fanalan-jaza! saro-pady dia saro-pady...

81. jentilisa ( 01/12/2005 15:44)
ary misy manao pub amin'ny zavatra tsy ara-dalana an
82. ravakamalala ( 01/12/2005 15:59)
henjana be oa!! efa tena tsy kely lalana ntsony ry zalahy!
83. fijo ( 01/12/2005 22:15)
tandremo ihany,fa za wa henoina dia milamina
84. ari.malala ( 02/12/2005 06:31)
we manin ary hoy ifijo e, liana b mints za ;)
85. Herimiafina ( 02/12/2005 21:48)
Otsan'ny mila manala zaza izany zah hahitako azy na mety na tsy mety fa tena mifangaro be le hevitra klé, hehehehe:-D:-D:-D:-D
86. fijo ( 02/12/2005 22:06)
ari ,hoe za ihany henoina ka
87. ravakamalala ( 10/12/2005 15:34)
tsy hita ntsony marina izy refa eo i fijo!!!! ary ianao ZORRO an!:wink:
88. fijo ( 14/12/2005 21:50)
ka tratran'ilay fijo dia nidila ka
89. ravakamalala ( 14/12/2005 22:40)
soa ihany zay fa manana anao!
90. watafon ( 15/12/2005 07:19)
fijo , tsy le balita naman'là tary ihany v ity e ?
91. fijo ( 15/12/2005 21:45)
izy mihintsy io ka.hi hih hi,akama io an
92. jentilisa ( 16/12/2005 08:26)
mbola fampidiran-dalàna ny resaka ny sasany aiza sahady?
93. fijo ( 16/12/2005 19:01)
nisitrika ny sasany ka
94. jentilisa ( 19/12/2005 14:29)
nalàna ve dia nisitrika?
95. fijo ( 21/12/2005 19:39)
ieeeeeeeeeee
96. toubib ( 06/01/2006 11:39)
Matoa koa misy ny tinady dia misy ny tolotra e! aza tonga d manameloka be fahatany na be sentiment. Raha amiko klou dia tokony asiana fanamboarana ny lalàna mikasika azy io toy ny any am tany sasany. Alalahana fa tsy tena oe atao baranahiny kosa na d zany aza, oh oe alohan'ny 12SA iany no azo atao. Ampy ieritreretan'ny reny tsara mantsy io fotoana io ka refa tsy tapa-kevira alohan'io izy dia midika izay fa zakany tsara le entana. Ary tokony ho izay tena manana traikefa amzany no mandray antànana izany; Tadidio nge fa mbola ny aty am ville iany no itanareo mba ara-penitra ny "prise en charge"-ny fa any ambanivoitra any na tsy te anao aza ny dokotera sasany dia lasalasa saina iany fa matetika raha tokony ho aina iray no "sacrifié-na" dia matetika 2 no lasa noho ny tsy fahalalana sy ny fanaotaovana foana. Raha mandà ianao dia tsy ijanona eo io ol io fa tsy maintsy mitady vahaolana atrany izy. etsetra etsetra.
97. fijo ( 17/01/2006 21:18)
izay indrindra mantsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2565