tsy te ho sitrana?...
41. Veloo
(
25/10/2005 14:32)
dadabe a tena very ny tany aman-danitra fa tsy ao bebe kle :-D:-D:-D
aza atao oe mamzelbe kosa izy e mbola kely bilitika io :-D:-D
aza atao oe mamzelbe kosa izy e mbola kely bilitika io :-D:-D
42. mamzelkely
(
25/10/2005 15:29)
za anie efa be fa mba aleo alo le kaly ihany fa ratsy be zany mamazelbe za klé..:-D
44. dadabe
(
26/10/2005 03:47)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 25-10-2005 16:32:06
Lohateny : Re : tsy te ho sitrana?...
dadabe a tena very ny tany aman-danitra fa tsy ao bebe kle
very ahoana ry veloo?? ao mba toroy ao aza zah e:wink:
45. mamzelkely
(
26/10/2005 06:30)
veloo< kely ihany ny tsara ary e.. amizay mba ôtrany mafatifaty..:-D
50. mamzelkely
(
26/10/2005 12:22)
de za njay zany zao ny resaka a..:-w tairo ary e... mamazelkely izy amizy mafatifaty de ra mamzelbe izy d rats fa ts mafatifaty..:^):^):-D:-D
55. Veloo
(
27/10/2005 17:18)
oy dadabe oe:
ka i bebe no silam-boasarinao ka. Izy tsy ato mba hiresaka aminao any ka very ianao.
very ahoana ry veloo?? ao mba toroy ao aza zah e
ka i bebe no silam-boasarinao ka. Izy tsy ato mba hiresaka aminao any ka very ianao.
57. ari.malala
(
03/11/2005 14:33)
odry kendan'ny in ko ny ty njy ry veloo? :-D toa nivanjavanja mampatahotra? sa hantsointsika le mikasika d mahasitrana? :-D:-D:-D
59. dadabe
(
04/11/2005 10:28)
=))tratra ato koaa toi aza mihetsika tsony fa zah kounkou =))=))de aveo :@:@
farany :*:*
farany :*:*
60. ari.malala
(
04/11/2005 11:17)
veloo a ka njy anie nivandravandra beuu e, d ny ol refa kenda d ny masony avao midiridiry knou... za v nahalala fa mba naika hanampy anjy za nefa tô vao maika nanapaka ny tsinainjy le teniko:) zany we tsara ihany fa nipitika tao le nanakenda anjy ka:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D