Mila toro-hevitra, halohalika ny ranom-bary! vonjeo
41. pika
(
30/11/2005 10:12)
tu sais , le mariage c'est pour la vie alors à toi de faire ton choix
tsy kilalao ny fanambadiana ary tokony ho vokatry ny fo ka tandremo sao fiantrana na matinkenamaso na noho ny vavan'ny fiarahamonina sy ny tahotra ny fianankaviana no hanambadianao fa hanenenanao izany any aoriana any
vahaolana koa dia ny mitokantena irery aloha tsy misy mpanelingelina dia dinoho tsara
42. papala
(
30/11/2005 10:58)
Biko:
Tena faly be ny tenako nahita ity serasera ity, natoron'ny namana iray, ka mba mila toro-hevitra fa dia mijaly loatra. Tovolahy, 29 taona. Manohy fianarana am-pita. Manana olon-tiana, tany Madagasikara, mbola tsy vita fomba fa efa vita seho, tsy afa-natomboka nefa ny raharaha, satria niandry ny cour taty ivelany, voatery nilaozana aloha ilay olon-tiana sy tia. Nifanoratra tsara, sy nifandray @ fitaovan-tserasera samihafa.
Tamin'ireo mpiara-mianatra dia nisy ny nifanerasera tamiko, indrindra ny tovovavy, tsy dia mifanalavitra @ gasy loatra koa moa ny fomba sy ny zavatra hafa aty @ zareo. Raiki-pitia azy aho( mitovitovy koa manko izy roa) . Sendra olana ara-ekonomika koa aho avy eo, ka nanampy be ahy izy sy ny R.R mihintsy aza. Efa mifanersera be @ izy ireo aho. Ny loza dia izao, mikasa ho tonga any Dago ry zareo, hiaraka amiko rehefa vita ny fianaran, na ahoana na ahoana.
Ilay any Dago aloha tsy mbola mahalala na inona na inona fa dia miandry sy manantena. Ny aty misisika tsy hay ankifika sady tiako koa ilay izy, vonona @ lafin-javatra rehetra eny hatram'ny finoana ananany aza. Tsy hitako izay hatao mila ho lasa adala aho indray2, nefa efa akaiky ihany ny fotoana. Mandray risika tanteraka aho manoratra izao raha hitan'ilay olona iray manko ity avy hatrany dia ho fantany.
Tena matériel be mihintsy koa nareo izany. Fa zao rehefa adino ny aty dago dia tonga dia mba andefaso taratasy fisarahana fa manjary miandry tsy aminampany eo fotsiny ny zanak'olona. Izay no tena fahalala-pomba sy ara-dalana, raha ohatra hianao ka mba nahita fianarana ihany! Aza tia tena be loatra. Fa misy valiny foana ny hataonao aman'olona, na ho aiza ianao na ho aiza. Aza ela loatra ny manoratra ho azy.
43. fiaritiana
(
30/11/2005 11:40)
marina ny an i papala,izay no fahalalam-pomba sady hitako fa tsotra no haingana saingy mieritrereta tsara lo vo manoratra fa tena ohatran ny zà avy no marary mamaky lé taratasy!
jereo ny hevitry ny namana e, dé henoy koa ny fonao!
ok, mahereza an!
jereo ny hevitry ny namana e, dé henoy koa ny fonao!
ok, mahereza an!
44. fiaritiana
(
30/11/2005 11:41)
marina ny an i papala,izay no fahalalam-pomba sady hitako fa tsotra no haingana saingy mieritrereta tsara lo vo manoratra fa tena ohatran ny zà avy no marary mamaky lé taratasy!
jereo ny hevitry ny namana e, dé henoy koa ny fonao!
ok, mahereza an!
jereo ny hevitry ny namana e, dé henoy koa ny fonao!
ok, mahereza an!
45. diamondra27
(
30/11/2005 13:33)
ho votsidroa eo biko koa, sady tsy any atsy no tsy any eroa, de ahoana no ataonao @zay?
