mpirapy gasy aty USA
23. sonwin
(
04/12/2005 21:59)
refa mandihy azy dia ilay ohatran misy courant sy mihenjakenjana ireny,dia mikorisarisa ohatran'ny mitsingevana
26. pissoa
(
05/12/2005 16:10)
zah nisy niteny we anisan'ny fika nalaza ony talou rehefa manadala sipa eny an-dalana ony le mizesta @ smurf kely, de atomboka @ le ratsa-tananan ahenjana kely iny :-D:-D
29. pissoa
(
05/12/2005 16:51)
sonwin > fa ngah enao kou mbola nanao an'zany? :-D de tsy matahoatra courant ve le sipa?:-D
veloo > njy aky mahay slow ah!:wink:
veloo > njy aky mahay slow ah!:wink:
30. sonwin
(
05/12/2005 17:16)
tonga dia raisin'ilay sipa ny courant de apasiny amin'ny molony indray avy eo:-D
32. sonwin
(
05/12/2005 18:57)
dia voaraiko indray ny courant ka:), ka ilay smurf nge ilay mifampitsako iny de mifampipasy courant e, de ze mandray courant manao ze mety de apasy indray, dia hita eny ze lany fika sy tsy misy atokona...
39. mamzelkely
(
06/12/2005 14:18)
ka le smurf ve ts le style adopter njy zareo mpiondana HH ho battle io e:roll: