Vokatra ny karaoty
22. sasa
(
07/11/2005 13:43)
o ry dezy aiza elah fa misy te-hahita ny loton'ny le zavatra hono ny sipa ato am serasera klé, asehoy fa efa voavaky ihany ny solaitra e:-D:-D:-D
24. Veloo
(
07/11/2005 15:12)
fa ahona aloha no tena naloto ny an'i radezy e? :-D:-D:-D
nareo reto dia mampime mihitsy ka=))
nareo reto dia mampime mihitsy ka=))
25. Ragadona
(
07/11/2005 15:35)
Nareo koa be resaka ny amin ny loton ny an radezy, ra za alo no radezy d noteneniko koa ny zohy nisitrihan io zavatra io ka nampaloto azy...
27. Ragadona
(
07/11/2005 15:46)
Any aminay any bira no be karoty, mangatsika any ka nangatsika koa radezy ka efa nanomboka glacé le zavatra d mafy be,ka ao anaty zohy ihany no famanana azy fa refa mafana ao izy d mitera drano d lasa mihamalemilemy, normale am zay fa tsy ohatra ny vato intsony.D homenao tsiny am zany ve izy ?
31. Ragadona
(
07/11/2005 20:10)
Mba mitenena mo fa lay sary ange tsy dia tena mahalaza ny zavatra tiana holazaina ka manjary ny tombatombana no be.tsisy fantatro zao ny dikan reo pitrapitra be ireo farany aho hieritreritra hoe. . .
35. Ragadona
(
07/11/2005 21:24)
Ohatry ny mangina be manko fa toa lasa matory daholo angamba ny olona,hany ka na ny tena to sady manoratra no mitady hatory ka mety hiteniteny foana ndraindray
36. ari.malala
(
08/11/2005 05:44)
mamzelkely:
ka izy kosa no resaka eto de mampanaelo izy ko.. tratra ny nafenina..:-D:-D:-D
ounnn! tena efa nahita r'ireto i mamzelkely fa we tratra ony ny nafenina a!:-D=))=))tena efa nitsikilo io sipakely io kle=))=)) d nahita tany=))=))=)) d veloo ko ngamba satri ko veloo manontany tena we fa aôna no nampaloto ny an'iradezy=))=))=))=))=))
40. dadabe
(
08/11/2005 11:31)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 07-11-2005 13:18:24
Lohateny : Re : Vokatra ny karaoty
dadabe f'angaha moa ny an'anaran'lah tsy misy radezibe klé, toa surnom an'lah tam lah mbola tany
oadray le inn njay ity ry zama a?:{