Vokatra ny karaoty

81. ari.malala ( 11/11/2005 05:45)
:-D:-D:-D d mahita tenenina mints nareo ka! :-D:-D:-D
82. mamzelkely ( 11/11/2005 06:38)
Ragadona< ts efa expressif ve reo sry reo e..:-D:-D
83. Ragadona ( 11/11/2005 07:07)
Eny e fa....
84. bozimanga ( 11/11/2005 07:16)
:-D:-D:-D
85. mamzelkely ( 11/11/2005 08:43)
eny e fa.. inn :roll: :-D:-D
86. Ragadona ( 11/11/2005 13:31)
. . . fa hafa ihany ny "teny" e
87. ari.malala ( 11/11/2005 13:35)
d in fts no nanaovana an'reo zany? :)
88. Ragadona ( 11/11/2005 14:12)
Hampiasaina refa kamo manoratra iny re ry ari.malala a...
89. ari.malala ( 11/11/2005 14:21)
zay anie wa e... :)
90. Ragadona ( 11/11/2005 14:45)
Hay toko mo tsika kamo::o
91. mamzelkely ( 11/11/2005 15:37)
ts kamo ka.. mazoto fôna..:°):-D:-D:-D
92. Ragadona ( 11/11/2005 16:15)
o^o:-@=D
93. Dezy ( 12/11/2005 11:15)
Ragadona,mieritreritra lé karoty sy navet mitanin'andro reo de tsy hitany zay tenenina fa ny sary ao an-tsainy ao,sady we:ahona no anosorana kréma azy??:-P
94. Ragadona ( 12/11/2005 13:08)
Tena marina letsy zany. D eo varina eo, toa faly ndraindray, nefa ko toa tsy dia sahy mijery manatrika, hany ka matetika eny am habakabaka foana no tazanina d ampina tsiky vendrana ndraindray, tena atahoran dry zareo le izy radezy a
95. dadabe ( 13/11/2005 08:01)
lasa mirediredy ny kilonga marina fa mety voky karaoty :-D:-D
96. Ragadona ( 13/11/2005 20:22)
Hoan reo mpankafy karaoty e
97. sasa ( 14/11/2005 06:04)
:-D:-D:-D:-D:-D
98. ari.malala ( 14/11/2005 06:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
99. mamzelkely ( 14/11/2005 06:50)
mhhhhhh iza avy zany ry ragadona:roll::-D:-D:-D
100. Ragadona ( 14/11/2005 07:34)
Njy nga tsy mba anisany ry mamzelkely ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7571