VALIMBAVAKA

61. dadabe ( 26/01/2006 11:31)
marina izany diamondra a:*
62. marozevo ( 30/01/2006 01:09)
Andriamanitra oh. Aminao moa ny indray andro toy ny arivo taona ary ny iray tapitrisa toy ny 1Euro. Koa mba omeo kely 1Euro fa tena kikina.
Dia namaly Andriamanitra hoe : Andraso kely ary afaka indray andro.
Film efa nadeha io...
63. diamondra27 ( 01/02/2006 07:03)
de mahareta 'zany e!asaina maharitra koa nge ny mpanara dia azy e! miambena ,ary mahareta @ fivavahana
64. dadabe ( 05/02/2006 03:16)
humm marozevo :-w
65. marozevo ( 06/02/2006 01:49)
Dia niandry teo hono i Lery indray andro, kay efa tany an-danitra tamin'ny 2003 vao azony ilay 1€uro, nefa tamin'ny 1003 izy no nanao io vavaka io. Dia natsipiny hono ilay vola fa tsy nisy nilany azy intsony nony tonga any an-danitra izy.
Angano angano arira arira... ianareo mpitsetsitra.
66. diamondra27 ( 06/02/2006 08:01)
marozevo: bonne fête aloha e! na de somary tara aza

de:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D le angano
67. dadabe ( 06/02/2006 15:09)
tena :-@:-@:-@ misimisy mihitsy ato izany le
68. marozevo ( 07/02/2006 00:51)
Misaotra manokana an'i diamondra sy i dadabe mahatsiaro tamin'ny fety eh... tsy misy ny tara ka. Fa tena emotioné be aho ho'aho nahita ny fiarahabanareo... manina angaha... Tsy nampoiziko marina eh... Tena misaotra anareo amin'ny foko tokoa aho.
69. dadabe ( 13/02/2006 11:26)
tsy misy fisaorana fa dia izay no maha-mpianamana e (efa fisaorana anay 2 io a :wink: )
70. marozevo ( 16/02/2006 23:46)
Eny ary eh.. Mba samy ho tratry ny mitsingerina indray.
71. tol ( 22/02/2006 09:18)
fa tsar ny Tompo ary mandrakizay ny famindram-pony?

Na ao anat olàna az de maivan satri ts ny tena no mitondra azy, sad mis solution foana am Atra, fa mazotoa mivavak, ar atao fiainan lé vavak
72. diamondra27 ( 22/02/2006 15:00)
zay mihitsy nge no izy ry tol e!

raha vao misy zavatra kely de inona no atao: vavaka

misy manenjika: de vavaka
misy mitsara: de vavaka
tsy manana trano: de vavaka
tsisy vola : de vavaka
faly : de vavaka
nahazo valimbavaka : de vavaka
alohan'ny hitondra fiara: de vavaka
eo ampiasana: de vavaka
73. marozevo ( 22/02/2006 23:51)
Que ma vie soit prière
74. petakorona ( 23/02/2006 13:31)
amen
75. dadabe ( 24/02/2006 11:20)
Amen ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0913