tsy te ho sitrana?...
21. dadabe
(
24/10/2005 10:48)
efa hoe mivoaha raha tsy mahazaka :°)(l):°):@
henjy tsala fotsiny toi hoaa:@
henjy tsala fotsiny toi hoaa:@
22. ari.malala
(
24/10/2005 10:51)
ddbndozatra!!! enao zao no tara avy any d mijapy train ko za no roahanao?:evil::evil:enao an!ahantona enao anie radada e!:-D:-D:-D
26. ari.malala
(
24/10/2005 12:03)
ô rey ol e, vonjeo mintsy ah fa asa in no tsy aritr'io dadabe io aty amiko aty fa tô ze dinika misy ah misy azy sy io henjy tsala io fôna, matahotra ah rey ol fa raha indray andro any misy ny tsy fahitana ahy d i dadabe atao ankety voalohany!!!:-D:-D:-D:-D:-D
27. sonwin
(
24/10/2005 12:52)
aleo aloha himeme fa mifanaza hatraty ka hatrary ari.malala sy dadabe :-D:-D
31. ari.malala
(
25/10/2005 05:31)
veloo, ka za aky tsy t ho lasa bebe zany mintsy a:-D:-Daleo hilam kle:-D:-D:-D:-D:-D
34. Herimiafina
(
25/10/2005 06:12)
Taiza ho aiza ary no nibolisatra le resaka tato klé? hehehehe:-D:-D:-D:-D
36. sasa
(
25/10/2005 10:49)
ny tantara d mbola mitohy e, d mitohy, d mitohy hatrany! lesy frera an, mba hain'lah moa io hira io?
39. sonwin
(
25/10/2005 12:53)
haitsika io hira io ka:), tantara mitohy foana e
mamzel mbola kely dia tsy maharaka ilay hira hihi, ataovy mamzelbe amizay e:wink:
mamzel mbola kely dia tsy maharaka ilay hira hihi, ataovy mamzelbe amizay e:wink: