Mila toro-hevitra, halohalika ny ranom-bary! vonjeo
62. fijo
(
02/12/2005 23:10)
veloo ,kay efa hitandry le diso.hi hihi
vivi,inonano hidiran'ny exam amin'izany????
vivi,inonano hidiran'ny exam amin'izany????
65. jennifer2
(
03/12/2005 17:44)
f'angaha tsy retraretra no :-*:-*:-*:-*?
herimiafina: "jennifer2: ka zaha nie mila manao plein vao mi-roula e, sady zah tonga d emi-roula be de tsy mety matavy.
Eo anatrehan'ny zavatra manahirantsaina toy izao dia mila fenoina kalongany ny vavony klé,zay vao miheritreritra, hehehehehe"
inona no hidiran'le resaka sakafo ato ity? tsy any @ zavatra hafa ve no tokony namaliana o azy?

66. vivi
(
03/12/2005 18:23)
o, ry fijo a!ka reny ratsy atao any anie mety any no mipotra e, fa angaha matahotra ianao! fa sao ? , ka mamitaka b lery ko !
67. Herimiafina
(
03/12/2005 21:07)
jennifer2:
f'angaha tsy retraretra no :-*:-*:-*:-*?
Inona no hidiran'le resaka sakafo ato ity? tsy any @ zavatra hafa ve no tokony namaliana o azy?
Ka mihodina eo amin'ny sakafo daholo anie akia ry jenny chérie ny fiainana retsaretsa e, na ny fitiavana aza, hehehehe:-D:-D:-D:-D
69. Herimiafina
(
06/12/2005 01:19)
Raha tsy nisy ny sakafo de tsy nisy izao tontolo izao, hehehehe:-D:-D:-D:-D
71. Herimiafina
(
06/12/2005 01:49)
Zah anie noana foana e, n'inn n'inn sakafo menao ahy de tiko daholo na kadradraka nendasina aza, hehe:-D:-D
72. jennifer2
(
06/12/2005 01:52)
io indray herimiafina sy ny kadradrany. Efa hoe za tsy tia kadradraka. (tena marina io fa tsy vazivazy ry herimiafina an!)
73. Herimiafina
(
06/12/2005 02:22)
Ao ary alia an, ao ary de aza tezitsa tsony an, :-*:-*:-* ao fa soloko valala, valala kou ve tsy tinjy klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
74. jennifer2
(
06/12/2005 02:36)
Mmmm, tsy de tiako firy. Fa taloha za no efa nihinana valala sy vongory natono.
75. Herimiafina
(
06/12/2005 02:37)
de sakivy de zanadandy, favy ireny an, asiana tody kely, hummm, hehehe:-D:-D:-D:-D
77. hesham
(
11/12/2005 01:50)
mihinakinapona mintsy nareo :-D:-D:-D
Nanao aona le fika eee , efa vovaha ve eee to tsy hita tsony , iza ihany no niraketina vaza sa gasy ihany , mba ampitao ny vao fa aza de mangina otranio ee:-D:-D:-D
Nanao aona le fika eee , efa vovaha ve eee to tsy hita tsony , iza ihany no niraketina vaza sa gasy ihany , mba ampitao ny vao fa aza de mangina otranio ee:-D:-D:-D
78. Herimiafina
(
11/12/2005 03:30)
Mamoha fota-mandry ndray ra-hesham klé, efa nuilamina matoa izy tsy nipoitra tsony, efa tsain tsain be izay izy sy le safidiny amin'izao ora izao, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
79. fameusecousine
(
11/12/2005 06:53)
^:^slt biko
mety manao repetition ny voalazan ny ankizy eo ambany za fa zao..mi comprendre ny cas misy anao za fa ny mahasoa anao fona jerena na lafiny ara pitia io na fianarana aza io..raha hitanao hoe afaka manorina zavatra serieux ianao sy lay olona avy aty an dafy de iaraho izy fa normale fa ho krizy aminao lay any dago ..manahirana koa moa ny mireska par interent fa ny meti2 raha afaka mireska face a face nareo sy lay any dago..fomban ny fianana zany fa misy aza ny efa mivady misaraka ehh...ianao ihany no mahalala kokoa ny mahasoa anao eh...courage

80. cocorie
(
16/12/2005 07:46)
Zao no mba hevitro ho anao sy ny namana rehetra Ataovy ho fahazarana eo @ fiainana ny mandanja ny lafy ratsy sy ny lafy tsara alohan'ny handraisana fanapaha kevitra eny fa na dia heverina ho kilalao aza izany hoe ny manala azy fa ny blèm otran'izao no mahalasa adala sy manimba ny ho avy.
mazotoa daholo ry zareo a! ary Mba asio Tsiky dia ampy e!
mazotoa daholo ry zareo a! ary Mba asio Tsiky dia ampy e!