fanalan-jaza! saro-pady dia saro-pady...

41. ari.malala ( 11/11/2005 14:13)
Herimiafina:

Be koa ny malagasy no manambady olona efa niteraka kah. Zah mahafantatra bedabe, ohatra hoe dadanay sy mamanay.



tena za vao naika hamaly, fa za zao efa nanan-janaka talohan'ny nakàn'ny vadiko @zao fotoana izao ahy ko...ts hitako izay olana...
42. ravakamalala ( 11/11/2005 14:40)
Eny e! betsaka ny malagasy no manambady olona efa niteraka fa raha oharina aminy tany occidental dia ny an ny malagasy mety ho sakana tsy hanambadiana olona iray ny fananany zaza fa ny an ny vazaha tys mipetraka firy ny fanontaniana.
"Maloto ny dossier" ozizy ry zareo zay
43. jentilisa ( 11/11/2005 15:47)
raha mbola tsy nanambady mhitsy ilay naka dia sarotra be na dia misy aza satria izaho tena mahafantatra tsara mihitsy hoe ny olona manambady na dia olona efa niteraka aza.

ny fieritreritry ny gasy hafa no tena mbola sarotra ny misedra azy ho an'izay hiditra!
44. fijo ( 11/11/2005 21:46)
ravaka sy XXX,ka mba hialana amin'zay miafinafina izay indrindra no tokony hanasivana lalana mifehy ny fanalana zaza.
amiko tsy mitovy ny atody(latsaky ny 3volana)sy ny efa zaza ateraka hafaka 9 volana.ny iray efa hary daholo ny vatany"efa olona",ny iray mbola teboka kely tsy mbola misy izay maha olona azy.ka tsy tokony hampitoviana ny manala atody latsaky ny 3 volana sy ny mandevina zaza teraka 9 volana
45. jentilisa ( 12/11/2005 06:07)
tahaka ny hoe inona ny itovizan'ny atodiakoho nakotrika telo andro sy ny akohokely vao foy e!
46. jentilisa ( 12/11/2005 06:11)
ratsy ity ohatra ataoko ity nefa na dia izany aza. Tsy mitovy ny lanja apetratsika raha ny moka no vonointsika sy ny omby no vonointsika! samy aina ireo! saingy ny iray tsy maintsy mahazo alalana...efa napetraka hisy alalana! raha hiteny manko isika hoe vao misy aina iny dia efa manankasina izay...asa tena marina tokoa ve izany eo amin'ny fiainana andavanandro?
47. ravakamalala ( 12/11/2005 14:20)
Eeeee!! aina amin ny mahaolona anie no resahina e! olombelona no resahina fa tsy zava manan'aina, ka tsy tokony afangaro satria isika efa nahazo alalana ny hanjaka amin ny zava maniry sy ny zava manana aina, fa tsy natao hanjaka amin ny olombelona.
Ny olombelona, ny siansa, no milaza (hypothèse) fa ny zaza ao anatin ny kibon ny reniny latsaky ny 1 volana sy tapany dia mitovy amin ny atodin ny biby. Mbola fihevitr olombelona fotsiny izany.
48. pitchou ( 14/11/2005 21:38)
samy aina daholo na ny an'ilay vhv bevoka tsy fidiny na ny an'le zaza! amiko tsy any no mipetraka ny olana fa question de principe: nahoana no le vhv no asina mizaka ny tsy fidiny azy? (tsy fidiny satria tsy niriny)
tsy voatery resaka feeling akory aza ny sasany d terenareo v hizaka izany mandra-pafatiny? fa maninn no tsy le lhl ohatra?
matetika rehefa mivady le olona d bdb ny mihevitra fa manana zo bebe kokoa @ le zaza le rangah satria rainy, kou nahona rehefa tsy fidiny no tsy izy no faizina?
49. ari.malala ( 15/11/2005 11:49)
marina aky zany ry pitcou... ny lhl manko mbola mihevitra azy ireo ho kapain-tsy hita fery anie e...fa ity tenin'i fijo ity ts maha dakor ana, hoy ianao,
amiko tsy mitovy ny atody(latsaky ny 3volana)sy ny efa zaza ateraka hafaka 9 volana.ny iray efa hary daholo ny vatany"efa olona",ny iray mbola teboka kely tsy mbola misy izay maha olona azy.ka tsy tokony hampitoviana ny manala atody latsaky ny 3 volana sy ny mandevina zaza teraka 9 volana
tadidio tsara, fa vao 4 semaines ao ankibo ny zaza d efa mitempo ny fony,ary efa manomboka àry eo daolo ny mahaolona azy, noho izany ts atodya raka ny iheverantsika azy iny fa efa olona mintsy. http://www.doctissimo.fr/html/grossesse/appli_interactives/neuf_mois.htm
50. ravakamalala ( 15/11/2005 18:57)
http://www.fatima.be/fr/bebes/index.html#vie

