mpirapy gasy aty USA

1. badman ( 01/12/2005 18:07)
izahay de mpirapy gasy mipetraka aty etas unis nefa mila fika izahay handefasana ny hiranay any dago any
mba omeo hevitra eh
novalian'i parazy ny 07/02/2006 04:50
2. Veloo ( 01/12/2005 18:17)
aza badman aloha enao dia avy eo hojerena ny kle andefasana ny hira e :-D:-D:-D:-D
3. Lejim ( 01/12/2005 18:19)
Andefaso santionany alongany ny samy Gasy aty USA, fa samy aty ihany ve lesy dia tsy re akory ny fisian'ny lisany. Andefaso ny namana e! Otrinona amidianan'la CD-n la izany?
4. xxx ( 01/12/2005 19:06)
nga lejim nivadika taranja?:o:o ,salegy no nahalalako anareo fa tsy mpitia rap
5. Herimiafina ( 01/12/2005 19:08)
Siks daholo.
Mba teneno marina kalongany le style hisantaranay azy e.
G-Unit Herimiafina. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
6. Lejim ( 01/12/2005 19:10)
xxx> Ka possible anie ra-xxx ny sady ho tia salegy no tia rap e. Zah ary mankafy be R&B koa. Mirevy rap sasantsasany zah fa tsy fan be fa amin'ilay samy Malagasy aty USA no nilazako an'io. Stay kool e! 8)
7. sonwin ( 01/12/2005 19:39)
hay ve lejim any Usa e, dia mbola manao bawejy ve kle?
8. sonwin ( 01/12/2005 19:40)
hay ve lejim any Usa e, dia mbola manao bawejy ve kle?
9. malalaka ( 01/12/2005 20:55)
tairo marina aloha mba andefaso santionany papa a! dia le izy ve aloha le rap misy "fako" sa le tsisy e! if you know what 'm saying hihihii
10. Veloo ( 01/12/2005 22:10)
sonwin a inn kay zany bawejy zany e?:roll:
11. Lejim ( 02/12/2005 03:40)
Veloo> bawenjy izany gadon-kira koa. Clo mahajanga ireny no tena tia manao azy. Ny ankmaroan'ny salegy izao ary mifangaro voraka be amin'ny bawenjy, dia atao salegy bawenjy anarany. lol
Sonwin> F'angaha ela mahafantatra an'i Lejim 415? Zah mankafy be ny hiran'nedala zah fa tsy zah akory no mpihira.
12. cutie ( 02/12/2005 05:14)
malalaka [ Valio ] 02-12-2005 00:55:48
Lohateny : Re : mpirapy gasy aty USA
tairo marina aloha mba andefaso santionany papa a! dia le izy ve aloha le rap misy "fako" sa le tsisy e! if you know what 'm saying hihihii

in le rap misy fako??
13. Veloo ( 02/12/2005 20:29)
lejim a hay ve e za tara be knou :-D:-D:-D:-D misaotra lesy a
14. malalaka ( 03/12/2005 03:45)
cutie:

malalaka [ Valio ] 02-12-2005 00:55:48
Lohateny : Re : mpirapy gasy aty USA
tairo marina aloha mba andefaso santionany papa a! dia le izy ve aloha le rap misy "fako" sa le tsisy e! if you know what 'm saying hihihii

in le rap misy fako??



fakon'teny koa:°)
15. cutie ( 03/12/2005 03:57)
malalaka, le teny anglisy ve zany sa misy @ teny gasy koa? :-D
16. Herimiafina ( 03/12/2005 22:57)
Style Westcoast ve sa Eastcoast le rap klé?
Ngo de Hip hop kalongany fa tsy rap?
Ireo zao no tin'i Herimiafina fantatsa? Siks yo.
hehehehe:-D:-D:-D:-D
17. cutie ( 04/12/2005 00:38)
in no tina;i herimiafina, hip hop sa rap??
18. Herimiafina ( 04/12/2005 01:10)
Izy roa, fa zah mankafy kokou Snoop Dog, Eminem, Dr.Dre, Pac, sy ny G-Unit, fa zah tsy de tia style Wutang Clan, na Warren G, hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. cutie ( 04/12/2005 04:37)
aleoko hip hop :-)
20. sonwin ( 04/12/2005 18:23)
smurf no tsara ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3344