Vokatra ny karaoty
122. fasaly
(
15/11/2005 19:18)
k'efa we raha voatelina tsy voatsako kou, fa mivoaka mankaiza ny vary tsakoin'i ngadona rehefa voatelina aky!??????hihihihi!
123. Ragadona
(
15/11/2005 20:03)
Ka tsy vary ange le izy e, ny vary madinika fa ny karoty ngeza, ny karaoty sokirina vao mivoaka, ny vary kapaina....
132. Veloo
(
16/11/2005 17:54)
=))=))=))=))=))=))=))=)) nareo reto mampime kle
ary mba tsy fohin'i ragadona mihitsy ity size ray ty kle. Tena hita fa tia karoty mihitsy enao ry ragodona an :-D:-D
ary mba tsy fohin'i ragadona mihitsy ity size ray ty kle. Tena hita fa tia karoty mihitsy enao ry ragodona an :-D:-D
133. Ragadona
(
16/11/2005 22:39)
Tsy d lay karaoty loatra no mahavarina ahy ato satria tsy d fihinako le izy e fa mba mamantatra ny fomba fankafizanareo azy
134. ari.malala
(
17/11/2005 07:25)
hahaha, ts d tiany ony nefa izyaza tamana ato:-D jereo ny dinika hafa ra misy anaranao fa ato ihanyenao no tena tamana b:-D
135. mamzelkely
(
17/11/2005 07:31)
Ragadona< iantsoy mecanicien less le taxi de am manara avion alaina a:-D:-D
139. abdy
(
17/11/2005 20:18)
sasana vao hanina.
tsy hanina ny raviny.
ny be saosy vinaigrette no tsara indrindra.
raha malazo dia lemana, dia mihahenjana indray
tsy hanina ny raviny.
ny be saosy vinaigrette no tsara indrindra.
raha malazo dia lemana, dia mihahenjana indray