Rap=skate=hip-hop.
hehehehe:-D:-D:-D:-D
58. Veloo ( 10/12/2005 22:32)
Pissoa a miciiiiiiiiiii aky a za va nahalala:-*:-*:-*
59. sonwin ( 11/12/2005 16:52)
:°)
60. pissoa ( 11/12/2005 17:31)
veloo :-*
avy nihinana vomadilo ngah sonwin?:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6896