Manantena ny tsy misy no sarotra.
Samy voafitaka daholo nge izy roa e!
Miomana e!
Manantena ny tsy misy no sarotra.
Samy voafitaka daholo nge izy roa e!
Miomana e!
46. vivi
(
30/11/2005 13:43)
fa angaha ho any koa ty rad ndreniny ilay aty andafy , sao d tsy mety koa zany fa maninona raha tsy ilay sipa ihany no entina any ,d any izy no resahana anio situation , satria raha tena tia ilay sipa aty andafy d mety hi-comprendre raha izy no alainao ,fa raha ohatra kosa ilay any dago no tianao d aleo aty andafy d tsorina ny marina d tsy lany frais izy no tsy mitondra alahelo mody avy any antaninolona any !au moins izy misy ny havany hi-conforter azy apres , fa aminizay kosa aloa d tsy maintsy manamafy saina b ianao we lhl lache sy mpamitaka satria nampiesononao foana kosa v ilay zanakolona any dago nandritra ny taona satria nandany zara anazy fotsiny ianao , nefa tokony fotoana efa nahitany ny solonao nefa nampihesononao foana , zao lasa manao demarrage a zero fotsiny , naninona zao raha tsy efa noteneninao hatramin'ny voloany!
za aloa tsy mandatsa fa fantako koa ilay we tratrany tsy hampoizina zay fa mafy ihany koa ny mahazo ano ka!
sady ny manawen anilay izy ilay ray amandreninilay sipa 2 tonta
tsy te ho eo @ toerana kosa aloa za fa tena mafy fa mihinana paracetamol na tranquilisant betsabetsaka atoato , sady @ izay ny fety efa miala any
bon courage!
za aloa tsy mandatsa fa fantako koa ilay we tratrany tsy hampoizina zay fa mafy ihany koa ny mahazo ano ka!
sady ny manawen anilay izy ilay ray amandreninilay sipa 2 tonta
tsy te ho eo @ toerana kosa aloa za fa tena mafy fa mihinana paracetamol na tranquilisant betsabetsaka atoato , sady @ izay ny fety efa miala any
bon courage!
47. zandrikely
(
30/11/2005 16:27)
zay lay revy ry baina a , ra mbola hody any dago ela , ,tsy efa ela ve ela sy ilay any dago no niaraka letsy a , amiko aloha dia ilay efa hita tany dago no hitako mety @ ela , hevitra ny ahy , satria nahoana , ilay vao hitan'ela aty iny anie na miaraka aza nareo dia tena mbola tsy hay hoe ahoana ny avokany e , sady joba tsy miteny gasy zany baina tsy ho tamana any @ tanana any a , tsy taty ve no nahalehibe azy , hevitra ny ahy fa ela no mahita azy e , mbola ho ela nga vao hody sa kely sisa
48. Levy
(
30/11/2005 16:37)
Misaotra @ toro-hevitra am-pahatsoarana rehetra, tao koa ny nanameloka. Tsy maninona izany fa vao mainka aza mitondra ahy handinika. Mety nisy ny fahadisoako, misy koa ny fahalemena sy fetra tsotra izao. Hiroso @ fanapahan-kevitra aho. Nefa tsy maintsy hampiomanina izay havela. Tsy maintsy hilazana ny marina izy roa, fa angamba ilay any Dago no horaisiko ho ravaky ny tokan-tranoko. Tena ho mafy @ ilay iray aty ivelany anefa izany,satria izaho koa ny olona notiaviny voalohany, izao aho dia efa manomboka hanazava sy hanamboatra ny sainy sy ny saiko koa aza. Tsy maintsy hibaby izay ho vokany aho na court na long terme. Tsy maintsy holazaiko @ ilay ho vadiko koa anefa fa nisy zavatra nitranga tamiko nandritra ny fianarana. Mety hanome tsiny na hanameloka koa izy fa ho zakaiko koa izany.
