tsy te ho sitrana?...

1. ari.malala ( 21/10/2005 13:23)
Tonga tao @ cafe anankiray ony zany Jesoa d niditra d niarahaba ny ol rehetra tao : manahoana daolo e, za Jesoa. D tsisy nino ny ol tao, aiza ko no haha Jesoa anareo fa tssss! d namaly ihany izy we za no izy ka:) d we porofoy aza, d nisy malemy nipetraka t@ fauteuil roulant nandalo d nametrahany tanana ny sorony d nitsangana le malemy d nande, sitrana zany. D nisy jamba ray ndray teo nisotro labiera d nametrahany tanan andray ny amsony d nahita tsara b le jamba. D nanatona ol fahateolo izy fa tonga d nitsoaka io sady niteny we aza kasihana ah, mialà any... d gaga zany Jesoa d nanotany anazy we fa misy in e, za anie tsy hanin anao fa hanasitrana e, d ozy le ol ka za fonksionera d za mbola conge maladie vao 3 herinandro zay...:-D:-D:-D:-D


novalian'i Veloo ny 16/11/2005 18:10
2. sonwin ( 21/10/2005 13:39)
:-D:-D
3. bichette ( 21/10/2005 13:45)
:-D:-D
4. pissoa ( 21/10/2005 13:49)
=))=))
5. majakely ( 21/10/2005 14:31)
:lol:
6. maditra ( 21/10/2005 15:32)
tssssssss fotsiny hozin'nakah.
7. Herimiafina ( 22/10/2005 13:31)
=))=))=))=))
8. sipagasy ( 22/10/2005 14:01)
hihihihihihihihih be kleeeeeeee
9. Herimiafina ( 22/10/2005 15:07)
Nody tany amparadisa izany i Jesoa fa tezitsa be tamin,ny olombelona. De nahita lahiantitra izay kou ary Jesoa teo anjorontrano, manjoretra be sady malomalok'endrika. Dia nanantona izy de nanontan.

Fa inona no mampanjoretra be anao toa io? Enao anie aty Paradisa e.
De hoy le rabainina hoe, misy zanako izay noheveriko fa efa aty amparadisa de tadiviko nefa tsy hitako de malahelo be anazy zah.

De nanontany njay Jesoa hoe fa inona moa no asanao teny ambonin,ny tany raha tsy mahadiso?
De ouzy rabainina hoe : "Mpanjafitsa, fa ahoana"

De nihoraka be Jesoa (sady falifaly be) nanao hoe: "Zozefa mon père marina"

De hoy rabainina, nihoraka be koa sady falifaly be nanao hoe:
"Pinocchio mon fils marina".

=))=))=))=))
10. xxx ( 22/10/2005 17:09)
tsy mampime
11. Herimiafina ( 22/10/2005 17:11)
F'angaha i toi te-hihomehy? hehehehehe:-D:-D
12. dadabe ( 23/10/2005 07:02)
:°)(l):°):@ hendry tsala doly fotsiny a!!
13. sonwin ( 23/10/2005 20:44)
asiana ditra ndraindray ihany ka:@
14. ari.malala ( 24/10/2005 05:58)
tonga ndray le mpanamaina adala be reto marina!!!

herimiafina, tsy ratsy ka:-D:-D:-D:-D
15. dadabe ( 24/10/2005 06:08)
toi ve ry ari tsy mba handray kely a:@:@ aveo :miam::miam: mba ho levona ytsra ,de sadyo^oo^o
16. mamzelkely ( 24/10/2005 08:11)
hanetroka njay zany ato klé...:-D
17. sasa ( 24/10/2005 08:15)
hi hi hi hi ari.malala njy mahita blague mintsy an:-D:-D:-D:-D:-D
sonwin sy dadabe mmmmmmmmhhhhhhhh nareo mitsam an
18. dadabe ( 24/10/2005 10:03)
:°)(l):°):@ henjy tsala doly amizay fa efa manomboka maka pilasy zah io
19. sasa ( 24/10/2005 10:36)
dadabe elah tonga io izao no mahatonga ny kilonga maditra kou
20. ari.malala ( 24/10/2005 10:42)
ddb ndozatra!!! tsy ilaina manamaina waaaaa :evil::evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4246