Vokatra ny karaoty
1. notron
(
05/11/2005 08:55)
Tsara zezika ary tsara karakara ny karaoty ka vokatra tokoa.
Nanapak'hevitra ary izy roa vavy fa hioty ny vokatra any an-tsaha miaraka @ angady sy ny harona.
Vao nangady anefa ity iray dia nahita karaoty goavana be noho ny mangahazo. Taitra noho izany izy ka niantso ity namany.
- Avy ange indry hijery ity karaoty ity e!
Avy ity faharoa ary taitra dia taitra ihany koa nahita ity karaoty ka hoy izy:
- Andray tena sahala ny an'i Radezy be mihintsy.
- F'angaha ngezabe sahala @ zao ny an'i Radezibe.
- Non, tsy ilay habeny no tiako ho lazaina fa ilay lotony ka.

novalian'i Veloo ny 20/11/2005 02:32
3. fasaly
(
05/11/2005 11:35)
kou karaoty extra zany kou! sady maloto no ngeza be toy ny mangahazo no mbola mitovy amin'ny an'i radeizibe, c la totale zany e!
4. tafita
(
06/11/2005 13:29)
Soa fa tsy nisy atao Radezibe tato marina fa saika nampihem ...........
14. dadabe
(
07/11/2005 08:59)
oadray le ,ary toa nisy an'
ity ato ?? hihihih soa ihany fa tsy radezibe ny anarako kle :@
ity ato ?? hihihih soa ihany fa tsy radezibe ny anarako kle :@
15. sasa
(
07/11/2005 09:18)
dadabe f'angaha moa ny an'anaran'lah tsy misy radezibe klé, toa surnom an'lah tam lah mbola tany morandava io kou:-D:-D:-D:-D
17. ari.malala
(
07/11/2005 10:18)
sasa:-D:-D:-D:-D:-D:-D ary efa nahita ny an'i dezy daolo zany ol matahotra anazy zany an!=))=))=))
20. mamzelkely
(
07/11/2005 13:01)
ka izy kosa no resaka eto de mampanaelo izy ko.. tratra ny nafenina..:-D:-D:-D