Aza manody re olona ny toy izao fa dia mahafolaka an-datony sy mahafotsy volo tanora.
Ho hita eo ny tohiny !
Aza manody re olona ny toy izao fa dia mahafolaka an-datony sy mahafotsy volo tanora.
Ho hita eo ny tohiny !
49. Veloo
(
30/11/2005 17:43)
fa i Biko ve i Levy ihany e????? 8O
ny ahy fiheverako an'ilay any andafy amour ephemere, ka raiso ihany re ilay vrai amour eee any dago eeeee
Ary aza sombaina amin'ny prob-na vehivavy reeeeeeeee ty fianarana, io no mba tresor hananao ka concentres-toi a tes etudes d'abord....
De bonne chance eeeeee
ny ahy fiheverako an'ilay any andafy amour ephemere, ka raiso ihany re ilay vrai amour eee any dago eeeee
Ary aza sombaina amin'ny prob-na vehivavy reeeeeeeee ty fianarana, io no mba tresor hananao ka concentres-toi a tes etudes d'abord....
De bonne chance eeeeee
50. mimiso
(
30/11/2005 18:01)
Fa enao zany sady Biko no Levy hihihihi...
Refa manao zavatra ry zoky de mba saintsaino tsara alo vao manatanteraka fa raha izao cas-nao izao ane ka aza mahavoa ny goavy manta fa ny vokany tsy ho laitra, de mahereza letsy a!
Refa manao zavatra ry zoky de mba saintsaino tsara alo vao manatanteraka fa raha izao cas-nao izao ane ka aza mahavoa ny goavy manta fa ny vokany tsy ho laitra, de mahereza letsy a!
51. Biko
(
30/11/2005 18:35)
Azafady re re olona fa tsy mitovy velively mihitsy ilay Biko sy Levy. Io Levy io namako niara-nianatra, no nanoro ahy ity serasera ity. Nomeny ahy ny solon'anarana sy ny tenimiafina dia nisy fifandisoana. Manao azafady manokana @ Levy, fa efa misaritaka koa moa ny tena, exam koa mbola omanina.
Misaotra antsika rehetra fa misy hodinihana. Misaotra namana nanoratra manokana .
Misaotra antsika rehetra fa misy hodinihana. Misaotra namana nanoratra manokana .
54. diamondra27
(
01/12/2005 00:52)
fijo, biko: diavolanko lava ny kilalao mbola ho ela de bon courage zany kou
56. vivi
(
01/12/2005 09:32)
na vahiny na gasy fitivana marary daholo ! fa aza vava hotranizany! tandremo ihany fa sao d any @ examen no mivaly ilay zavatra e!
57. hesham
(
01/12/2005 13:49)
zay hitanao fa ahasambatra anao mandrakizay no raketo eee .:-D:-D:-D:-D:-D zany hoe alaivo alaivo ambany , avadibadiho tsara :-D:-D
58. Veloo
(
01/12/2005 17:33)
Fijo aaaaaaaaaaaaaaaa njy ko tsy mba mamaky tsara
samy gasy izy roa kely....:P
samy gasy izy roa kely....:P
59. Biko
(
02/12/2005 07:20)
Mbola mamerina fisaorana ! Ndeha hanao stage lavidavitra ny toeram-pianarana aloha izao. Misy fotoana handinihana, ho ahy sy ho azy satria efa somary nolazaiko an-kolaka ny zavatra tsy maintsy hatao sy hirosoana !Dia tanety lava misy isainana ( veloo: Tsy gasy ilay izy fa mitovitovy @ gasy )Mirary soa
60. Veloo
(
02/12/2005 16:26)
biko hay ve e...ka karazan'itony philippine tony zany ko :{:{
fijo a azafady aky za zany no tsy nahay namaky an :oops:
fijo a azafady aky za zany no tsy nahay namaky an :oops: