Mila toro-hevitra, halohalika ny ranom-bary! vonjeo

21. hesham ( 30/11/2005 03:30)
Sao dia ilay any dago no tokony asina resaka , raha ny fazahoko an`io resaka io an dia ilay any dago no tena tinao sy tia anao satria tsisy resaka interet mintsy ny anareo 2 h@ voalohany . Fa zao kosa , diniho tsara hoe iza no mety ahasambatra anao kokoa na ara-pitiavana , na ara-toekarena .Sao pitie fotsiny koa no tena mibahana ao antsainao ny @ 1 amin`izy 2 fa tsy tena fitiavana .Tokony miresaka @ ilay eo ankaikinao ianao ny zavanisy t@ ianao mbola tany dago , azavao aminy hoe nisy olona niaraka taminao alohan`ny nialanao tany dia hitanao eo ny fihetsiny dia eo ianao manapakevitra amizay , teneno azy doli doli an na ny fisehoana ary . Raha miresaka aminy manko ianao dia hitanao hoe olona comprenhensive izy na jalouse trop , na egoiste sns , eo @ iresahanao aminy no ahitanao ny toetra maro2 mety ananany dia anao amizay ny safidy . Tsy haiko na mety ilay sosokevitra fa mahereza e.
22. dadabe ( 30/11/2005 05:17)
Mpandefa : Biko [ Valio ] 29-11-2005 23:37:27
Lohateny : Mila toro-hevitra, halohalika ny ranom-bary! vonjeo
Tena faly be ny tenako nahita ity serasera ity, natoron'ny namana iray, ka mba mila toro-hevitra fa dia mijaly loatra. Tovolahy, 29 taona. Manohy fianarana am-pita. Manana olon-tiana, tany Madagasikara, mbola tsy vita fomba fa efa vita seho, tsy afa-natomboka nefa ny raharaha, satria niandry ny cour taty ivelany, voatery nilaozana aloha ilay olon-tiana sy tia. Nifanoratra tsara, sy nifandray @ fitaovan-tserasera samihafa.
Tamin'ireo mpiara-mianatra dia nisy ny nifanerasera tamiko, indrindra ny tovovavy, tsy dia mifanalavitra @ gasy loatra koa moa ny fomba sy ny zavatra hafa aty @ zareo. Raiki-pitia azy aho( mitovitovy koa manko izy roa) . Sendra olana ara-ekonomika koa aho avy eo, ka nanampy be ahy izy sy ny R.R mihintsy aza. Efa mifanersera be @ izy ireo aho. Ny loza dia izao, mikasa ho tonga any Dago ry zareo, hiaraka amiko rehefa vita ny fianaran, na ahoana na ahoana.
Ilay any Dago aloha tsy mbola mahalala na inona na inona fa dia miandry sy manantena. Ny aty misisika tsy hay ankifika sady tiako koa ilay izy, vonona @ lafin-javatra rehetra eny hatram'ny finoana ananany aza. Tsy hitako izay hatao mila ho lasa adala aho indray2, nefa efa akaiky ihany ny fotoana. Mandray risika tanteraka aho manoratra izao raha hitan'ilay olona iray manko ity avy hatrany dia ho fantany.

henjana izany ry akama fa mivavaha d hain'i Tompo izay mety ho anjaranao a,tadidio fotsiny fa ny todim-pitia manodiava a
23. dadabe ( 30/11/2005 05:22)
Mpandefa : Biko [ Valio ] 29-11-2005 23:37:27
Lohateny : Mila toro-hevitra, halohalika ny ranom-bary! vonjeo
Tena faly be ny tenako nahita ity serasera ity, natoron'ny namana iray, ka mba mila toro-hevitra fa dia mijaly loatra. Tovolahy, 29 taona. Manohy fianarana am-pita. Manana olon-tiana, tany Madagasikara, mbola tsy vita fomba fa efa vita seho, tsy afa-natomboka nefa ny raharaha, satria niandry ny cour taty ivelany, voatery nilaozana aloha ilay olon-tiana sy tia. Nifanoratra tsara, sy nifandray @ fitaovan-tserasera samihafa.
Tamin'ireo mpiara-mianatra dia nisy ny nifanerasera tamiko, indrindra ny tovovavy, tsy dia mifanalavitra @ gasy loatra koa moa ny fomba sy ny zavatra hafa aty @ zareo. Raiki-pitia azy aho( mitovitovy koa manko izy roa) . Sendra olana ara-ekonomika koa aho avy eo, ka nanampy be ahy izy sy ny R.R mihintsy aza. Efa mifanersera be @ izy ireo aho. Ny loza dia izao, mikasa ho tonga any Dago ry zareo, hiaraka amiko rehefa vita ny fianaran, na ahoana na ahoana.
Ilay any Dago aloha tsy mbola mahalala na inona na inona fa dia miandry sy manantena. Ny aty misisika tsy hay ankifika sady tiako koa ilay izy, vonona @ lafin-javatra rehetra eny hatram'ny finoana ananany aza. Tsy hitako izay hatao mila ho lasa adala aho indray2, nefa efa akaiky ihany ny fotoana. Mandray risika tanteraka aho manoratra izao raha hitan'ilay olona iray manko ity avy hatrany dia ho fantany.

