VALIMBAVAKA

21. jerena ( 02/12/2005 13:45)
:)SALUT
Mahaiza manetritena aloha sy mifona aminy TOMPO dia angataho izay tadiavinao fa homeny araka ny sitrapony,nefa koa misaora azy aminy zavatra rehetra fa avy aminy raha mbola toy izao isika.
22. namanao ( 02/12/2005 14:20)
misy foana ny valim-bavaka ka! Fa izao fotsiny sitrakao ve le valiny sa tsia.
Araka ny resaky dadabe io dia isaorana an'Andriamanitra daholo na sitraky ny fo na tsia.
tranga teo amiko :
-nampahitany zavatra very
-orana, fotoana, deplacement, ...
-nampahitany mialoha situation hitranga
-nositraniny raha narary
-nampisafidy Azy hoe iza no mety amiko ity sa ity :
valiny ity ho Izy kanefa tsy iny no nataoko satria tsy mety amiko(no le ray toa tsy mampino); vokany: tsy tafa, rehefa tonga saina nandray lay option ray zay vao nety!
-nanampy tamin'ny fahasahiranana
-manampy amin'ny fianarana
-...

-miandry ny valin'ny vavaka sasany :-)
23. ndrena ( 02/12/2005 14:50)
Tsara ihany dinihana tsara izay heverina ho valim-bavaka avy @ A/tra satria tsy lavina fa ny devoly koa dia manome valim-bavaka.MIsy araka izany ny fanahy ratsy miasa eto ambonin\'ny tany izay atao hoe:Fanahy mamitaka fitahiana.Mihevitra ny olona hoe mahazo valim-bavaka dia avy @ A/tra nefa raha zohina dia ny devoly mihintsy no manome azy fitahiana mba hialany tsikelikely @ A/tra.Fehiny:SAMBATRA NY MADIO AM-PO FA IZY NO HAHITA AN\'ANDRIAMANITRA
24. dadabe ( 02/12/2005 16:03)
miarahaba an'i ndrena e,ela be tsy tazana a

marina izany!
25. Veloo ( 02/12/2005 16:33)
ndrena ? oe enao oe:
ny devoly koa dia manome valim-bavaka
an? hafa kely ndray zany za aloha tsy mino an'io an....
26. marozevo ( 02/12/2005 23:49)
Ny ahy indray dia izao. Tsy nivaly araka izay nitiavako azy ny vavaka nataoko, fa nivaly araka izay nitiavan'ilay "Mpamaly vavaka" azy. Io indrindra no tsy hahafoizako ity mivavaka ity : Izaho mangataka fa IZY no mahalala izay mahasoa ahy. Tsaroako fa toy ny zazakely mangataka antsy ho lalaovina aho, dia omen'i Neny saribakoly, satria tsy ny antsy no mahasoa ny zaza fa ny saribakoly. Dia izany hatrany ny ahy ny fiainam-bavaka.
27. ndrena ( 06/12/2005 10:04)
Tsara ampiana fanazavana ny resako teo aloha.Misy hery roa mantsy mifanidry hatrany ety ambonin'ny tany.Ao ny herin'A/tra ary ao ny herin'i satana.Ireo zvt roa ireo dia mifanohitra hatrany ary samy te hahazo bahana ao @ fiainanjanak'olombelona.Ka eo no hipetrahan'ny olana satria voafitaka ny ankamaroan'ny olona milaza ho mpivavaka nefa mbola ao anaty fahotana,raha misy harena na fitahiana tonga ao an-trano dia sahy milaza fa avy @ A/tra io nefa ny devoly mihintsy no manome mba hahavoafitaka azy hoe na dia manota aza dia mbola mahazo valim-bavaka hatrany @ A/tra.
28. marozevo ( 10/12/2005 00:11)
Ndrena > Ny fivavahana dia natao ho an'ny mpanota indrindra indrindra. Tsaroantsika i Kristy niteny hoe "Tsy tonga ho an'ny marina fa ho an'ny mpanota hibebaka". Eo no maha diso hevitra ny maro amintsika eto izay milaza fa milaza ho mpivavaka nefa.... Lazaiko aminao fa izaho izao, raha mahatsiaro tena ho TSY MPANOTA, tsy ho nivavaka akory aho na indray mandeha aza. Fa tsaroako fa MPANOTA aho ka mila mivavaka bebe kokoa.
29. akamatiana ( 10/12/2005 01:00)
VALIMBAVAKA
Ny anah d isananjo ny valimbavaka omen'Andriamanitra anah! satsia zah refa mivavaka , dia mangataka ny fahavelomako , sy ny fahasalamako ny ampitso sy isanjanjo , dia novaliany fôna :),zany matonga anah mbola eto !!:):)
30. cutie ( 10/12/2005 02:56)
akamatiana,ary adinon-jy ny mivavaka ho ahy :wink:
31. ndrena ( 10/12/2005 08:31)
marozevo:marina izany fa raha olona anaty faharatsiana izao kosa no mahazo izay heverina ho valim-bavaka dia tsorina fa tsy avy @ A/tra fa avy @ ilay ratsy e!
32. ndrena ( 10/12/2005 08:55)
marozevo:marina izany fa raha olona anaty faharatsiana izao kosa no mahazo izay heverina ho valim-bavaka dia tsorina fa tsy avy @ A/tra fa avy @ ilay ratsy e!
33. akamatiana ( 10/12/2005 12:04)
cutie> zah mivavaka ho an'ny namako retsa , eny na dia ny fahavaloko azany nge !!
34. dadabe ( 10/12/2005 14:42)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 10-12-2005 04:11:36
Lohateny : Re : VALIMBAVAKA
Ndrena > Ny fivavahana dia natao ho an'ny mpanota indrindra indrindra. Tsaroantsika i Kristy niteny hoe "Tsy tonga ho an'ny marina fa ho an'ny mpanota hibebaka". Eo no maha diso hevitra ny maro amintsika eto izay milaza fa milaza ho mpivavaka nefa.... Lazaiko aminao fa izaho izao, raha mahatsiaro tena ho TSY MPANOTA, tsy ho nivavaka akory aho na indray mandeha aza. Fa tsaroako fa MPANOTA aho ka mila mivavaka bebe kokoa.

marina izany !! nefa tsarovy tsar fa zao no voalazan'ny soratra masina
" izay efa voadio dia tsy tokony hodiovina intsony"
miala tsiny aho fa tsy tsaroako ny versee,ary ny " kisoa vavy efa avy nisasa no niverina nihosopotaka indray "
ny tiko holazaina dia ity ,raha mino @ fonao sy ny sainao ianao ary mibebaka dia mahatsiaro ho voavela heloka dia tsy mila mamerina in-dr2 na in-3 fa lasa maka fanahy an'Andriamanitra,izany hoe tsy atao ho fahazarana ny fifonanana (sanatria tsy hoe hikonfesy isaky ny....)"fa ny fifonana dia aferanao sy Ilay Andriamanitra hivavahanao.
Mpandefa : akamatiana [ Valio ] 10-12-2005 05:00:48
Lohateny : Re : VALIMBAVAKA
Voalaza teo :
VALIMBAVAKA
Ny anah d isananjo ny valimbavaka omen'Andriamanitra anah! satsia zah refa mivavaka , dia mangataka ny fahavelomako , sy ny fahasalamako ny ampitso sy isanjanjo , dia novaliany fôna ,zany matonga anah mbola eto !!

tena tiko be io valimbavaka io ,ary miombokevitra tanteraka aminao aho :-*
35. akamatiana ( 10/12/2005 18:49)
bedada zokimalala :-*:-*:-*:-*:-*
36. marozevo ( 11/12/2005 00:02)
dadabe > raha diso im-piry amiko ny rahalahiko no tokony hamela azy aho ? Im-pito va? tsia tsy im-pito fa im-pitopolo fito... Sans fin..
Aiza kosa dia tena misy ve hoe mifona indray mandeha dia tena tsy manao fahotana intsony ankoatr'iny... Tsa mba mino an'izany k'le aza !
37. dadabe ( 11/12/2005 11:03)
Eny e ! manaiky anie zah e! fa hitanao misy ny olona sasany ataony hotoy ny kilalao na fahazarana ilay fanaovana konfesy , dia sahala @ tsy manakery ,na tsy nisy fiantrtaikany aminy .

ity misy mampalasa eritreritra ahy
hoy i Kristy " ireto no marika ahafantarana ny mino,hamoaka demony @ anarako izy,hiteny @ fiteny izay tsy mbolahainy izy ,hametra-tanana @ marary izy dia ho sitrana ireny ,...."

raha tena mino ianao ka mibebaka marina dia hiseho eo aminao ireo famantarana ireo ,zah manaiky 100 %

Ho tanteraka amintsika anie izany AMEN
38. akamatiana ( 11/12/2005 21:29)
:-w:-w
39. marozevo ( 11/12/2005 23:12)
Dia mazava tokoa izany ry dadabe ah... Raha atao kilalao ilay fifonana (Konfesy ho an'ny Katolika), dia tsy hanan-kery mihitsy na dia indray mandeha fotsiny aza. Fa raha atao amim-pinoana sy amim-pitiavana dia avelan'Andriamanitra foana io na in-10000000 aza. Marina è.
40. diamondra27 ( 12/12/2005 07:52)
jesosy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay, ary minoa fotsiny ihany de ho hitanao ny vokany, ka na inona na inona angatahinareo amiko de ho tanterahiko izany.mivavaha fa hamaly anao ny Tompo, ary mahareta @ fivavahana, misaora @ zavatra rehetra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1379