tsy misy miala eo

61. hesham ( 24/10/2005 17:00)
tsisy sofazy anga any aminao , ary aza miambo vhv fa tsy mety :-D:-D:-D:-D sa zany no fomban`ny tsy mahazo vhv na tsy mahazaka vhv :-D:-D:-D:-D:-D
62. Herimiafina ( 24/10/2005 17:40)
Enao ngah te hivadika sôfazy, le sofaziko tsy alou vola? hehehehe:-D:-D
63. ravakamalala ( 24/10/2005 18:22)
retrouvailles n izy mitsam marina!!!
64. Herimiafina ( 24/10/2005 18:27)
Ie, retorouvaille manja be, tonga de ompa vary raraka be avy amin'i hesham de tatazako amin'ny vava le vary masaka fa zah noana de mamaly faty ny maty kou zah de manome fatsy tsy mifaditrovana bedabe de marary ny fon'ilay hesham io.

Efa mitady hanangana saina fotsy izy io izao.:-D
65. akamatiana ( 24/10/2005 19:43)
:-D:-D:-D
66. Herimiafina ( 24/10/2005 20:07)
Ary aiza ny nalehany teo e, lasa naka saina ngamaba fa nifoha njay le fery efa nakombona tany, le ratra nateraky ny fitiavana boay kely otsanah tsy nampoizina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2402