henjana izany ry akama fa mivavaha d hain'i Tompo izay mety ho anjaranao a,tadidio fotsiny fa ny todim-pitia manodiava a
24. bnoty ( 30/11/2005 05:51)
tena mafy be ny manjo anao aloha fa dé tsy misy afa-tsy ny miresaka araka ny tenin'i hesham teo koa raha amiko aloha, satria tena possible hoe samy tena tinao be izy roa vavy!!!, dé 'lay eo akaikinao aloha resahina ny zava-misy rehetra! fa mino aho fa raha tena tia anao izy an! mandefitra izy, hafoiny ho anao zay fanampiana rehetra nataony anao ary ho tsofiny rano ianao tsy hamitaka 'lay any dago, fa aleony izy aza no voafitakao! ary @ zay mantsy tsy maintsy misy fanantenana ao anatiny fa tsy maintsy ho tojo ny tsara kokoa noho ianao izy na dia ny soa nataony taminao fotsiny ihany aza!!! dé aza andrasana tara loatra miteny aminy ny zava-misy rehetra mba ahafahany koa manova ny programmany sao efa mikarakara be ny fitsenana anareo aty ny fianakaviany....!!!!
25. naritsimba ( 30/11/2005 05:55)
Sarotra io rehefa tena iainana fa tsy mora akory.
Anjaranao no mandanjalanja tsara, raha izaho no eo @ toerana dia notsoriko t@ ilay faharoa ny zava misy dia anjarany no misaina, lazao azy fa efa misy talohany aty Madagasikara ka tsy afaa ny hanatanteraka ny faniriany ianao, raha misisika moa izy dia azy ny azy.
Hoy ny fitenenana hoe: SAO LAHY MAHITA NY AKANGA TSARA SORATRA KA HANARY NY AKOHO TAMANA AN-TRANO.
Mato ilay voalohany niaritra sy nniandry an'ise dia satria izay maharitra vadin'andriana. KOa mandiniha tsara, alaivo ambony alaivo ambany fa aza maika tsy faingana, fa manaova dian-tana banjino ny ho avy, ary todiho ny lasa.
Izay r'ise fa dia mahereza.
26. tiam ( 30/11/2005 06:03)
izay tena tsapanao fa tinao tsy misy fangorahina hiharahina
27. Herimiafina ( 30/11/2005 06:08)
jennifer2: ka zaha nie mila manao plein vao mi-roula e, sady zah tonga d emi-roula be de tsy mety matavy.

Eo anatrehan'ny zavatra manahirantsaina toy izao dia mila fenoina kalongany ny vavony klé,zay vao miheritreritra, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
28. pika ( 30/11/2005 06:09)
ataovy atsapaka e :-D:-D
izay heverinao fa mendrika ny ho vadina iarahana fa io mantsy no hiharaka mandrakizay
29. Herimiafina ( 30/11/2005 06:13)
Tsy mety ny miheritreritra an'izany kanefa ilay iray mbola any andakira any, aleo aloha hita maso daholo izy roa vao misafidy klé, manjary tsy mitovy ny chance-n'izy roa,

ilay iray hitanao maso izao no tonga de mandresy raha hisafidy ianao.

tsy tadidinao tsony angaha le fiarahana mamy tany Dago, le mifandamoro isankariva, historica be isankarazany sa lasa ririnindasa tsy tsaraoana, sady Dago no tanindrazana klé.

Vahaolana goavana: mandehana any Dago de jereo akaiky kalongany le iray de ataovy ny safidy. Okay? hehehehe:wink::wink:
30. fasaly ( 30/11/2005 06:37)
dadabe:


