fanalan-jaza! saro-pady dia saro-pady...
61. jentilisa
(
17/11/2005 07:15)
Raha amin'ny resaka malagasy indray ary! satria gasy isika. fiteny ny hoe nitondra biby an-kibo. Ahoana ny amin'izay? tsy niteny hoe nitondra olona an-kibo fa biby an-kibo.
62. ravakamalala
(
18/11/2005 13:40)
ilay fiteny hoe nitondra biby an kibo raha ny fijeriko azy dia ny filazana fa mafy ny mitondra vohoka, oharina amin ny biby ilay zaza satria maha be raharaha an ilay reniny, mamizana, tsy mampahita tory, tsy ahafahana manao ny atao. fa tsy dia hoe mitovy amin ny biby akory ilay zaza.
sa aona?
sa aona?
63. fijo
(
18/11/2005 22:21)
an an biby satria tsy mbola olona,ny olona ry zareo efa misy tanana tongotra loha vatana an.4 herinandro ve dia efa ary irao?????????
65. Herimiafina
(
22/11/2005 22:05)
Eto aty tezaiko fa zah kou tia biby be mahintsiny, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
66. jentilisa
(
23/11/2005 08:09)
sao dia hoe biby satria tsy mbola nisy tomany avy aminy, mbola tsy noheverina ho olona eo amin'ny fiaraha-monina; tsy mbola tafiditra am-pasan-drazana na ny marna kokoa tsy mahavoha fasan-drazana!
Mbola biby koa satria tsy mbola nahazo anarana? isika ankehitriny no mihevitra mialoha ny nanaran-janatsika rehefa teraka fa ny taloha dia araka ny zava-misy ka izay no nahatonga ny anarana ho Ralambo ohatra!
Mbola biby koa satria tsy mbola nahazo anarana? isika ankehitriny no mihevitra mialoha ny nanaran-janatsika rehefa teraka fa ny taloha dia araka ny zava-misy ka izay no nahatonga ny anarana ho Ralambo ohatra!
68. ari.malala
(
23/11/2005 11:17)
fijo:
an an biby satria tsy mbola olona,ny olona ry zareo efa misy tanana tongotra loha vatana an.4 herinandro ve dia efa ary irao?????????
fijo a, jereo io site napetrako eo ambony eo io d araho tsara d hohitanao. Fomba fiteny fts amiko io nitodra biby ankibo io.
69. ravakamalala
(
23/11/2005 14:13)
Mbola biby koa satria tsy mbola nahazo anarana?
ny biby anie ry jentilisa omena anarana koa e! midika ve zany fa olona izy? milou, loulou, médor,...
ny tena fanontaniana mipetraka dia hoe inn no critère maha olona, inona no maha olona?
ka ny ahy zao dia hoe rehefa aina tonga avy amin ny alalan ny olombelona dia olona. Za zao vao nanao an'ahy dadanay sy mamanay dia efa olona aho fa tsy hoe : biby ianao nandritra ny 11 semaines ry ravakamalala zay vao olona.
70. xxx
(
23/11/2005 14:41)
marina zany, vao mitsaika iny dia olona ka, ilay "aina" efa ao no maha-olona azy
72. fijo
(
24/11/2005 23:50)
amiko aloha tsy mbola misy inona loatra raha ilay teboka kely iny no esorina e.
73. Herimiafina
(
25/11/2005 19:14)
Zah zany otsan'ny te hanamboatsa zaza tsy nirina izany injay klé, zany zao no mbola tsy hitako, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
75. jentilisa
(
26/11/2005 09:09)
ny biby tiana atao namana no omena anarana! lasa heverina ho toy ny olona mihitsy izy!
marina tokoa fa ny biby aza nomena anarana fa ny teto madagasikara mety ho tsy nanao izany loatra! medor sy milou izany manko tsy anarana gasy!
marina tokoa fa ny biby aza nomena anarana fa ny teto madagasikara mety ho tsy nanao izany loatra! medor sy milou izany manko tsy anarana gasy!
76. balite06
(
30/11/2005 11:33)
ny fanalana zaza dia famonoana ny zaza vao ao ankibo ka sokajin'ny famonoan'olona ary izay no hanenjehin'ny lalàna azy , marobe anefa ny antony ary ny vehivavy hatrany no victime amin'ireny vohoka tsy nirina ireny ho ahy dia manao aho ary mampiasa ny fomba medikaly matotra en securité total ,resaka 7mn dia milamina ianao sy ny adintsinao,le tout en 200 000 fmg (afaka miady varotra selon le cas),salama tsara ianao rehefa avy narary kely 15 mn.
kontakteo aho am kotoali2000@yahoo.fr
kontakteo aho am kotoali2000@yahoo.fr
77. ravakamalala
(
30/11/2005 14:01)
misy inn loatra ary ao amin io kotoali2000@yahoo.fr io, hatraty k'hatrary!!!!
salama vatana angamba fa tsy ho salama saina, asa nefa aloha?....;
salama tsara ianao rehefa avy narary kely 15 mn.
salama vatana angamba fa tsy ho salama saina, asa nefa aloha?....;
79. ari.malala
(
01/12/2005 11:15)
ravakamalala; hihihihi aza mena tsiny ky izy fa efa sarotr any fianana d mila mitady vol a@ alalan'ny fomba moramora a :-D:-D:-D