tsy mampalahelo anareo ve zao?
51. ari.malala ( 16/11/2005 06:33)
ie, namaky tsara an'io site nalefan'i Ravaka io ah, d mbola hisy sahy ihany v nareo hiteny hoe legaliser o @zay ny avortement?!!!
52. xxx ( 16/11/2005 07:31)
ts azoko le olona miseho ho contre ny avortement nefa anie de misy manao ihany le izy e, là je n'ai pas compris misy olona de mizesta hoe contre ny avortement nefa manao izy de inn n dikan zany.
za ts contre ny avortement fa misy kosa situation ts azo anoharana enao matoa manao an le izy.. fa ny azo atao fotsiny de we mitandrema..
53. ari.malala ( 16/11/2005 08:10)
xxx> hainao ery v ny manenjika satria tsy mbola tratra enao??? ts manin fa ts hanome tsiny anao aho, fa zao fts, tsisy mhy mandeha toy ny akoho fa refa eny ambony sahafa solafaka ihany hoy ny fitenenan-drazana, ary tsy ifanenjehana ny fiainana. Raha tsy mbola nanao ianao d tsara b, aza manao, fa refa efa nanao kosa d moramora ihany le vava b
54. xxx ( 16/11/2005 08:19)
ari.malala< aza de tezitra be mo e...justement za efa nanao matoa za miteny ani zany nefa za miteny fa ts contre za satri efa nataoko le izy fa matoa za nanao an le izy de tena situation ts azo anoharana.. de zay fotsiny ny tiko lazaina wa fa manin misy olona manao le izy nefa contre izy... zay no ts azoko debat misokatra ko io...
55. chipie1 ( 16/11/2005 13:18)
ka matoa manao dia tsy contre zany kou ?
56. ravakamalala ( 16/11/2005 16:29)
tsisy manenjika anie eto ry xxx e! nga moa nisy nanaratsy teo fa miteny hoe saropady ny fanalanjaza satria ...(ireo ambony ireo) dia tokony hitandrina. fa tsisy manenjika anie e! Samy mandia tany sy miloloha lanitra e!
57. Herimiafina ( 16/11/2005 17:58)
Ie, raha tsy contre mantsy de lasa manao azy foana. Rah contre njay de mety injepa ihany no nanao de nahita hoe tsy nety. hehehehehe :-D:-D:-D:-D
Izay le frein morale e.
58. fijo ( 16/11/2005 21:55)
jereo tsara ery ambony,fa za dia tsy manohitra le izy,nefa kosa tiako raha asiana fepetra,fa tsy 6 volana na 5 volana vao esorina.tokony ho ferana hoe izy mbola vao manaomboka iny dia esory,fa eo izy mbola tsy olana.
59. fijo ( 16/11/2005 21:57)
ohatra kely,raha mihinana atody enao an,tsy olana,fa raha efa akohokely ny ao,tsy atody intsony izay.
ary manamafy iry voalazan'i pitchou ery ambony iry koa aho.
60. ari.malala ( 17/11/2005 06:26)
fijo a, vao 4 semaines wa izy d efa mitempo ny fony donc efa olona izy izay, nefa tsy fantatra iny raha ts efa tara herinandro na mihoatra ny fotoana, zany hoe efda nihoatra ilay 4 semaines...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6226