tadidio fotsiny fa ny todim-pitia manodiava a



kou samy tia lay roa vavy amzao de tsy maintsy ho tratran'izay ihany raha vao hajanona ny iray amin'izy roa vavy knou!
31. Herimiafina ( 30/11/2005 06:39)
Mihatra le modely Mini-Max regret an-draherimiafina eto klé, refeso ampaminavinana ny habean'ny tody mety ho azo amin'ireo safidy roa ireo de ze kely tody probabla injinja safidina klé. hehehehe:-D:-D:-D:-D
32. Biko ( 30/11/2005 07:49)
Misaotra @ toro-hevitra rehetra ry namana isany ! Misy ho fakafakaina sy dinihana.
- Ilay aty ivelany aloha tsy misy hoe resaka dette, na dia nanampy ahy ary izy t@ zaha tojo fahasahiranana. Sady efa taty afara be t@ fifandraisanay.
- Raha resaka interet ekonomika @ izy ireo dia tsy misy idirako mihitsy satria samy manana ny maha-izy azy izy ireo. Sady mba manana ny ahy koa aho.Sady tsy tsara raha hoe interet no hitondrana azy.
- Tsy afa-hipetraka aty ivelany koa aho satria ny orinasa no nandefa, sy niantoka ny fianarana. Donc, tsy maintsy mody.
- Zandriko vavy 1 ihany no mahalala izao zava-misy izao @ fianakavianay. Raha i Neninay no mahalala izao, dia asa izay hanjo ! Misaotra betsaka anareo rehetra ! Samia ho tahian'Andriamanitra avy!
33. Samoana ( 30/11/2005 08:10)
Hisaino tsara ny fanapahan-kevitra raha efa vita seho izany. Ampitahain-drangà foana izy 2, izany hoe ilay voalohany no tena izy ao @ sain-drangà fa ilay 2ème toy ny "photocopie " raha ny fahazahoko ny resaka.
Tsy manakiana ny fiarahana @ vahiny aho saingy na misy marimaritra hitovizana aza à court terme dia ho tsapan-drangà fa mifanalavitra be ny fomba amam-panao rehefa ela niarahana ny tsy mitovy fiaviana.
Mifanakaiky hevitra @ Cutie, Veloo, Herimiafina, Mimiso ary Naritsimba ny tenako fa ny safidy farany moa an-drangà ihany. Aza ela safidy sao votsi-droa !
34. Biko ( 30/11/2005 08:11)
Tohiny ihany ! Efa tsy haiko intsony ny mandanjalanja hoe iza no tena tiako @ izay roa ! Efa nandinika hoe tokoa ny mety ho reaction. Raha hazavaina, ilay any Dago aloha tena hijaly be tokoa e ! sady ary mety hanao zavatra tsy ho voahevitra aza ! Ilay aty koa mitovitovy amin'izany. Tsy hitako e !
Izy araka ny voalazako dia misy hitovizany, na toetra na fombafomba na endrika sns...izy tsy miteny gasy fotsiny. Mila hahalasa adala e ! manjavona ny lanitra sy tany, etude mivaralila !
Eny e ! tsy maintsy hanapa-kevitra na ho ela na ho haingana ! Marina tokoa ny hoe raha ela loatra mety hihagravy ny olana !Any andro holazaiko eto ny vokany sy tohiny izao zavatra izao ! Miantso an-telefaonina mihintsy izao ilay aty @ zao zaho manoratra izao !
Mirary soa antsika rehetra e !
35. Samoana ( 30/11/2005 08:26)
Asa mifaly mi-jongl fotsiny fa ny taonan'ny fahatanorana tsy azo asiana frein e ! Mety efa mba miandry zafikely koa i Neny !!
36. majesty ( 30/11/2005 08:53)
Mahaiza zany elah misafidy de tandremo fotsiny sao de manenina avy eo de miomana hizaka izay ho vokany.
37. kilalaki ( 30/11/2005 08:59)
raha ny hevitro r'akama de aleo ilay any dago raha ohatra tsy hitanao akory izay zavatra tsy nety ka nataony anao fa sao de hanananao tsiny ho entinao mandritra ny fiainanao,nefa aloha ianao efa ela be no tonga taona ka dia tompon'anjara betsaka @n'ny safidinao ianao ,zay fa mahereza de mba diniho lalina ihany tsy hanenenana
38. fiaritiana ( 30/11/2005 09:25)
Raha ny hevitro lo ry Biko dé mitovy ny hevitry ny namana zay niteny oe aleo le any dago, vo nareo sy le taty an dafy niaraka dé tokony hanazava enao oe efa misy ohatr izao any dago sady tsy mieux ve tsika gasy mba miteny gasy e! lé any an dafy ozy enao tsy miteny gasy,tsy gasy angaha izy? HAFA IHANY ILAY VOALOHANY E!ary na oviana na oviana tsy maintsy tedavinao ihany le any dago refa leo an io ray io enao!!
mahereza ry akama!!
39. xxx ( 30/11/2005 09:37)
Vahivavy aho fa Raha za no teo @ toeranao d nataoko ny safidy oe iza no tena tiko sy tena tia ahy ary tena mety amiko - reefa vita zay d lazao zay tsy nofidianao fa ra tsy manao anzay enao d tia tena b miitsy -
sois franc avec toi-même d'abord - avec les otre après -
tu sais , le mariage c'est pour la vie alors à toi de faire ton choix
sarotra b fa je crois que tu y arriveras
bon courage!!!
tsy maintsy hi blésser ny iray @izy roa vavy enao fa zany hoe pnese une bonne fois pour toute à ton avenir d excuz toi après
40. tsingy ( 30/11/2005 10:03)

Zavatra mety mitranga ami fiainana zany nefa aza manary ny efa nanankina ny fonao taminy raha tia anao izy, tsotra sady tsara mandinika avy eo maka fepetra hentitra ampahendrena milaza ny safidinao ampahibe maso ianao d aza manambady 2 zany zoklah ah ,mamy daholo ny hazo rehetra fa hafa ihany ny fary e.
Bonne chance
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3439